Fitiavana ve ny fampirafesana sa fampijaliana ?

41. sasa ( 08/06/2006 03:23)
tena sarotra be io resaka vola sy fitiavana io satria betsaka mintsy ny olona amzao no vola fotsiny no hiarahany am'le olona, misy ihany ny tena mifankatia, saingy tsy hilaozan'ny olana ara-bola, d avy eo miady ka izay no mahatonga an'le 1 hampirafy,nefa miankina amin'ny tsi11 aloha io, rehefa mahay mi-maitriser an'azy 2 miaraka d mandé foana io
42. Silo ( 08/06/2006 05:45)
NY FITIAVANA SY NY VOLA DE TSY MAINTSY MIARAKA.

[quote]= andoniaina], Amiko tsy voatery hiaraka ireo zvtra 2 reo, kanefa samy manana ny lanjany eo @ vie,
fa ny olana dia ny ol miankindoha loatra @ vola beloatra,

Marina ny tenin\'i vivi eo ambony maano hoe; rehefa tsy hahazo fitiavana ve tsy aleo mahazo vola, satria ianao miaritra jaly @ lhlhy 1 eo, nefa tsy mahazo fitiavana ianao aminy tsy mahazo vola fa hirifiry no iainanao aminy, Nefa ianao maty kapoka eo tsy aleo ve mba mahazo kely toy izay miala maina ?

Zany tsy midika hoe materialiste zah, fa mba mandinika ny tokony ho izy,
Satria amiko ny dikan\'ny teny hoe: TIAKO IANAO = TIAVO AHO ,
43. Fiffi ( 08/06/2006 05:45)
naughtyboy:

refa sendra le tampoka tsy maha-lhl iny ihany kalo de tsy afamanotra de atao ze mety fa tonga ny fety ..
zany an ? :wink:

44. naughtyboy ( 08/06/2006 08:40)
ka io nge otrany we ny siny tapany ihany no mikobana , le fitiavana manko mitovy2 @ io satria le rano mameno ny siny : fitiavana 2 mifameno lahy + vavy.
ka matoa mitady fanampiny aty ivelany de nisy andraikitra tsy fenony 2 tonta ka mizotra mora2 ny fampirafesana . ndray2 ko nefa tsy voavaha matetika ny olana
miseho @ kopla reny,ra tsy mandalo kely fitsapana otrireny vao tonga saina we
izy 2 ihany nge le rano natambatry ny fitiavana nameno ny siny ,ngamba mety azo adika we ny isavorovoroana hilantona fa asa kalo , fomba fijeriny jiolahy fiaina nefa tsara fanahy iny e..
45. naughtyboy ( 08/06/2006 08:40)
ka io nge otrany we ny siny tapany ihany no mikobana , le fitiavana manko mitovy2 @ io satria le rano mameno ny siny : fitiavana 2 mifameno lahy + vavy.
ka matoa mitady fanampiny aty ivelany de nisy andraikitra tsy fenony 2 tonta ka mizotra mora2 ny fampirafesana . ndray2 ko nefa tsy voavaha matetika ny olana
miseho @ kopla reny,ra tsy mandalo kely fitsapana otrireny vao tonga saina we
izy 2 ihany nge le rano natambatry ny fitiavana nameno ny siny ,ngamba mety azo adika we ny isavorovoroana hilantona fa asa kalo , fomba fijeriny jiolahy fiaina nefa tsara fanahy iny e..
46. Fiffi ( 08/06/2006 09:13)
naughtyboy:

miseho @ kopla reny,ra tsy mandalo kely fitsapana otrireny vao tonga saina we
izy 2 ihany nge le rano natambatry ny fitiavana nameno ny siny
heu.... zany ve ? zah aloha tsy de mino an'io hoe "raha tsy mandalo kely fitsapana zay vao tonga saina" an! satria sarobidy ny fitiavana , sarobidy ny vady ka maninona nefa no tsy tonga de mitandrina raha tena misy ny fitiavana an!


