Fitiavana ve ny fampirafesana sa fampijaliana ?
61. naughtyboy
(
09/06/2006 12:55)
io ndray zany atero ka alao le fanomezana fahafahampo ny tsy11 fa tsy zvt andrasana tonga ho azy eo nefa ra azo zarazaraina @ hafa ko tsy maninn to tsy
mety le we afapo (tonga de dangy avy atrany), afapo =tsy ao tsony le fo maty..

63. andoniaina
(
09/06/2006 15:19)
Mbô valio ry reto le titre à!azavaiko tsara ra tsy azonareo,ity misy OHATRA:nalahelo mafy ny vadiny ramatoa satria efa mbô miasa mafy ihany ramose nefa mbola tsy ampy ihany zany,madama tsy afaka miasa satria ny kilonga mbola kely lôtra ,ny fahaizana tsy de ampy,ho any @ havana manahirana satria hoy ny ftnnna hoe ny havantiana tsy iaraha-monina,hangalatra vô may loza,nisy nefa tany LHL 1 niteny taminy fa raha mety hiaraka aminy ilay VHV de omeny fanampiana,t@ 1 ramatoa nanda ihany nefa mahatsapa izy fa tena mijaly reto ankohonany.TIA NY VADY @ JANANY VE IZY SA MAMPIJALY NY VADY @ JANANY SATRIA MAMPIRAFY?:lol::lol::-w:-w:-w8)8)marihina fa ny zvtra retra azony avy any@ ilay lhl de hanasoavany ny tokantranony.:?::?::!::!::roll::roll::oops::oops:
64. Fiffi
(
10/06/2006 05:02)
nga tena tsy nisy valiny nahafampo mihintsy t@ ireo rehetra voalaza ireo ?
66. diamondra27
(
10/06/2006 11:52)
arakaraka ny fandraisanao azy ihany io koa, ianao no mahita ny fifaliana sy fijaliana ao antokanbtrano ao.
Fa le lhl faharoa kosa aloha de tsoriko fa tena mpananararaotra sady fataon'ny lhl sasany mihitsy ny toa izao an!soa ihany fa tsy ny rehetra
de maninona izao raha mba manampy tsotra fa asiana takalony?

69. andoniaina
(
10/06/2006 12:03)
Diamondra27 à! ka tsika nge zany le spect de mba ny fahitantsika azy no tiana ho fantatra é,tsika zany zao ohatran'ilay hoe mpiray vodirindrina am'zareo na hoe mpiray tanana aminy.:-w:-w:-w^^8-):!::?:
70. diamondra27
(
10/06/2006 12:13)
hay ve e!
de aleo 'za tsy hiditra raha izay fa tsy de tiako loatra le miditra @ aferan'ny mpivady toa izany satria enao tsy mahita ze zavatra tena miseho ao anatin'ny tokantrano ao. Ny ivelany ihany no hita angamba fa ze tena izy de izy mivady ihany no mahita sy mahalala.
Fa raha hoe: kosa: apetraka ny fanontaniana hoe: ahoana no nataonao raha enao ny eo @ toerana, de hafa injay ny valiny. Ohatra valiny 1 mety hisy de oe: aleoko mandà de mangataka fanampiana any @ fanjakàna sao de mba mahazo aide
raha tsy possible moa izany dia nahoana no le vhv no tsy maintsy miaraka @ lhl hafa fa maninona raha mifanaraka izy mivady de le lhl injay no miandry zaza de le vhv no miasa?
Le fanekena hiaraka @olonkafa mihitsy tsy mety amiko e! refa mijaly satria tsy ampy ny vola miditra de tsy mande @olonkafa izany fa mitady solution hafa, sady chantage izany tsssss, inona no garanti raha tsy ny vavan'ny olona no heno sy enao manjary ratsy imason'ny olona , mpanitsakitsaka sns...

71. Fiffi
(
11/06/2006 05:27)
andoniaina: mba azondry valiana ve ireo fanontaniana napetrakin'ny namana nataondry momba ny "vergeture" fa de miandry ny namana eh!
72. Silo
(
11/06/2006 13:39)
andoniaina a!, amiko aloha dia tsy solution mihitsy @ olana mianjady @ mpisipa na mpivady ny fampirafesana, Maninona ra manao zvt hafa oh manao mofo2 mamy 'lay ramatoa, ra te hanampy ny fidirambola ao an-tokatranony,
Fa le mandeha @ lhlhy hafa izany to tssssss, de vola azony avy @ rafilahin'ny vadiny ve no hoaniny, tsy mety izany amiko, sady tsy mahasoa ny tokantranondry zareo no tsy mahasoa ny vadiny rahateo ny mihinana hatsembohana rafilahy izany, na vhvy koa aza no iharan'ny cas sahalamin'izany tsy mety.
Masina ny tokantrano ka tsy azo anaovana fiainana toy izany,