Araka ny Bouddhisme

21. diamondra27 ( 02/06/2006 16:33)
toovs sy vaika: nisy tsy azonareo le resako angamba e!

toovs: za tsy mitsara mihitsy eto fa miteny hoe: aleo hikaroka ny olombelona

momba an'ito indray:"Fa ny bodista sy ny tropiny aloha de mitady ze mahafaly azy = bien être fa tsy mitsinjo ze ho avy any izy e!
de iza koa moa le mino ny incarnation? etc...."
de io sady mametraka kestion 'za no milaza fa ny bouddiste tsy mino an'Atran'i Kristiana no tiako lazaina eto.

Mifankahazo @izay ve le resaka?
22. Vaika ( 02/06/2006 16:50)
Diams : ilay hoe "bodista sy ny tropinymety ho péjoratif tampoka kosa anie e ! dia ilay hoe : "bien-être" dia tsy dia izany loatra fa equilibre no tokony ho izy angamba.
Farany, ny boudhiste tsy mino Andriamanitra fa tsy voatery hoe ny an'ny kristianina ihany.
Momba ilay incarnation dia mila fandalinana hafa mihintsy iny toy ny an'ny kristianina mino ny olona mitsangana main'ny maty ihany koa iny.
Fa ny tena marina dia ohatran'ny nataon-dry maimaika angamba ilay famaliana azy dia ohatran'ny lasa nitambantambatra ratsiratsy hafahafa izany daholo ilay resaka. :-*
23. cutie ( 02/06/2006 19:03)
No comment :P
24. Fiffi ( 02/06/2006 19:13)
25. cutie ( 02/06/2006 19:17)
za manana film mikasika ny bouddhisme :P tany Tibet
26. Herimiafina ( 02/06/2006 19:22)
Zah ndray efa boudhista tany Tibet mihintsy! :P
27. Rainikarabo ( 02/06/2006 19:28)
koz ve
28. cutie ( 02/06/2006 19:35)
:-D:-D:-D:-D
ny escape tany canada ve
HM :-D:-D:-D:-D
29. Vaika ( 02/06/2006 19:37)
za manana film mikasika ny bouddhisme tany Tibet
"Little Bouddha":-P
30. cutie ( 02/06/2006 19:41)
non, tantara tena nisy le izy :P
31. Vaika ( 02/06/2006 19:42)
cutie :P
32. cutie ( 02/06/2006 19:44)
manin :P
33. Vaika ( 02/06/2006 19:45)
tsy manin:-P
34. cutie ( 02/06/2006 19:47)
35. Vaika ( 02/06/2006 19:48)
36. Vaika ( 02/06/2006 19:50)
Tantarao aza ilay tantara tian-njy tantaraina fa sao dia tena tantara tsy azo tantaraina aloha ?:P
37. cutie ( 02/06/2006 19:51)
vaika koa tssssssss
38. Vaika ( 02/06/2006 19:57)
cutie koa tsssss:-P
39. cutie ( 02/06/2006 20:06)
hihihihihi
tongava aty mijery an'le film e :-D:-D:-D:-D
40. Vaika ( 02/06/2006 20:12)
anjaso aza fa zà tonga amin'ny vol manaraka e!
Amérique, amérique, je vais t'avoir et je t'aurai...(Joe Dassin, a very good french singer:°) )
Inona moa ilay titre ilay film ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1306