Araka ny Bouddhisme

41. cutie ( 02/06/2006 20:14)
khundar moa izy teo sa khundur hihhihihihi
42. Vaika ( 02/06/2006 20:20)
Inona a ?:?
43. cutie ( 02/06/2006 20:23)
:-Dndraso alou jereko le titre fa tsy tadidiko
44. Vaika ( 02/06/2006 20:23)
Sao dia Kundun kosa (Martin Scorsese) ?
Njy an !:-P
45. cutie ( 02/06/2006 20:27)
kundun marina
kay le film arabe le khundur io hiihhihi lol
46. Vaika ( 02/06/2006 20:37)
Efa hitako ilay izy fa tsy maninona fa ho avy ihany aho e ! Na dia ho fanohanana ny cause tibétaine fotsiny aza.
47. cutie ( 02/06/2006 20:41)
:-D:-D:-D:-D:-D
haingana aza
48. Herimiafina ( 02/06/2006 20:56)
cutie:

:-D:-D:-D:-D
ny escape tany canada ve
HM :-D:-D:-D:-D


Taraiky be ianao izany, fonenako taloha izany Canada izany, hehehehe=))=))
49. cutie ( 02/06/2006 20:58)
hihihihi
fa aiza njay zao, niverina any tibet ve lol
50. Herimiafina ( 02/06/2006 21:01)
Efa niala boudhista aho izaho e! Efa tsy any intsony.
Ny misy ahy izao tsy azo tenintenenina fa mandrangitra olona. hehehehe:-D
51. cutie ( 02/06/2006 21:04)
ny mpiserasera ve no ho rangitra :-D:-D:-D:-D
52. diamondra27 ( 03/06/2006 08:03)
vaika: marina izany , somary maimaika ny réponse de nitambatra de lasa tsy nety sady efa alimbetsy incarnation akory aza le izy fa réincarnation:oops::oops: :-$:-$:oops::oops:


cutie: mba tantarao marina aloha e!
little bouddah = 'za koa efa nahita an'iny.

HM: de mba azo zaraina eto ve 'zany le izy sa perso
ohatran'ny intéressant an!
53. Vaika ( 03/06/2006 09:34)
Diams : ka ilay fanontanian-dry anie na dia mazava be aza ny fipetrany dia sarotra ihany ny hamaly azy.
Fa raha fintinina angaha ny valiny dia resaka finoana ihany no mitondra an'io.
Hoy njy hoe : "iza no mino ny réincarnation ?"
Ny bouddhiste (rehetra raha tsy diso aho) dia mino, toy ny mpino hafa mino fa :
- nitsangana tamin'ny maty Izy
- navadiny divay ny rano
- niakatra velona tany an-danitra Izy
- nahavita nandeha tamin'ny rano Izy...
Nahasadaikatra ilay fanontaniana satria ilay contexte ilay fanontaniana mihintsy no hafahafa : "...ny bodista sy ny tropiny aloha dia mitady izay mahafaly azy fa tsy mitsinjo ze ho avy any izy e"
Tsy marina mihintsy io satria fitiavana (amour) no tena fototry ny bouddhisme (fitiavana izao tontolo izao), fitiavana no nahatongavan'i Bouddha tamin'ny Nirvana. Finoana daholo izany !
NB : Tsy azo atao ny mampifangaro ny bodisma rehetra. Ny hahafantaran'ny saram-babem-bahoaka ny bouddhisme matetika dia ny bouddhisme tibétain (la cause tibétaine). Mbola misy maro karazana ny bodisma ary tsy misy hifandraisany mihintsy indraindray : "le seul point commun entre tous les courants du bouddhisme est la bouddhéité";-).
54. Vaika ( 03/06/2006 09:41)
Momba ilay Boudhista dia sur amin'izany ve ianao? Efa tao amntsy no niala ka sarotsarotra ny inoako io voalaza io!
Sao dia mba tsy ampy kosa io "argument" io ra-HM a ?
Zah ndray efa boudhista tany Tibet mihintsy!
Dia ahoana ? Sa sambatra izay mino nefa tsy nahita ? Anao ny sehatra HM fa aza avelanao hitaintaina ao antin'ny "tsy fahalalàna"(ignorance) kosa izahay e !
55. cutie ( 03/06/2006 14:43)
diamondra27
cutie: mba tantarao marina aloha e!
little bouddah = 'za koa efa nahita an'iny

