fanotaniana

41. diamondra27 ( 02/06/2006 15:29)
HM/ marina daholo ve 'zany laingabe izany e! :wink:
(vazivazy)
mamz : marina akia io ohatra nomen'i HM io a!ampiresaho le olona de odio tsy fantatra eny foana de @ manaraka apetraho le kestion fa tsy maintsy tratra ny lainga.
Raha tsy hoe: efa nomaniny le lainga.
Mpandainga professionnel:-D:-D

de tsy maintsy manao fikarohana fa raiso ny décision akia a! na dia somary marary aza @ voalohany fa afaka foana eny e! dia aza mitanondrika fa mitrakà. Samy manana ny anjarany eny daholo ny tsirairay.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*
de aza adino ny maka olona atokisana na de mamanao aza ohatra resahana ny sekire
42. Fiffi ( 02/06/2006 16:57)
aleo aloha hiheritreritra indray fa tena heu.....misy zavatra [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG] tena mampiheritreritra lalina de lalina ato zany an!
43. Herimiafina ( 02/06/2006 17:04)
Han, misy raha la-terre tiky! :-D
44. Fiffi ( 02/06/2006 18:07)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
45. Herimiafina ( 02/06/2006 18:09)
Ino raha-manahirantsaina anao ao ino?
Tsotra dia tsotra ny vaha-olana: miverena zaza kely ary aza mianta loatra fa raha hain'ny zankólombelo izay dia rava ny olana isankarazany maha-antitra azy vetivety io.

Tadidio fa ny lazainao fa olana dia zavatra noforonin'ny zanakátidohanao ihany avao.
46. Fiffi ( 02/06/2006 18:12)
raha mba azo hatao tokoa moh ny hiverenana t@ fony mbola zazakely.............saingy...
47. Fiffi ( 02/06/2006 18:13)
saingy.... lasa fandosirana , tsy sahy manatrika ny olana , ny réalité .
48. Herimiafina ( 02/06/2006 18:24)
Tsy mandositra velively ny realité izany fa mijery ny realité autrement mantsy.

Raha dinihina mantsy dia nentinízao tontolo izao hakany amin'ny tsy tena fiainana ny sain'ny zanakólombelona, jereo ny film, ny tele ny zavatra rehetra hita dia conte de fée ny fiainana, izay lazaintsika fa realité sy mahakivy antsika matetika.

Nozarina ohatra ny saina hihevitra foana fa mamy ny gateau, kanefa refa sendra gateaux masira dia gaga sy talanjona ary diso fanantenana (ohatra ihany io). Satria efa izay no nozarana ny saina hoe mamy ny gateau.

Ny fiverenana zaza dai midika fananana recul eo antrehan'ny zavatra rehetra, ny fametrahana fanontaniana.

Ny fiainana ankehitriny mantsy dia mibedy sy manambany no olona mahay manetri-tena, hany ka tsy sahy intsony na ny mametraka fanontaniana aza sao dia hisy hanao hoe question bete na hoe izany dai tsy hay na hoe izany dia tsy azo.

Nozarina aminízay ny saintsika. Firifiry ireo zaza no bedesina voakapoka mafy raha sendra nanao erreur, hany ka lasa matahotra erreur.
Tsy mety anefa izany fa lasa tsy mahalala intsony iny zaza iny ny atao hoe erreur, ary lasa mandainga.

Eo dia miverian amin'ny votoatindresaka etsy aloha ny tenako, vitsy ny olona no miaiky hoe diso aho ary miaiky marina fa tsy ilay mody miaiky mandefitra nefa ny ao ampo mbola be sesika ny hoe ny ahy no marina.

Vitsy ny miaiky hoe tsy mahay ninoninona ho fa ampio, fa dia manao jeu de pouvoira be hi-controler-na ny hafa.

Ny fitantarana fotsiny fa victime anízao sy izao dia anisan'ny tsy fisian'ny fiaikena hoe misy olana ato amiko na avy aty amiko ihany no mety mahatonga anío olana io mitranga fa tsy voatery ny hafa foana.

49. Rainikarabo ( 02/06/2006 18:50)
Forcecachée> ary enao zany ilay hoe l'homme ki sé tout an 8)
50. Herimiafina ( 02/06/2006 19:06)
Tsy de tena izay loatra kah, nisy les hommes qui savent tout aloha talohako de mamamky ny bokindry zareo izaho izao, hehehehe:-D
51. Rainikarabo ( 02/06/2006 19:09)
okay, manja e:-D
52. diamondra27 ( 02/06/2006 21:15)
rainikabaro: avelao HM hiteny fa refa tsy eo izy de tadiavina refa tonga indray de lazaina fa ze sais tout.

HM: mamaky boky de manao pratika :-w:-w:-w action:-D
53. Fiffi ( 02/06/2006 21:26)
diamondra: tsy misy maharatsy an'le homme ki sé tout kosa eh! zany hoe tsy azo raisina tena hoe il sé tout satria mety tsy ny zavatra rehetra tsinona no hainy .
Saingy kosa aloha ry Rainikarabo an ! arakin'io voalazanao io hoe "Forcecachée" hummmm !! fa mahay mamoka azy kosa aloha i Herimiafina an! :)
54. fasaly ( 02/06/2006 21:30)
[quote=diamondra27]
rainikabaro: avelao HM hiteny fa refa tsy eo izy de tadiavina refa tonga indray de lazaina fa ze sais tout.

diam: hummmmmmmmmmmmmm! eny marina wa! zao ndray zao de i bedada ndray no presk try hita trony fa ho tedavina kou angamba atsy ho atsy:wink::°):-w


55. Herimiafina ( 02/06/2006 21:36)
Fa heverinareo fa olontokana ve izahay force cachée ato sa akory e! hehehehe:-D
56. diamondra27 ( 02/06/2006 21:46)
forcecahée = HM :-D:-D:-D:-D

fasaly::wink:, njy koa aza to tsy hitahita koa teo e! (fa le sary été misatroka aloha masaka an! milay):-*
mety chacun son tour akia le tsy hita io an! manao kiafinafina:-D:-D:-D asa tour-n'iza njay refa avy eo
57. cutie ( 02/06/2006 22:56)
DM tour-ko ny manaraka:-D:-D:-D
58. Rainikarabo ( 03/06/2006 05:02)
diamondra27:

rainikabaro: avelao HM hiteny fa refa tsy eo izy de tadiavina refa tonga indray de lazaina fa ze sais tout.



andray! za nga manakana azy tsy hiteny? sa tsy mba mahazo misangy kely refa eto?
59. mamzelkely ( 03/06/2006 05:45)
de inn mo za ny tokony holazaiko eto fa vôvalin force cachée dôly n y problem andao amizay zany hisangy ko :-D:-D
60. diamondra27 ( 03/06/2006 07:42)
:-D:-D:-D

rainikabaro:8)
cutie: izany an! de ho aiza njy? :-D:-D:-D
mamz: raikitra 'zany e! hisangy @izay

:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1233