Tokony ho fitafiana Kristianina

81. prime ( 10/08/2006 12:35)
82. soanja ( 10/08/2006 12:47)
Zah mino an'i Masina Maria. Fa tsy andriamanitra akory izy ka hoe hivavahako. Fa tena mino ny fitahiany aho.
Inoako ny fisian'ny olomasina any an-danitra ary manotrona an'Andriamanitra eo akaikiny ary mitazana antsika evy eny ambony eny dia miresaka amin'Andriamanitra ireo.
83. prime ( 10/08/2006 12:51)
84. cutie ( 10/08/2006 13:04)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 10-08-2006 17:47:11
Lohateny : Re : Tokony ho fitafiana Kristianina
Zah mino an'i Masina Maria. Fa tsy andriamanitra akory izy ka hoe hivavahako. Fa tena mino ny fitahiany aho.
Inoako ny fisian'ny olomasina any an-danitra ary manotrona an'Andriamanitra eo akaikiny ary mitazana antsika evy eny ambony eny dia miresaka amin'Andriamanitra ireo.

Zany
za tsy katolika ka tsy mino an'zany :lol:
85. soanja ( 10/08/2006 23:40)
Ok. Zah indray dia tsy manana hoe aiza sy aiza intsony hatramin'ny nanambadiako fa dia toy ny voankazo an'ala ny handrasaiko ny fivavahana dia ny tsara ohaniko ary ny ratsy aloako na tsy kitihako akory. Dia i Masina Maria mba tafiditra amin'ilay voankazo mamy.:wink::wink:
86. prime ( 11/08/2006 12:38)
Efa maro izao ry soanja aty dago ireo pretra no resy lahatra ny @ io a... Tsy ara-tsoratra masina io hoy ry zareo ary maro tokoa ny porofo taty aoriana fa sady nanana rahalahy no nanana anabavy Jesosy... jereo raha manam-potoana ianao (matio 12:46-50)... ary mpahay tantara maro no nanoratra fa antony ara-kolon-tsaina no niheveran'ireo cardinaly sy eveka ary pretra t@ fotoan'androny (ka namoahan'ireo t@ konsily) an'io mba hanamafisana orina ny finoana satria nanjaka be t@ izany mosavy sy ny orjia ary ny fomba fanompoan-tsampy... dia napetraka ho rafitra manokana mihitsy ny hoe "maria virijiny mandrapahafatiny, maria niakatra velona, maria mitahy ny zanany..."
Dia izao no nolazain'ireo pretra ireo t@ izay, maro aminay katolika ankehitriny no efa tsy mino an'izany intsony fa "rituel" no mbola anarahahanay azy sisa... Efa fiangonana maro tokoa aty no tsy manatitra zava-tsoa intsony ho an'ny sary vongan'i maria... tsy nesoriny akory ireny satria lazain-dry zareo hoe tsy mety izany fa manjary manohitra an'i vatikana izahay fa tsy ao am-pony intsony fotsiny fa fantany fa tsy misy mitahy afatsy Jesoa sisa (hoy ry zareo)...
87. soanja ( 11/08/2006 13:01)
Ka ny ahy aloha dia tsy ireny sarivongana sns
Tsy mino koa aho ny nahavirjiny azy mandrapahafatiny sns ary ny hoe niakatra any an-danitra velona sns fa kosa mino aho hoe isan'ireo olomasina any an-danitra izy. Ny katolika mino ny olomasina sy ny olon-tsambatra. Dia izaho tena mino hoe i Masina Maria olomasina ary mitsinjo ahy n'aiza n'aiza misy ahy ary Andriamanitra manome ny fahasoavana.
88. cutie ( 11/08/2006 18:32)
Zany an :lol:
89. prime ( 16/08/2006 12:18)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2321