FIHAONAM BE NY NAMANA SERASERA

81. cathy ( 13/08/2006 17:25)
mbaliana:

cathy ... surprise an.... hummmm


ie mbalina an za tsy hitantra raha tsy tonga fa de milendalenda be eo fotsiny ange eh
:P
:o
82. mbaliana ( 14/08/2006 05:03)
cathy hampilendalenda? misy glasy angaha any? =)):-*:-*
83. McFy ( 15/08/2006 23:40)
mbaliana: ie glasy vao mafana mits no karakaraina sao maina sy karakaina ao ny sasany
84. mbaliana ( 16/08/2006 07:11)
Mcfy zay njay vao hita aann... ary mba iza i karakaina e fa i maina aloha efa mba fantapantatsa ihany... hitako ry zalah no maina sy karakaina koa glasy mafana mitsonika foana no hita any =))=))=))
85. infinity ( 16/08/2006 09:36)
Dia tena hafàna tokoa izany io fety io an!
Mahafinaritra e! Misimisia ny tahak'izao, dia any izany no rdv e!!!
86. mangidy ( 16/08/2006 09:44)
mbaliana:aoka akia fa za angamba azon'ilay tazompitia Rome fa te inana gilay fona nefa tsy mahita mitovy @le tsiron'ilay tany mintsy!!! angamba asiko fiverenana kely mintsy any ka loll

cathy inn fona akia izao surprise izao a!!! sao de matapaka lalandrivotra ahy manko!

infinity: mahatoky less fa manja e!! za njay tsy maintsy tonga e!!! na de iray minitra monja aza loll
McFy: tanjemo azany fa isika no topontrano faharoa ao an!!!apres maina sy F... mazava oazy
:*
87. ds ( 19/08/2006 16:06)
Miseho mivantana manomboka izao ny fetin'ny Namana atsy Carrières sur Seine. http://radiovazogasy.com:9000/listen.pls
Mila Winamp vao afaka mijery.

88. McFy ( 20/08/2006 12:29)
Tsy hita loatra ny hambara fa na mngidy aza ny fiainana dia soa ihany fa misy ny namana izay tsy nikafiry ny ainy nanatontosa iny lanonana iny. Misaotra an'i Angie koa fa na tsy tany Roma aza aho dia henoko hatraty ny tsiron'ily rhum ka mbaliana ihany izahay ny hahalala hoe rahoiviana indray hono? :-*
89. mbaliana ( 21/08/2006 07:41)
McFy za koa tena ManKafy be le rencontref aity njay mande za tsy tafa koa... mianjy amin'ny manaraka e
90. McFy ( 21/08/2006 11:19)
Mbaliana, ok less.
Merci DS
91. fijo ( 25/08/2006 22:52)
DS nalaky nody ko.efa hoe andraso klo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4814