Araka ny Bouddhisme

61. Fiffi ( 04/06/2006 09:07)
62. Herimiafina ( 04/06/2006 12:20)
Iaho anie tsy nanambara hoe ireo no boudhisme na tsy ireo e! Vakio fotsiny de tadidio fa theorie Dogmatiques ny Boudhisme no-interpreter-na ho azon'ny tandrefana ireo hono e!

Fa Izaho tsy boudhista tsony an!
63. Rainikarabo ( 04/06/2006 16:41)
vaika>tsara ilay angano
64. xxx ( 05/06/2006 07:22)
fohy ny fisainantsika olombelona fa aza manakatra ny zavatra tsy tokony ho takarina :roll:
65. Vaika ( 06/06/2006 09:33)
theorie Dogmatiques ny Boudhisme
HM : ka ny mahagaga ahy dia tsy misy dogme ny bouddhisme !
Na izay voalazan'i Bouddah aza anie dia indications daholo fotsiny ireny e ! Tsy niteny mihintsy izy hoe : zao atao na zao atao.
Hita taratra i Bouddah fa tonga tamin'ilay "éveil". Na ireo 4 nobles vérité nolazainy aza dia vokatry ny expérience personnelle-ny ihany no azo handraisana azy. Fa ny tena indice lehibe indrindra nomeny (amiko) dia ny hoe : "la vérité se trouve en nous", avy eo anjaran'ny tsirairay no mamolavola.
Ka ilay nalefan'i toi dia sarotra ihany ny mino fa bouddhisme no resaka. Vao nahita an'ilay premier rayon (personnalités) aho dia kivy tanteraka : Franco, Mao ; Polpot sy Hitler sisa dia complet ny équipe.
Tsy voatery kosa hoe : mitatatata hoe bouddhiste dia bouddhiste daholo fa tandremo (ohatran'ny sectes sasany mi-vénérés baiboly tsy ho voatery ho kristianina daholo!). Raha vao resaka rayon cosmique sy ascenssionnel izany dia hialao pà ohatran'ny peste.
"LA VOIE EST EN SOI"
66. prime ( 06/06/2006 12:38)
67. Herimiafina ( 06/06/2006 13:10)
tsy efa misoritra ho Dogme ve leisy ry Vaika io zavatra hambaran'i toi io klé!
68. Vaika ( 06/06/2006 14:30)
HM : ilay inona no dogme fa tsy azoko tsara ?
69. Vaika ( 06/06/2006 14:48)
tsy efa misoritra ho Dogme ve leisy ry Vaika io zavatra hambaran'i toi io klé!
Azo hiadina hevitra avy eo ny definition-n'ilay atao hoe dogme fa tsy azoko tsara hoe inona no voalzako teo ka efa azo raisina ho toy ny dogme ?
70. Herimiafina ( 06/06/2006 15:44)
Toy ny réligion rehetra dia misy filozofia ao ambadikany, toy ny Filozofia ZEN ohatra. Ary rehefa misy base philozofika dia mora mifandray amin'ny théorie Dogmatique.

Ny Bouddhista izao aza milaza fa ny ankamaroan'ny Fivavahana kristianina dia notsoahina tao anatin'ny dogme ny Boudhisme avokoa, ary milaza ihany koa fa anisan'ny Dogme bouddhiste ny an'ny kristianina.

Eo izy no milaza hoe: vakio ny Baiboly hoy ry zareo fa nankaiza i jesoa entre ny faha-13taonany ka hatramin'ny faha-30taonanay, dia lazaindry zalahy fa mety tany Tibet hono.

NB: tsy izaho no niteny an'io fa olonkafa Bouddhista sinoa an! Ny adihevitra mantsy adihevitra fa tsy i HM indray no attaquer-na hoe miteniteny foana eto.

