FIHAONAM BE NY NAMANA SERASERA

1. maina ( 04/06/2006 20:20)

Dia faly miarahaba antsika rehetra indray
Ry tapaka sy namana rehetra ,
Mba ho fahampafantarana ny tsirairay dia voninahitra ho ahy Rakotomalala Hary Eric (Maina) ny manasa antsika rehetra hanatrika ny lanonana izay karakaraina ny 19 Aogositra 2006 manomboka aminy 7 ora hariva mandra maraina ,izay atao ao amin ny
14 rue moliere
78420 CARRIERE SUR SEINE
(RER A direction Cergy na Poissy dia miala Houille carriere ).
Mila valiny avy amintsika tsirairay alohany farany volana jolay 2006 .
Antsoy 06.65.35.50.09
Tsy misy vidimpidirana fa fandraisana anjara (jus biere coca...).
Manantena ny fahatongavatsika maro.Ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo.
Dia misaotra antsika isika.
novalian'i fijo ny 25/08/2006 22:52
2. booboo ( 04/06/2006 20:53)
:D:D:D voaray note klou io dia misaotra indrindra. Deraiko mihitsy ny anà ny oul SAHY mandray fanapahan-kevitra tahaka zao ataonao zao =D=D=D.
3. ftma ( 04/06/2006 21:12)
Misaotra an'i Maina, izahat lavitra fa mety ho tonga any ihany :wink:
Booboo: any indray izany mifakahita ko.
4. booboo ( 04/06/2006 21:17)
:wink:
5. hery ( 04/06/2006 21:17)
Dia ampidirina ao anaty fandaharam-potoana io izany Maina a. Alamina ho amin'io fotsiny ny programa e.

Izay ve izany vao ho hitako ianareo? lol :-)
6. maina ( 04/06/2006 21:23)
hery:

Dia ampidirina ao anaty fandaharam-potoana io izany Maina a. Alamina ho amin'io fotsiny ny programa e.

Izay ve izany vao ho hitako ianareo? lol :-)


dia manatena atsika izany eh , misahotra mihalo eh de aza hadino ny miantso eh
7. maina ( 04/06/2006 21:25)
ftma:

Misaotra an'i Maina, izahat lavitra fa mety ho tonga any ihany :wink:
Booboo: any indray izany mifakahita ko.


dia manatena ny fahatongavatsika maro ary eh , aza hadino ny miantso eh

8. maina ( 04/06/2006 21:27)
booboo:

:D:D:D voaray note klou io dia misaotra indrindra. Deraiko mihitsy ny anà ny oul SAHY mandray fanapahan-kevitra tahaka zao ataonao zao =D=D=D.

dia miandry ny fahaton gavatsika maro izany eh de aza hadino ny miantso eh

9. vale ( 04/06/2006 22:09)
maina::D:D misaotra betsaka, tsy maintsy ho avy raha tsy misy ny sampona!:-*
10. Chuan ( 05/06/2006 08:10)
Ankasitrahana daholo rehefa mety hetsika fiaraha-mientan`ny namana rehetra e ! Dia miara-paly aminareo an`eritreritra izahay akama rehetra aty Dago ! Hihihihi
11. sipagasy ( 05/06/2006 13:58)
misaotra letsy ry maina annn fa dia asiana fiheverana izany ilay izy e!!!
12. ravakamalala ( 05/06/2006 16:29)
ndao ndray ary e! za koa ho avy zany, sady mba akaikikaiky io,
ok!

hery > ho avy avy any italia ve ianao?
13. cutie ( 05/06/2006 20:28)
Mpandefa : Chuan [ Valio ] 05-06-2006 13:10:49
Lohateny : Re : FIHAONAM BE NY NAMANA SERASERA
Ankasitrahana daholo rehefa mety hetsika fiaraha-mientan`ny namana rehetra e ! Dia miara-paly aminareo an`eritreritra izahay akama rehetra aty Dago ! Hihihihi

ela be tsy hita ny pr....:P
14. tisera ( 06/06/2006 08:09)
=D=D=D misaotra @ hevitra é! Dia mahavita soa é! Zà tsy afaka:cry::cry:
15. mandrindra ( 06/06/2006 11:44)
misaotra an'i maina vonona sy sahy fa dia ho marihiko ato anaty diary io fa hatramin'izao aloha dia malalaka.
16. Samoana ( 06/06/2006 12:09)
Voaray ny hafatra mahafinaritra e! Faran'ny volana jolay vao afaka manome valiny ny tenanay fa aza tsiny indrindra
17. hery ( 06/06/2006 15:09)
ravakamalala> ie... ho any frantsa aho amin'ny été ka ezahina hatao mifanandrify amin'io ny programa. Mbola tsy hay mihitsy aloha.
18. ravakamalala ( 06/06/2006 18:51)
ataovy izay mety fa dia any izany mifankahita !
19. hangaroo ( 06/06/2006 20:43)
De mahafinaritra tokoa zany fa de any tanteraka aho aminio fotoana io e!
Bonnechance mba tongava koa a!
20. bonnechance ( 06/06/2006 20:44)
Eny akia fa ho hita eo satria tena eo ampieritreretana ny vacances d'ete mitsy zao a!mety hevitra tsara io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3439