Tokony ho fitafiana Kristianina

61. cutie ( 10/08/2006 11:15)
zany ??/ tsyhaiko njay zany :roll:
62. prime ( 10/08/2006 11:19)
Dia ianaro fa hainao foana io...:lol:
63. cutie ( 10/08/2006 11:21)
non
tsy mila mianatra za :lol:
64. prime ( 10/08/2006 11:28)
fa mila manin'???:lol:
65. cutie ( 10/08/2006 11:35)
mila ny hevitrareo ka:lol:
ahona ty assumption ty e, misy feast nga @io ao anaty baiboly ?
66. prime ( 10/08/2006 11:42)
Tsia, efa fampianaram-pinoana io satria @ io "hono" no niakaran'i maria renin'i Jesosy tany an-danitra...
67. cutie ( 10/08/2006 11:46)
ka tsy zany manko fa aty aminay misy an'io feast of the assumption io, de gaga ihany za we , misy an'zany feast zany nga taloha.
Fa ataon-dry zareo (italiana) fitadiavam-bola fotsiny kay le izy, de fety be ohtran'reny festival reny .
ho feno oul mamo @io :-D
Ary i prime ve mino fa niakatra any an-danitra tokoa i Masina Maria?
68. soanja ( 10/08/2006 11:52)
Tandremo! resaka mampiady zany! :wink::wink:
69. prime ( 10/08/2006 11:53)
Ny fety kristiana rehetra efa nametrahan'ilay ratsy ny soniany avokoa dia efa lasa fotoana fitadiavam-bola ho an'ny rehetra... fa ny mpino ihany no mbola mahita aina kely @ ireny na dia mitsilopilopy aza...
Mikasika an'i maria dia aoka Andriamanitra no hamaly ny fanontanianao fa ny soratra masina aloha tsy niteny an'izany...:)
70. cutie ( 10/08/2006 11:59)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 10-08-2006 16:52:58
Lohateny : Re : Tokony ho fitafiana Kristianina
Tandremo! resaka mampiady zany!

nahoan no mampiady.
Tadiidko tany @classe religion-nay
io ny sujet, we mino ve fa niakatra tokoa izy
porofoy na eny na tsia
ny ahy nataoko we tsia, satria tsy nisy nahita azy niakatra tany na voasoratra tao@ baiboly aza.
SAdy ny henoko koa we le Maria tena Maria , nipetraka tany Turkey mandra-matiny .
71. prime ( 10/08/2006 12:07)
72. cutie ( 10/08/2006 12:08)
tsy misy hambara nga :-D
73. cutie ( 10/08/2006 12:09)
hotantaraiko le feast ry prime a, manomboka @sabotsy zao ka hatramin'le 15 aout :lol:
74. prime ( 10/08/2006 12:11)
Alefao fa mba tianay ho fantatra...:)
75. cutie ( 10/08/2006 12:14)
ny haiko fotsiny alou de tsy hahita tory manomboka ny sabotsy ka hatramin'io 15 io e :cry:
76. prime ( 10/08/2006 12:21)
Koa efa hoe alefao koa ilaozana mitomany indray... ny anao ve rehefa hoe alefao dia mitomany ny dikany e...:lol::-D:-D
77. cutie ( 10/08/2006 12:24)
mbola tsy manomboka e :-D
78. prime ( 10/08/2006 12:29)
ka efa hoe alefaaaao...:-D:-D
79. soanja ( 10/08/2006 12:29)
cutie:

Mpandefa : soanja [ Valio ] 10-08-2006 16:52:58
Lohateny : Re : Tokony ho fitafiana Kristianina
Tandremo! resaka mampiady zany!

nahoan no mampiady.
Tadiidko tany @classe religion-nay
io ny sujet, we mino ve fa niakatra tokoa izy
porofoy na eny na tsia
ny ahy nataoko we tsia, satria tsy nisy nahita azy niakatra tany na voasoratra tao@ baiboly aza.
SAdy ny henoko koa we le Maria tena Maria , nipetraka tany Turkey mandra-matiny .



Zany hoe ilay Maria tany Turkey ve izany tena fantan-dry mihitsy hoe io Ilay Maria resahina. Sa ve mifidy zavatra henoana indry? ilay hoe henoko tany ampiangonan'ny Katolika tsy hinoako fa ilay henoko tamin'i Radio na bokin'ny tsy tia Katolika inoako?


80. cutie ( 10/08/2006 12:30)
:-D:-D:-D:-D
henoko wa fa tsy fantatro.
njy nga mino sa tsy mino?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2972