Je rapporte des faits avec une certaine sophisme, car ces meme feits ne se basent sur aucune forme d'observation.
71. Vaika ( 06/06/2006 16:15)
HM : tsy miteniteny foana ela f'aza asiana olana izany kah.
Raha hoe nifandray tamin'ny bouddhisme tany Tibet i Jesoa kosa aloha dia ilay source no diso satria au VII° siècle (ap JC) ny bouddhisme no tonga tany Tibet.
Marina ny tenin'ela hoe rehef
72. Herimiafina ( 06/06/2006 16:21)
Ary toa tapaka izy izany klé.
fa na dia izanya za aloha leisy zah tsy de mino izany an! Hoe tany Tibet Izy na tany antsinanana tany e!
Rehefa tsy voalaza dia naman'ny ignorer-ko ihany klou e!

fa amin'ny Boudhisme dia ny corps eternel no Andriamanitra qui forme un seul corps avec l'Univers.
73. pissoa ( 06/06/2006 16:24)
Tsy azoko ny tian'i HM tenenina
Herimiafina:
fa amin'ny Boudhisme dia ny corps eternel no Andriamanitra qui forme un seul corps avec l'Univers.
74. Vaika ( 06/06/2006 16:35)
HM : diso frappe f'azafady !
Marina ny tenin'ela hoe rehefa misy base philo dia "mora mifandray" amin'ny théorie dogmatique (adi-hevitra hafa iny nefa), saingy tsy misy azo hasokajy amin'ny dogme ny lazain'i bouddah (na dia taty aoriana aza dia lasa ohatran'ny tsy azo hiadian-kevitra tampoka izany ny supposé fa tenin'i Bouddah).
Momba ny zen indray dia ohatran'ny tsy mifanaraka loatra angamba ilay exemple hoe "philosophie zen" satria raha ny hevitro dia ny zen indrindra no tsy manaiky ny fisian'ny dogme : "(même si Dôgen a beaucoup écrit), Dôgen a insisté sur le fait que ce n'est pas dans les livres que la voie de l'éveil peut être épprouvée, mais par soi-même, par l'expérience personnelle et par la pratique assidue de la méditation zazen. C'est la raison pour laquelle il n'y a ni livres sacrés ni dogmes dans le zen".
Ny tiko ambara kosa anefa dia izao : tsy hadinoana mandrak'hariva fa i Bouddah dia nanome indices maro (fa indices ihany fa tsy dogmes akory) hahtonagavana amin'ny éveil. Fa raha fintinina dia hoy izy hoe : misy ilay éveil dia anjaran'ny tsirairay no mikaroka. Ny an'i Bouddah ny anjarany dia nampita hafatra fotsiny hoe : misy ilay lalàna fa tsy nanoro izy hoe izao na zao no tsy maintsy atao mba hahatongavana amin'ilay but final.
Farany, araka ny hevitro dia ny bouddhisme mandrandra ilay expérience personnelle indrindra no tsy mampisy dogme aminy, ary somary tsipihiko ihany koa fa tsy religion ny bouddhisme !
75. Herimiafina ( 06/06/2006 16:47)
Io anie leisy toy ny Politika ihany e! Ny milaza fa tsy manao politika dia efa manao politika ihany izay satria politika daholo izany. izany hoe manao politikan'ny mpilaza tsy manao politika e!

Fa ny zavatra tsikaritro dia betsaka dia betsaka ny sampana miainga avy amin'io Resaka Bouddhisma io e!

Ny ohatra hitako izao dia ireo Moine manonkatena ho an'ny Tany sy ny fanadiovana azy amin'ny ratsy, mivavaka isan'andro ho an'izao tontolo izao. Efa misy hifandraisany amin'ny Dogme iray ampiasain'ireo antokompivavahana hafa izy io.

