Araka ny Bouddhisme
82. Herimiafina
(
08/06/2006 11:09)
Merci vaika!
Fa ny mahagaga ahy raha izany dai any Thailande angamba izy izay misy manao ireny plaque d,or tres fine ireny dia manoratra fangatahana anty taratasy kely de mivavaka eo amin,ilay Bouddha dia ahosotra eo ilay plaque-na volamena e!
Mivavaka ve izany e?

83. Vaika
(
09/06/2006 21:11)
HM : marina tokoa fa betsaka ny olona no mitan'ondrika sy manankasina ny sary na ny tsangam-baton'i Bouddah. Ny azo lazaina dia izay angamba no mety aminy fa tsy azo atao loatra ny mitsara aza ambony ihany, tena mivavaka tokoa sady mangatam-pitahina ireo thaïlandais manisy feuilles d'or ireo. Misy sampana maro tokoa ny bouddhisme. Misy tokoa ireo moines mitarika sy manentana amin'ny bouddhisme. Amin'ny lafiny iray dia misy hitovizany amin'ny religion en général ihany ny sampana sasany amin'ny bouddhisme. Saingy amiko manokana dia tsy misy principe azo généraliser-na loatra amin'ny bouddhisme ka azo hisintonana dogme. Aleoko lavitra miteny hoe "état d'être" ny bouddhisme toy izay hoe philosophie. Satria tsy azo adino mandrak'hariva fa expérience personnelle no mitondra anao any amin'ny fahamarinana (la vérité). Na dia misy aza ireo moines mba manoro hevitra (ary hajaina tokoa izy ireo) dia indrisy fa hisy fotoana tsy afaka ny hanampy intsony izy ireo satria tsy afaka ny hisolo tena anao izy ireo rehefa tonga ny fotoana hifankahitanao amin'ny tenanao.
Nefa na izany aza dia ity misy voalazan'i Dôgen tena mamintina ny bouddhisme raha araka ny hevitro : "si tu ne trouves pas la vérité où tu es, où espères-tu la trouver ?" (Dôgen, transmission orale).
Dogme hoy ny sasany, indices vokatry ny expériences personnelles i Bouddah fotsiny hoy ny hafa ary na évidence be aza ilay zavatra dia tsy azo raisina toy ny loi indiscutable fa toro-làlana fotsiny. N'inon'inona voalzan'i Bouddah (na tsy nolazainy) dia be dia be ary mbola ho betsaka ny hitaintaina.
Fa misy tsetsatsetra tsy aritra kely ity leitsy : ilay nalefan'ialahy amin'i jereo eto io dia vao mainka kivy aho nahita anarana toa an'i Krishnamurti voatonona tao (récupération !). Mba mahafinaritra ahy tokoa mantsy i nedala io. Raha afaka ialahy dia mba vakio ihany ny bokiny : il parle de l'amour comme personne leitsy ry ankama a !

84. Vaika
(
09/06/2006 21:16)
marozevo :
Voatery mianatra Christianisme et Religions lalina manko amin'izy ityvoafintina loatra kosa izy izany fa vela-belaro kely ra-zoky a ! Fa dia misaotra nahatsiaro.
86. Herimiafina
(
09/06/2006 22:21)
izay kay vaika vao tafaverina. Io leisy ry papa mba jereo kely le Amithaba nataoko ao io an!
88. Vaika
(
10/06/2006 16:17)
HM :
mba jereo kely le Amithaba nataoko ao io an!Efa novaliko etsy ambony ihany sa tsy ampy le izy ? Sa inona tsara moa ilay fanontaniana fa tsy azoko tsara leitsy ?
izay kay vaika vao tafaverinaSomary sahirana f'azafady kah.