Fitiavana ve ny fampirafesana sa fampijaliana ?

1. andoniaina ( 04/06/2006 10:34)
Tantara 1 tena nisy teo @tokan-tranon'ny namana1.Tsy ampy na koa hoe tsy maharaka ny filan'ilay rangahy ny fafiny azony avy any @ madama ka voatery izy any ivelany no mameno an'izay banga izay.Mbô manontany aho hoe: vaha-olana ve ny fakana makorelina :roll:raha toa ka enao ENVIE nefa ny partneranao tsy ENVIE:?:.Ny fitiavana sy ny vola koa ve tsy maintsy miaraka:?:Betsaka ny ol tra2n'ireo trangan-javatra ireo ka izay no iresahako azy eto.
novalian'i Silo ny 11/06/2006 13:39
2. Fiffi ( 04/06/2006 11:15)
andoniaina: inona aloha no hevitrao @ ireo ?
3. Fiffi ( 04/06/2006 11:20)
fa ahona koh aza zany eh ? tsy misy envie ve le olona de tonga de hoe andeha haka makorelina ? sa naka sipa hafa fotsiny fa tsy mahatanty de hatao hoe makorelina ?
Raha tsy misy envie le olona , maninona anefa no tsy hatao izay maha-hisy envie azy ? satria miankina @ le feeling hiany koh anie io hoe hisy sa tsy hisy le envie eh!
4. andoniaina ( 04/06/2006 11:30)
Fanontaniana 2 samy hafa ireo napetrako ireo.
1/mahatsiaro mijaly ve le vhv satria izy tsy te hanao @ io fotoana io nefa ny vadiny mitady,raha manaiky ohatran'ny hoe FORCES fa tsy PLAISIR,tsy manaiky tsy maintsy andeha i ramose hitady izay mety manome azy.
2/ny vola sy ny fitiavana ve tsy maintsy miaraka satria:enao raha tsy manam-bola tsy hisy olona hiaraka aminao izany eo (MATERIALISTES).:/
5. fasaly ( 04/06/2006 11:41)
[quote=andoniaina]

1/mahatsiaro mijaly ve le vhv satria izy tsy te hanao @ io fotoana io nefa ny vadiny mitady,


tsy lay lehilahy ve no mahatsiaro mijaly amzany, hoe manana envie nefa le vevavy tsy manaiky azy satria tsy manana envie:roll::roll::roll:

io raha vao tsy mahazo fahafaham-po am vadiny mintsy ny oul de voatery mitady any ivelany,
ny fakàna makorelina miakina am lay lehilahy ihany io satria raha fafiny na besoin mank aminy fotsiny no tadiaviny fa tsisy fitavana ka ampy vola handoavana makorelina de mety aminy izany,
fa raha mank fitiavana sy envie izy de tsy haka makorelina izy fa haka "maitresse, na amante" izany hoe otran'ny vady faharo izaràna ny fitavana sy ny envie tsy ampy ao aminy.:wink:

tsy voatery resaka materialista foana ny resaka fitiavana ka! raha tena fitiavana no misy tsy mijery an'io mintsy:wink::°)
6. andoniaina ( 04/06/2006 11:43)
fiffy a:!:tsy azonao mitsy ve le izy é:?:.Ho azavaiko b2 ko2 mantsy8-)
7. Fiffi ( 04/06/2006 11:56)
andoniaina: azoko tsara kah! fa marina io lazainy fasaly io hoe tsy voatery resaka materialista foana ny resaka fitiavana ka! raha tena fitiavana no misy tsy mijery an'io mintsy
8. andoniaina ( 04/06/2006 12:08)
Hitan'i fasaly le vhv no mahatsiaro mijaly satria raha vao 1 fois izany ramose mi demande ka non na hoe attends ny valiny dia zarain'ny ramose am'zao ol retra zao ledala ,nefa nge mbô tokony ho an'i mdm rery é:-w ca fait zany refa midemande razoky tokony ho oui foana ny valiny:D:D.
9. fasaly ( 04/06/2006 12:13)
ando: tsy mitobmina kou nge zany e!:roll: vao une fois kosa veuh no tsy mahazo mofo de iny fa hoe hitady any ivelany aho! "ça arrive" nge ni tsy manana envie e! fa raha tena tsy mety foana kosa ve ramatoa lay lehilahy no mijaly amzany satria i raatoa tsy mety manome fahafaham-po trony de alelony mitady any ivelany , amzay vao mitombina ny tranga hoe hitady any ivelany aho fa ramatoako tsy mety manome ahy tsony:wink:
10. fasaly ( 04/06/2006 12:16)
ando: tranga mety hitranga koa hoe mangataka lay vevavy fa razoky ndray no tsy manana envie de ahoana kou ny amzany zao?????:-w:-w:-w:-w
11. Fiffi ( 04/06/2006 12:18)
ary raha mba izy no tsy misy envie ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
12. Herimiafina ( 04/06/2006 12:33)
andoniaina:

Tantara 1 tena nisy teo @tokan-tranon'ny namana1.Tsy ampy na koa hoe tsy maharaka ny filan'ilay rangahy ny fafiny azony avy any @ madama ka voatery izy any ivelany no mameno an'izay banga izay.Mbô manontany aho hoe: vaha-olana ve ny fakana makorelina :roll:raha toa ka enao ENVIE nefa ny partneranao tsy ENVIE:?:.Ny fitiavana sy ny vola koa ve tsy maintsy miaraka:?:Betsaka ny ol tra2n'ireo trangan-javatra ireo ka izay no iresahako azy eto.

