FIHAONAM BE NY NAMANA SERASERA

21. Fiffi ( 08/06/2006 05:39)
vale:

maina::D:D misaotra betsaka, tsy maintsy ho avy raha tsy misy ny sampona!:-*
vale: de any indray zany no mifankahita akia an! :):-*:-*


22. naritsimba ( 08/06/2006 15:23)
Ny zavatra ho soratako ho valiana eto dia tsotra ihany: Ny zavatra rehetra miaza-miasa mahasoa.
1- Mirary soa ny hahatanteraka an'io fihaonana io fa raha sitrapon'Andriamanitra dia tsy ho ela dia handalo sy hanao asa fitoriana ara-pilazantsara any izahay.
2-ny zavatra tsapako dia misy ny fahasai-hafana saingy tsy miseho amin'ny enriny mivantana izany.
3-Raha tiantsika no hametraka sy hampiseho ny maha iska antsika eo @ lafiny firaisan-kina,dia aoka tsy hametraka ny fitiavan-tena isika sy ny tsy fitovian-tsaranga.
Mankasitraka mankatelina ary miray soa ho an'ny tompon'andrikaitra nanorina ny SITE WEB. NAMANA.SERASERA.ORG

NY NAMANA
NARITSIMBA
23. Fiffi ( 08/06/2006 15:34)
naritsimba: de mivavaka ho anao koh zany mba ho tojo soamantsara ny fahatongavanao aty .Ary misaotra anao koh @ firariantsoa.:)
24. Fiffi ( 08/06/2006 15:36)
ary maninona raha mba hovaina kely ny style ? raha mba hatao bal masqué ? hummmm ! hanao le akanjo manja be taloha ireny hihihih
25. tisera ( 08/06/2006 17:25)
naritsimba>>> ao anatin'ny tarika Ako angaha ianao fa rizareo toa @ io no manao fitetezam-paritany aty Eoropa! Dia samia ho tahian'Andriamanitra @ izay kasainy hatao avy ary é!
26. Angie ( 09/06/2006 10:54)
Toa hanaraka an'i Hery any ihany no hiafaranay raha izao.

Fiffi njy ataovy zay hahatongavana aty an :-*
27. Tokinao ( 09/06/2006 12:39)
eny ary fa de hodinihana ny @'io e. antsoina ianao reefa tena voalamina ny prôgrama. :?
28. hyacinthe ( 09/06/2006 12:45)
booboo:

:D:D:D voaray note klou io dia misaotra indrindra. Deraiko mihitsy ny anà ny oul SAHY mandray fanapahan-kevitra tahaka zao ataonao zao =D=D=D.


azavao tsara fa vaovao be za dia tsy arako mihitsy
29. ftma ( 09/06/2006 20:52)
Hyacinthe: mazava be izany tsy mora anie manomana fety sy fihaonana izany e ho tonga ianao?
30. Fiffi ( 10/06/2006 04:47)
Angie: :-*:-*
31. bellla ( 10/06/2006 05:15)
Misaotra e!
Mbola misy iray volana mahery azo ikarakarana ny dia. Rah ohatra ka tsisy pbl dia tonga e!
Any indray zany mifnakahita an!
32. Fiffi ( 10/06/2006 06:27)
bellla: ie ! @ zay ndry afaka tsara manao ny programa :)
33. fykely ( 10/06/2006 08:28)
milay zany ka!
andeha nga ise ry booboo
34. avotra ( 10/06/2006 08:44)
raikitra e
:twisted:
35. Fiffi ( 10/06/2006 08:57)
avotra: fa raha raikitra zany , fa maninona no manao ity hendrika ":twisted:" ratsy be io ? heu... mba hataovy hoe :D na :) na :P na ... :):-*
36. fasaly ( 10/06/2006 12:11)
de ho avy zany e!
zà ve afaka dodo any am fiffi???:wink:
37. booboo ( 10/06/2006 20:22)
fykely > ié ary ise ? :D
38. Angie ( 10/06/2006 21:04)

Tongava maro, ary aza mangatak'andro fa ny fotoana mandeha ihany e
:-*
39. fasaly ( 11/06/2006 04:43)
toa tsy mety valin'i fiffi zà:roll::wink::-D
40. Fiffi ( 11/06/2006 05:08)
fasaly: :) azafady akia fa zay vao hitako an! fa de tongava akia fa tsy misy olana mihintsy io an! ndryyyy :-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7977