fanotaniana
83. mamzelkely
(
08/06/2006 04:53)
mandrindra inn ohatra ny zvt milay be azo avy amireo 8) valio fa coms anie no miresaka aminao ry mandrindra ee :-D:-D
84. mandrindra
(
08/06/2006 07:14)
cutie, taiza ndray zao no nasiko teo:-D:-D:-D
mamzelkely, raha ianao no coms dia asio menôty aho, dia ento manaraka anao, dia ho hita eo ny tohin'ny dinika ary :-D:-D
mamzelkely, raha ianao no coms dia asio menôty aho, dia ento manaraka anao, dia ho hita eo ny tohin'ny dinika ary :-D:-D
85. mamzelkely
(
08/06/2006 10:26)
=))=)) iny njay no ts hitako klé =)) sô de hanenina am zvt tenenina eo ry mandrindra aa humm d'efa miteny za zay :-D:-D
88. mandrindra
(
08/06/2006 11:13)
tsisy afo akory eo dia lazain'i mamzelkely fa mitono aho :-D:-D:-D. tsy mitono-tena no izy fa manolo-tena ka, iny atolotro andracoms ny tenako :-D:-D:-D
89. cutie
(
08/06/2006 11:26)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-06-2006 12:14:14
Lohateny : Re : fanotaniana
cutie, taiza ndray zao no nasiko teo
omaly :-D
90. mandrindra
(
08/06/2006 11:42)
taiza fa tsy hoe oviana ka :-D:-D:-D, ary androany koa ve? :-D:-D:-D
96. mandrindra
(
08/06/2006 14:32)
io ndray haiko, ny banga dia tsisy nify :-D:-D:-D
fa ny mameno azy no tsy haiko :cry:
fa ny mameno azy no tsy haiko :cry:
98. mandrindra
(
08/06/2006 14:36)
ka ry zareo tsy mameno amin'ny tena izy fa solonify no omeny fa ny ana ny orizinal nefa no tiko:-D:-D