FIHAONAM BE NY NAMANA SERASERA

41. Fiffi ( 11/06/2006 05:11)
fasaly: @ zay halaintsika any i vale de mba tafaraka isika sa ahoana akia ry vale ?:-*:-*
42. fasaly ( 11/06/2006 05:13)
fiffi: ieuh marina mahintsy zany aky! fa tena andeha mintsy veuh zany amn'io fihaonana i maina io nareo roa?????:P
43. Fiffi ( 11/06/2006 05:16)
fasaly: mbola mamaha olana kely i vale akia fa normalement tokony ho any mihintsy zahay 2 an! fa mbola manana fotoana tsara aloha isika handaminana azy an! Sa tsy zany akia ry vale ?
44. fasaly ( 11/06/2006 05:20)
raha mande nareo roa de ande kounkou zà:wink::wink::P8)
45. Fiffi ( 11/06/2006 05:33)
fasaly: heu....fa ahoana akia ? de raha sanatria ka tsy andeha izahay de tsy andeha koh ndry ve ? ary raha sanatria ka misy sampona tampoka ? satria tsy fantatra zay zavatra mety hiseho rahampitso ?
Na izany aza akia an! tokony ho any mihintsy izahay an! misy zavatra kely handrasana fotsiny fa mbola misy fotoana tsara akia handaminana an'io an!:-*
46. tebs ( 11/06/2006 15:20)
milay be aloha ilay hevitra fa efa any dago izahay amin'io fotoana io fa manino raha mba asina fihaonambe any dago e! de mazoa fafinaretana daholo e! Naina aty Nice
47. fasaly ( 11/06/2006 18:39)
tebs: afaka manao fihaonambe isé any dago de miresaha am zokibe ravatorano ohatra de enao no mandamina azy any:wink:

fiffi: tsy hoe raha tsy mandeha nareo de tsy mandeha zà fa lay feeling miaraka aminareo no tena tiko :wink::°)
48. Fiffi ( 11/06/2006 19:14)
fasaly: ok akia an! fa zay hoa an! mbola manana fotoana tsara hiheritreretana an'io sady mbola misy zavatra jerenay sy vale fa de ho lazaiko andry eto hiany an!
49. ftma ( 12/06/2006 06:09)
Fasaly, Fiffi, vale: na tsy mandeha aza ny iray aminareo tongava ihany ko namana daholo ny any :wink:
tebs: any Dago efa misy fihaonana matetika, jerijereo ihany eto fa misy filazana foana.
50. lemaitre ( 12/06/2006 07:49)
Bonjour daholo isika rehetra any ivelany Madagasikara any e ny aty moa tsy misy vaovao firy fa a ireny efa hitanareo ireny ihany.Asa na manao akory izao an-dafy izao.Sady vao izao aho vao tonga ato amin'ity site ka tena mbola vahiny be mihitsiny.Izaho mba te-hiresaka aminareo any e.DIA MBA ANORATY AHO tahlemaitre@yahoo.fr.Au revoir !
51. Fiffi ( 12/06/2006 09:15)
de tongasoa zany lemaitre :)
52. Angie ( 12/06/2006 09:39)
Tsy aleo ve manao miara-miron aty Rome alohadia avy eo njay miaraka any @ maina e

:-*
53. fasaly ( 12/06/2006 10:35)
ftma::wink::wink::wink:marina zany ka namana dooly fa zà le hi dodo any am fiffi nge tsinona e!:wink:izy efa zàtra beuh ny ao paris;...
54. Fiffi ( 12/06/2006 15:35)
tongava akia ry fasaly fa tsy misy olana io an! :)
55. ravakamalala ( 13/06/2006 09:23)
angie > lé miara mirona any roma tena tsy araky ny tamina, satry dia satry indrindra fa lé hijery tanana (d hijery anareo koa e!) :wink:
56. Romuald ( 13/06/2006 10:31)
I Romuald ihany mo no manoratra,
Iza manko aty allmain no mipetraka ka tena alavitra be ka tsy tsatsako. Nefa tena mafinaritra be ahy ny mba hiaraka hifandray aminy malagasy rehetra aty ampitandranomasina.
Fa misaotra anareo indrindra napandre. Veloma vetivety ary alo.Romuald

Dia faly miarahaba antsika rehetra indray
Ry tapaka sy namana rehetra ,
Mba ho fahampafantarana ny tsirairay dia voninahitra ho ahy Rakotomalala Hary Eric (Maina) ny manasa antsika rehetra hanatrika ny lanonana izay karakaraina ny 19 Aogositra 2006 manomboka aminy 7 ora hariva mandra maraina ,izay atao ao amin ny
14 rue moliere
78420 CARRIERE SUR SEINE
(RER A direction Cergy na Poissy dia miala Houille carriere ).
Mila valiny avy amintsika tsirairay alohany farany volana jolay 2006 .
Antsoy 06.65.35.50.09
Tsy misy vidimpidirana fa fandraisana anjara (jus biere coca...).
Manantena ny fahatongavatsika maro.Ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo.
Dia misaotra antsika isika.
[/quote]


57. majakely ( 13/06/2006 13:49)
:lol:hihihi azoko ny num'ny maina zao io,,hihihi...de ho hita eo maina fa merci ééé...
58. Herimiafina ( 13/06/2006 14:29)
Dia mazotoa daholo rankizy an! :-*
59. sakaizakely ( 13/06/2006 18:49)
Maina dia misaotra mikarakara sy manasa ny namana fa dia mba mikasa ny hanatrika izahay. Resak'olondehibe ve izy ity sa mba azo itondrana ankizy ? Nenay mantsy ny baby sitter ihany no saofera ka tsy maintsy entina daholo rehefa mandeha.

Dia ho faly hifankahita @ namana rehetra izany e ! Fiffi, Fasaly, Booboo, Hery :-* sns sns
60. nomenaj ( 14/06/2006 13:59)
sipagasy:

misaotra letsy ry maina annn fa dia asiana fiheverana izany ilay izy e!!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6662