47. mandrindra ( 08/06/2006 09:22)
io antsoinareo hoe fampirafesana io dia fitiavana tena lehibe dia lehibe mihitsy
48. Fiffi ( 08/06/2006 09:26)
tsy hitako aloha zay hanaovana an'izany an! rehefa mbola tsy vonona ny hanambady fotsiny , fa mbola te-hanohy ny fianana heu... de aleo fotsiny @ zao satria tena fahotana lehibe tokoa io an!
49. mandrindra ( 08/06/2006 09:31)
an3 tsy fahotana zany io ka, fiainana sy fahafinaretana manja be
50. Fiffi ( 08/06/2006 10:28)
fampirafesana ve ?:roll:
51. mandrindra ( 08/06/2006 11:02)
ie, raha toa ka izay no hiantsonao azy. fa teny tsy ekeko loatra mantsy izy io
52. tisera ( 08/06/2006 14:01)
Amiko aloha raha tena tia ny olona iray dia tsy ampirafy izany é! Efa tsy ffeno intsony ny fitavany matoa tsy mahatohitra an'io fakam-panahy io ! Rà tena tia ilay vady tsy maharaka rythme ange dia tokony miresaka mazava : tsy voatery lasa gidragidra fa tsara ho fantarina hoe : nahoana i madama no tsy mazoto ; nahoana no reraka foana sns... dia azo atao koa ny manao thérapie -n'ny couple é! Miombon-kevitra @ fiffi aho fa tena ota amiko ny mampirafy izany . Raha efa tsy tia intsony dia aleo mitsotra dia vita !!!
53. mandrindra ( 08/06/2006 14:30)
tisera a, tsy fankampanahy io fa fitiavana. sa ny fitiavana koa lazaina hoe fakampanahy. ny mizara fitiavana koa anie tsy mampisy gidragidra e. dia aza atao hoe ota izany io fa sitrapo maka mamy :D
54. Fiffi ( 08/06/2006 15:18)
mandrindra: fa inona no filaza azy mihoatra an'io ?
55. mandrindra ( 08/06/2006 17:28)
fizarana fitiavana, fenoy fitiavana izao tontolo izao :D
56. Silo ( 09/06/2006 08:50)
Sixa>>> ho hazavaiko @ fotoana malalaka io hoe Mila tazaina ny lehilahy satria lava be no sady mamoaka tanteraka ny secret-ny lehilahy.

Inona kay ry sixa ny secret- ny lhlhy ??? mba lazao anay hee !!!

Fa amiko aloha tsy fitiava sady tsy solution hiatrehana ny olana miseho @ couple ny fampirafesana, Fa ny fifampiresahana no tena izy ary ny "fifandeferana" satria matetika tsy voatery hisy ny marimaritra iraisana ka @ izany mila mandefitra ny 1 na 1,

Fa ny fitiavana tena marina dia: mitia ny partenaire-ny @ lafy tsarany sy ny lafy ratsiny,

57. naughtyboy ( 09/06/2006 10:49)
tsy azoko tsara le teny mifanohitra eto ,voalaza fa ny fitiavana tena marina dia : mitia ny partenaire-ny lafiny tsara na ratsy. azo atao we lafy ratsy mahatsara zvt
ny fampirafesana satria refa tonga @ io olana io de misy ny fifampiresahana,fifandeferana ,vahaolana iny @ farany raha mbola ao le fitiavana ,sedra daolo reny @ mpifankatia tsy haiko alo refa nisy oul tsy nampirafy zany mintsy nefa milaza tia ny olontiany @ lafy tsara sy lafy ratsiny na ny tranga mifamadika,tsy haiko alou fa za kalou tsy vahiny @ io resaka io haha..
58. rapala ( 09/06/2006 11:24)
naughtyboy: hazavao kely we ny tinao lazaina @ we:'za kalou tsy vahiny @ io resaka io', fa tsy azoko :wink:
59. naughtyboy ( 09/06/2006 12:26)
rapala: ny fampirafesana nge mety azo zaraina toy izao
-arabatana,aratsaina,arabola na arampitaovana samihafa..
ny fahabangana ny sasany @ reo no matonga ny hevitra hoe mapirafy mbola misy nefa ny safidy afahana miresaka @ olontina zay afaka manampy na manome hevitra raha mifampatoky ny mpifankatia ka oul 2 no mamaha ny olana mora2 kokoa noho ny 1 fa matetika tsy mifampihaino fa tonga de kabary tsy valiana io resaka io nefa zvmisy de eo no misangojy ny tantara..alaina tsotra ihany nefa milamm ny zvt rehetra de tsy vahiny tsony @ io resaka io fa feno ihany reny banga2 tsy ampy reny
60. rapala ( 09/06/2006 12:40)
OK naughtyboy - de feno izany ireny banga2 tsy ampy reny izao? De rehefa feno ireny de ahona, do u feel satisfied sa mbola mitady ihany?:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1286