Fitiavana ve ny fampirafesana sa fampijaliana ?

21. bellla ( 04/06/2006 13:23)
andoniaina:

Mitombina @ izy 2 ange io teniko io fa tsy hoe le lhl na le vhv irery é:!:, ary tsy hoe 1 fois fa à chaque fois , de eo no tiako anontaniana anareo hoe: ho fanajany ny vadiny de aleony tsy mila bagarre na hoe mamono vady fa lasa izy maka any ivelany:?
manaja ve izy amzay sa mampijaly , le chaque fois tiako tenenina de hoe 7jours/7 na hoe 15j/15 le ramose te foana nefa i mdm mbô valaka , tena misy izany fa sao heverinareo mandainga aho.:@:@:@



amiko aloha tsy fanajana ny vadiny mihtsy zay ataony izay fa azony atao kou nge ny manoro hevitra an mdm hoe refa valaka ary ianao de ndao mba hatao an'izao iany le izy (...)mba ho fanomezana fahafaham-po an le rgh, fa tsy de vahaolana hoy aho ny hofitadiavana any ivelany.

22. Herimiafina ( 04/06/2006 13:50)
andoniaina:

Hery à! zvtra tsotra no nangatahiko taminao.Ho valiako le izy,ny fitiavana misy karazany maro oh: fitiavana R.A.DR; 1tampo; olon-tiana; vady;bb etc...
nefa azonao angamba ilay karazana fitiavana nanontaniako anaoFITIAVANA VADY:D:D=))=))=))

Renjekaky oo :{:{
Ka eo ndrindra anie retsy le olana e!
Ny vady atao à part mihintsy kanefa tokony sady lasa RAD no lasa iray tampo no lasa namana no lasa sns.
Raha vao havahana izy de tsy vady izany fa toy ny masinina fanamboarana zazakely sy filana fotsiny, hehehehehe=))=))

23. fasaly ( 04/06/2006 13:58)
:-D:-D:-Dmba tena hafahafa ry hery ity retsy retsy sam lehilahy ity a!:-D
24. Herimiafina ( 04/06/2006 14:00)
Angaha moa ny retsy tsy midika hoe toi na ianao retsy ry drako e! hehehehe=))=))
25. Fiffi ( 04/06/2006 14:22)
heu... tena tsy maharaka intsony...
26. fasaly ( 04/06/2006 14:27)
fiffi: atosiko moramora avy ao aoriana anjy de maharaka ihany aky!:wink::-D:-D i hery aky manao retsy retsy am ando nefa sam bandy 8O8O:-D:-D
sao misy raha try mazàva ao drako:roll::roll::-D
27. Fiffi ( 04/06/2006 16:17)
fasaly: :-D:-D:-D:-D:-D
28. sixa ( 05/06/2006 03:53)
Coucou!izao ny tena marina ry zareo a!
voalohany indrindra aloha dia NY VEHIVAVY EFA NASAIN'A/tra hanaiky ny vadiny,tadidio fa raha ny vehivavy no manaiky tanteraka ny vadiny na @ inona na @ inona dia hanaja sy ho tia azy tanateraka ny lehilahy.
Be dia be ny zavatra mahatonga ny lehilahy manaonao foana.Tadidio fa ny lehilahy rehefa miaraka aminao dia mila tazaina toy ny zazakely indray izy mba tsy hiadaladala etsy sy eroa.
Amiko ny fampirafesana dia sady tsy fitiavana mihintsy satria raha izay no atao hoe fitiavana dia nampirafy daholo izao tontolo izao.
ho hazavaiko @ fotoana malalaka io hoe Mila tazaina ny lehilahy satria lava be no sady mamoaka tanteraka ny secret-ny lehilahy.
29. mandrindra ( 05/06/2006 08:31)
io rehefa mbola samy mifankati sy tsisy mametraka blema ao antokatrano dia izay no zavadehibe. ny filana ataon'ny tsirairay, na vay io na lahy, any ivelany dia malalaka, ary azo atao tsy fanatatry ny andaniny izany.
30. rapala ( 05/06/2006 09:12)
andoniaina: ka raha à chaque fois ilay vhvy manda azy misy dikany ao. Ny vhvy ange mila kolokoloina ihany kou e... fa anga rehefa vady de manao demande be ohatr'izany. Mila manova klé ilay vadiny, ohatra ataony massage ramatoa, manao bain miaraka, soirée romantika ao an-trano... betsaka no azo atao fa tsy tonga de 'homeo aho':lol:.:lol::}
31. naughtyboy ( 05/06/2006 09:47)
amiko njay zany ra samy matanty mivonto ny andaniny sy ankilany tsy olana ny mampirafy , tsy misy we lhl na vhv no omena tsiny @ safidiny fa ny tsi11 no samy mandray fanapakeviny manoloana ny fita vorara ..de mahalala ny mety vokany kou..
32. rapala ( 05/06/2006 10:13)
Tonga soa naughtyboy - de hampirafy izany enao=))=))
33. naughtyboy ( 05/06/2006 11:50)
refa sendra le tampoka tsy maha-lhl iny ihany kalo de tsy afamanotra de atao ze mety fa tonga ny fety ..
34. fasaly ( 05/06/2006 12:19)
nayghtyboy: ary lay tampoka tsy mahavevavy zany de ahoana???:wink:
35. naughtyboy ( 05/06/2006 13:09)
sady tsy maha-lhl iny na vhv fa mitovy fa tinjy nga reny tampoka reny ho tampohiko any njy tonga de tampina ny daomy..
36. andoniaina ( 05/06/2006 15:22)
Ary ahoana indray ny hevitrareo momba ilay hoe MATERIALISTES8)8):-w:-w
37. Silo ( 07/06/2006 06:13)
Mahafinaritra ahy daholo ny hevitra tsara narosonareo teo aloha, fa ny hevitro indray de izao:

[quote= Herimiafina]\"Tadidio fa ny olona mampirafy dia manana ity perception ity hoe: \"mety tsy tia azy akory ny vadiny\". dana sla plupart des cas.\"

Mitombona io teninao io na eo @ lhlhy na @ vavy saingy raha dinihina @ izao fiainana misy ianantsika izao dia tsy voatery ho marina io, satria ny filana sy fitiavana rendrarendra no betsaka @ ol, mety vokatrin\'ny fandrosoana be loatra angmba izany;
Raha ny lhlhy indray moa de izao no zvtra hitako indray andro: misy tsy volonté ny lhlhy ny hampirafy fa ny vhvvy sasany tsy mahay miaina satria ny vhvy mihitsy no mi draguer ny lhlhy, Nefa tsarovy fa lhlhy anie vitsy no mahantaty mena miraviravy izany, fa vonona foana io.
Kanefa ny lhlhy hendry sy tia ny vadiny dia mahay manaja ny vadiny, ka manome izay ilain\'ny vadin\'ny @ tokantranony sy ny fitiavana rehetra, fa na manao sipa aza izy ivelany tsy ataony fantatry ny vadiny izany.
Izaho mahita fa misy toetran\'ny olona @ izao tsy mila fitiavana fa resaka filana fotsiny izany hoe tsy fiarahana misy tanjona mba ho any @ tokantrano izany, fa manana envie fotsiny izy de mitady izany @ izay olona tiany hanaovany izany de samy miala avy eo tsy misy harakaraka. Mety teren\'ny fiainana sarotra angamba no mahatonga izany.

Fa raha amiko aloha dia tsy tokony hiseho mihitsy ny fifampirafesana raha eo @ couple satria mitovy ihany anie ireo e! (physiquement) na eo @ lhlhy io na vavy, satria mino aho fa tsy misy lhlhy hanana sexe voany 3 na vhvvy hanana sexe vaky mitsivalana izany, donc, tokony hifanaja, ary mifampiresaka tsara ny couple de tsy misy izany. Mety hisy olona sorena @ teniko ireo satria direct be no ilazako azy satria aleo ny zvtra mazava tsara toy izay milaka2 nefa tsy mazava.

Misaotra @ manaraka
38. Herimiafina ( 07/06/2006 11:19)
izay mihintsy retsy an, izay no antony nanaovako hoe "dans la plupart des cas" io zavatra notononin'ny tenako io. :-*
39. andoniaina ( 07/06/2006 17:21)
Silo a!ny zvtra tiako anontaniana de zao,ho faritako aloha le hoe materialistes " c'est la matieres qui domine l'ideé,mais non pas l' ideé qui domine la matieres"; io dia tranga 1 fahita matetika satria jereo ange raha hikôty sipa ianao de ny eny an-koditrao aloha no ataony tsara jery 1,misy antony izay,manaraka an'io de SôSY efa naheno ity teny 1 ity angamba ianareo "maintenant il n'y à ri1 qui parle SAUF L'ARGENT matetika io mitranga na eo @ mpisipa,mpivady, mpinamana,mpihavana etc...,misy koa ny ol miteny ny vola hono tsy maha-mpihavana,tsy miteny aho akory hoe ny ol retra manao an'io fa ny ankabeazany,ny zvtra tiko anontaniana de hoe:NY FITIAVANA SY NY VOLA DE TSY MAINTSY MIARAKA.:D:D:D
40. vivi ( 07/06/2006 17:51)
ny vola sy ny fitiavana aloha d mety hiaraka ary mety tsy hiaraka arakaraka ny tanjona io , raha miaraka @ olona ka tena tianao b ianao d jambany fitiavana ianao fa raha olona tsy d tianao kosa d mety raison , no mibahantoerana !, io koa mety mitranga koa we , manome fitiavana foana ny tena nefa rehefa avy eo tsy mba misy valiny mihintsy tsy aleo v mandeha miaraka @ olona sady tia ny tena no manaja ny tena, no b vola, na d tsy tia anilay olona aza ny tena .Araka volazany namana etsy ambony we miankina @ tranga ts11 io ,mety lay sipa na lay bandy koa efa mba manao zay mety ao antrano nefa rehefa avy eo tsy asiana sira koa, koa ahoana koa moa tsy anao sipa raha zay no ahamety ny tonkatrano!fa au condition kosa lay ray tsy maharaka mihintsy fa mba miafina !, marikin'ny fifanajana io !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763