Miankina amin'ny perception-n'ny tsirairay ny atao hoe fitiavana retsy io an!
Tadidio fa le probleme n'existe pas, c'est la perception du probleme qui existe.
Hazavaiko ravy eo fa valio sy kiano aloha ity e!

13. andoniaina ( 04/06/2006 12:42)
Mitombina @ izy 2 ange io teniko io fa tsy hoe le lhl na le vhv irery é:!:, ary tsy hoe 1 fois fa à chaque fois , de eo no tiako anontaniana anareo hoe: ho fanajany ny vadiny de aleony tsy mila bagarre na hoe mamono vady fa lasa izy maka any ivelany:?
manaja ve izy amzay sa mampijaly , le chaque fois tiako tenenina de hoe 7jours/7 na hoe 15j/15 le ramose te foana nefa i mdm mbô valaka , tena misy izany fa sao heverinareo mandainga aho.:@:@:@
14. fasaly ( 04/06/2006 12:43)
hery: ho valikoi kely toi! i ando de lehilahy fa tsy vevavy ka tsy hatao retsy izany akly a!:-D:-D:-D:-D
15. fasaly ( 04/06/2006 12:46)
Fiffi:

ary raha mba izy no tsy misy envie ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]



f'ita wa aky fiffi: raha ny lahilahy njay no tsisy anvie de haka makorelina kou ve ny vevavy:roll::roll:
http://smileys.inzenet.org/repository/hum.../U_THI%7E1.GIF
16. andoniaina ( 04/06/2006 12:47)
Amin'i hery ary inona no atao hoe fitiavana:?::?::?:
17. fasaly ( 04/06/2006 12:47)
18. Herimiafina ( 04/06/2006 12:51)
Haiko retsy zany ry fasaly an!
Misy karazana scenario marobe mihintsy ny mikasika an'io e!
Raha ny filana aloha no mbola be noho ny fiononana, dia misy olana ao e.
Olana anaty: tsy fahamatorana, sns.
Olana ivelany: pression sociale, tsy fisian'ny fitiavana.

Tadidio fa ny olona mampirafy dia manana ity perception ity hoe: "mety tsy tia azy akory ny vadiny". dana sla plupart des cas.

Exposé be amin'ny fampirafesana ny olona miheritreritra ohatra fa mampirafy na maditra na tsy dia tia azy ny vadiny.

Momba ilay olana anaty dia resaka tsy fahamatorana, ahitana ny hypersensibilité an'ilay olona, misy karazana olona ohatra mety teny kely iray tsy voatandrina mivoaka ny vavan'ny iray dai efa mandratra azy lalina, ka rehefa maratra izy dai voatarika hanimba tena. omplexe d'inferiorité no base-n'izy io.

En somme, sady tsy misy fanajana na ny andaniny na ny ankilany, no tsy dia misy fitiavana. Ny Comprehension moa izany dia tsy teneninna tsony.

Ny fanafodiny: mila mandinintena, mianatra manome fa tsy mandray fotsiny.

Ny fitiavantena be loatra nokolokoloina hatramin'ny fahazazana mantsy no mahatonga ny hoe: tsy afampo aho fa andeha hitady any ankafa.

Jamais mandalo ao antsainy ve ny hoe ahoana re no ataoko mba hanome fahafampo ity vadiko ity? y azy ihany mantsy no hainy hoe ahoana no ataoko mba hanomezako fahafampo ny tenako.

PARASITISME ny relation mifampitsetsitra sy tsy mitady afatsy izay ilain'ny tena toy izany.

Ny tokony ho izy nefa dia SYMBIOSE: mifanome.

19. fasaly ( 04/06/2006 13:00)
hummmmm! marina zany ilaina ny fahaizana manome ihany kou fa tsy mandray fotriny:P8)
20. andoniaina ( 04/06/2006 13:17)
Hery à! zvtra tsotra no nangatahiko taminao.Ho valiako le izy,ny fitiavana misy karazany maro oh: fitiavana R.A.DR; 1tampo; olon-tiana; vady;bb etc...
nefa azonao angamba ilay karazana fitiavana nanontaniako anaoFITIAVANA VADY:D:D=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8601