efa we Kundun ny titre, asaovy tantarain'i Vaik fa izy efa nahita:P
56. marozevo ( 03/06/2006 22:20)
Misy angano kely atolotr'i vaika ao ambony ao. Tsisy numero moa ka sarotra ny manondro hoe atsy na atsy ilay izy.

Asa na tsapantsika rehetra fa tena ZAVA DEHIBE io angano kely atolotr'i vaika io. Efa fantako koa io, ary miaky aho fa raha voadinika ny lesona entin'io dia ho tsara ny fiaraha-monina.
57. Herimiafina ( 03/06/2006 23:21)
Renjekaky oo :{:{

Zah zany tsy mbola tany Tibet e! Fa efa tany Tibet kely tany Dago e!
De ity izany le zavatra e!
http://www.lightarian-tm-reiki.izispot.com/perso-24817.htm

De ity kou misy fanazavana fanampiny e!
http://perso.orange.fr/revue.shakti/rayon.htm

De aza miditra lalina loatra fa manjary tsy mahazo Fanahy masina zaho radem an! 'Zaho mansty izao efa Kristianina e!
58. Fiffi ( 04/06/2006 06:50)
Herimiafina:

De aza miditra lalina loatra fa manjary tsy mahazo Fanahy masina zaho radem an! 'Zaho mansty izao efa Kristianina e!
tsara zany . Inona indray moa no tadiavina mihoatra an'io ? :)


59. Vaika ( 04/06/2006 08:10)
HM : Ahoana ireto sectes be reto rakoto a ?
Tsy bouddhisme akory ireo fa tena zavatra hafa mihintsy.
Ny bouddhisme :
-tsisy cérémonie
-tsisy maîtres
-tsisy rayons, énergie
-tsisy pouvoir de volonté, intélligence active, connaissances na sciences concrètes...
Satria hoy ny bouddhiste hoe : "la connaissance, c'est l'ignorance"Mais il y a la compassion de Bouddah !
Ny olana amin'ilay bouddhisme anie dia na efa notenenin'i Bouddah mazava tsara aza fa tsy izy mihintsy no hitarika hoa any amin'ny "fahamarinana" (la vérité)(anjaran'ny tsirairay io), dia maro be ireo sampana sy sectes mbola mikiry ny manandratra azy ho andriamanitra : tsy religion ny bouddhisme.
Misy hoy izy ilay fahamarinana (la vérité) fa saingy tsy ny saina no hanampy hitady izany.
"Ny fanahy no mitondra ny finoana"
60. Vaika ( 04/06/2006 08:13)
Misy angano kely atolotr'i vaika ao ambony ao
Fa ity misy angano kely :
Indray andro, hono, ny olombelona dia nanana fahefana samy andriamanitra daholo. Nefa nivari-lavo sy samy nanao izay saim-pantany. Iray monja no nahatsiaro tena. Ary noho ny fahefany dia nesoriny ny maha-andriamanitra ny rehetra.
Nefa aiza hoy izy no hanafenako azy ? Satria raha hafeniko any an-danitra na haleviko lalina anaty tany dia any andro any volana any taona, dia ho hitan-dra-olombelona ihany satria manan-tsaina tsy hitsahatra ny hikaroka izy.
Ka tapaka ny hevitra fa afeniny ao anatin'ny tenan-dra-olombelona ihany fa ao indrindra no tsy ho karohiny.

Tamin'ny vaovao farany dia manao fikarohana eny amin'ny planeta mars i ra-olombelona
Marozevo : ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2301