FIHAONAM BE NY NAMANA SERASERA

61. ninimalala ( 15/06/2006 07:21)
Eny ary ko, misaotra an'i Maina nanasa fa haka billet zany zahay, asio toerana ho an'ny zaza hihihi
62. Fiffi ( 15/06/2006 08:55)
ninimalala:

Eny ary ko, misaotra an'i Maina nanasa fa haka billet zany zahay, asio toerana ho an'ny zaza hihihi
fa billet inona akia ? TGV ? atero aty amiko ny zazakely fa zah vonona hiandry zaza hihihhi


63. vegas ( 15/06/2006 16:32)
Asio ladinantany e!!! Sa tsisy? Aiza no hatory refa mipaika ny amin'ny 6h klé?
Place ray ho ahy letsy maina a!
Merci d'avance.
64. Fiffi ( 17/06/2006 08:52)
indrindra ka nisotrosotro bek's tao ?
65. booboo ( 17/06/2006 09:19)
ngaha maha-mamo reny ? :°)
66. mandrindra ( 17/06/2006 11:09)
an3, tsy ny tena no mamo fa ro toaka no mahery :lol:
67. ninimalala ( 17/06/2006 12:04)
Fiffi: fa nga njy hiandry zaza ndray ????, sa misy efitra voatokana ao @ maina hiambesanjy ny zaza hihhih, tsy voataizanjy le zaza fa maditsa be loatra manjary enao sy ny zaza indray no nanao fety fa tsy ny mpilanonana intsony sa tsy zany ?
68. Voninavoko ( 17/06/2006 13:46)
Msaotra @ fampandrenesana. Iezaka ny anao zay ahatongavana.
69. Fiffi ( 17/06/2006 16:42)
ninimalala: :-D:-D:-D:-D
70. booboo ( 17/06/2006 16:46)
mandrindra > lol
71. morsah ( 18/06/2006 10:51)
d omano tsara zany ny retraretra sao misy manantelina double fotsy ao!!!!!!!!!!!!!
Misimisy ny ohatsizany izany e!!!
72. naritsimba ( 21/06/2006 09:52)
tisera> tsy ao anatin'ny groupe Ako aho akory fa groupe hafa. Mbola eo am-pandaminana izahay izao fa tsy maintsy milaza rehefa ho any eh! tsy mora ny manao zavatra.
73. jobsarth ( 22/06/2006 08:07)
VOARAY NY HAFATRA FA MAHAFINARITRA NY FANAPAH-KEVITRAO RY NAMANA.:lol::lol::lol:DE ZAY ZANY E!
74. glou ( 18/07/2006 12:16)

tena mahafinaritra ny fanentanana ataon' ise ry maina ka izahay aty dago dia mamporisika hatrany ny hitohizan' izao , ary anjaranay aty indray izao ny miandry ny sarinareo ,glou_
75. ravatorano ( 01/08/2006 07:40)
maina
76. xxx ( 10/08/2006 13:14)
Tena raikitra ihany zany izy ity, izahay mantsy mikasa ny handeha ho any ? Sa mila mamandrika toerana mialoha moa ?
77. ftma ( 10/08/2006 17:22)
xxxizany ve hamonjy fihaonana? raikitra io ka tongava daholo :wink:
78. xxx ( 11/08/2006 05:50)
Ie misy telo izahay no mikasa ho avy any raha sitrakareo.
79. cathy ( 12/08/2006 00:53)
manatena antsika tonga maro izany amin ity fihaonan ity satri misy surprise ao an
mmmh matiantoka be eo zay tsy ho avy an
80. mbaliana ( 12/08/2006 05:11)
cathy ... surprise an.... hummmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2275