AMITABHA.
76. Vaika ( 06/06/2006 20:18)
AMITABHA.
Totalement inconnu dans le bouddhisme primitif leitsy i nedala io sa ahoana hoy ialahy ?
Azoko amin'izay no tian'ialahy lazaina amin'ity resaka dogme ity.
Ny mamerina in-droa hono manana ny antitra ka somary averiko eto ihany fa i Bouddah tsy nametraka norme na fombafomba ets... ary marina fa maro tokoa ny sampana miainga amin'ny resaka bouddhisme, saingy maro koa ireo manao bizn amin'ny bouddhisme (à la mode sy tendance ilay fika ny farany) ka aleo ihany mitandrina. Ny nambaran'i Bouddah voalohany indrindra dia diso làlana izy nisintaka nanao méditation tsy nijanona, nefa firy ireo moines mendrika haja mikiry amin'izany (tsy jugement de valeur no ataoko fa mba remarque fotsiny). Etsy an-danin'izany dia libre be ilay pratique (misy betsaka ny mahatsara izany), saingy lasa hadino indray ilay hoe : "la voie vers l'éveil passe par l'expérience personnelle". Mais en fin de compte, zo ho an'ny rehetra ny mi-se tromper (i Bouddah aza solafaka vao nahita ny marina) fa tsy azo atao kosa ny mitarika any an-kady.
77. Herimiafina ( 06/06/2006 21:41)
Mazava kah! Mitovy ny Yoga ihany io!
Fa izao aza e! Azo lazaina ho religion ve iznay ny Boudhisme raha izany!
Raha mikatsaka ny eveil personnel mantsy dia pas besoin d'etre boudhiste pour le faire?
AMITHABA=SHALOM=Ny fahalalako azy que la paix soit avec vous.
78. Herimiafina ( 06/06/2006 21:43)
Ity koa leisy tsy mety azoko mihintsy klé:
http://www.insecula.com/contact/A011007.html
79. Vaika ( 07/06/2006 17:45)
Raha mikatsaka ny eveil personnel mantsy dia pas besoin d'etre boudhiste pour le faire?
Tena marina io satria : "selon le bouddhisme, chaque être humain est un Bouddah qui sommeille. Attendre l'éveil, que l'on soit conscient (de cette attente) ou non, est donc le but ultime de chacun de nous". ka raha izay no raisina dia compatible amin'ny religion rehetra ny bouddhisme ary izay indrindra no tsy maha-religion azy raha any amiko.
Haiko ilay hoe : amithâba kah. Fa ilay amithâba à l'origine dia réincarnation intéllectuel du Bouddah. Nefa fantatra fa i Bouddah dia efa nihoatra ny illumination (éveil) ka tonga tamin'ilay hoe nirvana. Rehefa tonga amin'io nirvana io mantsy hono dia tsy mi-se réincarner intsony.
Amiko izany dia tsy mitombona loatra ilay resaka amithâba et d'ailleurs le terme "intéllectuel" me gène énormément satria hiaraha-mahafantatra fa ny intéllect = ignorance.
Sady ny bouddhisme tibétain dia làlana hafa koa no arahany ary hitako somary éxotique izany : ilay position en tailleur vinany mody ohatran'ny ny misotro dite tsisy tasse iny mantsy ilay icône i amithâba. Amiko manokana dia tsy misy position loatra (na méditation aza) satria na i Dôgen (zazen !) aza dia miteny fa : "notre vie quotidienne est le terrain même de la pratique du zen, chaque moment est une occasion unique d'expérimenter la pleine conscience du temps présent !. Autrement dit, être conscient de soi-même et de chacun de ses gestes permet d'accéder à la dimension spirituelle de la vie, nos faits et gestes sont une manifestation de la voie de Bouddah.
80. marozevo ( 07/06/2006 20:47)
Ho anareo izay any Madagasikara, na ny marimarina kokoa ao Antananarivo, dia jereo fa misy documents azo anovozana hevitra momba ity ao amin'ny ICM Ambatoroka.
Voatery mianatra Christianisme et Religions lalina manko amin'izy ity. Ilay site tsara fa tsy mba azokazoko itony site itony marina eh.... Ilay "jerene eto" no lazaiko amin'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1775