fanotaniana
21. mamzelkely
(
02/06/2006 08:16)
relation amoureuse ka fa zany we mihitatra le lainga de zay no tstiko fa efa ela ihany manko ty zvt ty no nisy fa zany we g laissé passer fa zao le izy mbola mitady hitatra nefa haiko zao fa lainga de zay no hanotaniko we inn tokony hatao satri ts tiko hitohy tsony le laingany :D:°)
22. diamondra27
(
02/06/2006 08:36)
mamz: raha izay no izy dia izao no tsara ho fantatra e! matoa izy tsy mivaky aminjy hoe: mandainga nefa efa fantatra fa hoe: mandainga , de tsy tiany ho blesser injy izany ; donc anjaranjy no maka décision satria izy tsy hiteny eo mihitsy.
courage akia a!
courage akia a!
24. deghany
(
02/06/2006 09:26)
[quote=mamzelkely]
hono hoa ry reto misy fanotanina mba manitikitika anah ity aôna kay no tokony hatao mba hilazana am olona iray hoe madainga enao??
mangitikitika b v???:@
hono hoa ry reto misy fanotanina mba manitikitika anah ity aôna kay no tokony hatao mba hilazana am olona iray hoe madainga enao??
mangitikitika b v???:@
25. pika
(
02/06/2006 10:07)
ny fanaoko raha sendra ny cas oh izany dia mody tsy mivaky loha intsony izay ambarany fa atao hoe hay, zay zany, ...... tonga saina ihany izy ny farany :lol:
26. Fiffi
(
02/06/2006 10:18)
mamz: heu... ary le lainga ve mety hiafara @ zavatra heu.. ohtra fisarahana sa... :roll:
27. rebecca
(
02/06/2006 11:06)
mamzelkely> ary terenao fotsiny izao hoe mandainga ilay olona an! :wink:
30. mamzelkely
(
02/06/2006 11:42)
Fiffi non ka ts resaka hasarota-piaro le izy fa ts resaka we miaraka am olona hafa na truc du genre fa resaka zvt hafa mits de ce côté là tsisy hatahorana fa le fomba we miantomboka am zvt ôtran zany fôna le izy de aveo mihamihitatra no ts tiko
mandrindra zay zany anie le lazaiko we ampitahorina ve
:-D:-D
deghany tena mangitikitika beuu ts azo ialany mitry :@ :-D:-D
rebecca ts tereko hadainga le olona fa plutôt tereko hilaza ny marina :wink:
de iza ko le namaly teo fa ts tsaroko kalou jereko kely aa :-D:-D

31. Herimiafina
(
02/06/2006 12:48)
mamzelkely:
hono hoa ry reto misy fanotanina mba manitikitika anah ity aôna kay no tokony hatao mba hilazana am olona iray hoe madainga enao??
azavaiko vetivety: misy olona zao efa fatatrao zao izy fa madainga aminao fa nier-ny fôna le izy de refa manotany azy enao dia lazainy fa we ts matoky azy ee etc etc, nefa enao mahafantatra tsara mits fa hoe madainga io olona io fa ts manana preuve tangible enao haseho azy fa zay preuve efa mba nanananao dia nolaviny avokoa ka nentiny hitenenana injay we ts matoky azy enao nefa franchise no tedavina aminy
ka velom-panotanina ihan y za we inn aza no tokony hatao face an reny situation reny? tokony avela amizao ve sa tokony hitady preuve hafa njay nefa sarotra le hazahoana preuve :roll::roll::?:
Tandremo fa mety tsy mandainga ihany ilay olona indraindray.
Fantaro aloha hoe inona no antony hieritreretanao fa mandainga ilay olona? Hadihadio iznay antony izany.
Ary farany aza mihaino feon-dakolosy tokana mihintsy fa tsy hainao raha ao ambadika ao.
Raha tena mandainga anefa ilay olona dia ny fanaovana azy dia tsotra, jouer-na ny jeu-ny, mody arahina dia mody bete be nefa dia enregistrer-na daholo ny resaka teneniny, taritina lavabe eny ny resaka aman'andro aman'ora sns, dia ataonao izay hiverenana amin'ny sujet voalohany indrindra sans qu'il s'en rende compte dia hitanao eo fa mety miova ny reponse omeny.
Dia rehefa hiteny azy dia tsy mivatravatra fa mody maneso sady mody mihomehy hoe mandainga izany raha olona. aseho azy fa indifferente ianao sady very ny estime, hehehehehe=))=))
Mbola fika tsotsotra io fa misy goavana haiko fa manorata aty amiko de atoroko anao izany observation dillatation de pupille, rebroussement poit du visage, na contraction de certains muscles faciale izany, hehehehe=))=))
33. mamzelkely
(
02/06/2006 13:27)
herimiafina ataovy eto le fika hafa de mbô zaraina am namana sasany ee :):°)
mandrindra aa atao mangovitra mipararetra ts te hadainga trony mitry veuu :-D:-D
mandrindra aa atao mangovitra mipararetra ts te hadainga trony mitry veuu :-D:-D
34. mandrindra
(
02/06/2006 13:39)
mangovitra, mipararetra, sao dia mameno pataloha mihitsy noho izany :-D:-D
35. Herimiafina
(
02/06/2006 13:42)
Izay ihany hoa ny fika ry mamzelkely an!
Taritina lavabe ny resaka, atao izay maha-ela azy ary averina tampoka any amin'ny resaka taloha tsy hay na firy andro aty aoriana dia jereo tsara fa raha mandainga ilay olona dia hafa indray no valiny teneniny.
Omeko ohatra indry!
-Nandeha tany amin'ny bar niaraka tamin'i xxx aho omaly fa tsy nisy n'inon'inona fa resaka asa fotsiny.
roa volana aty aoriana rehefa hanontaniana dia:
-Tamin'izaho ilay nandeha bar niaraka tamin'i yyy iny e!
Niova ilay narana, dia rehefa teneninao hoe angaha tsy xxx indray ilay niaraka taminao?

36. mamzelkely
(
02/06/2006 13:47)
mandrindra =))=)) hanahirana eo njay zany ry se aa =))
Herimiafina ok koboko le fika ka mici ee:)
Herimiafina ok koboko le fika ka mici ee:)
37. mandrindra
(
02/06/2006 14:01)
fa ahoana ianao no ho sahirana, tsy tokony hitehaka aza ve no atao le, io fa voan'ny nataony e:D
38. mamzelkely
(
02/06/2006 14:14)
=)) sao de tratran ny hanadio eo ko tellement izy mangovitra de ts afaka mamafa trony ko =))
40. Herimiafina
(
02/06/2006 14:29)
Ka io chiffre io! 80% ny teny volanin'olo en moyenne iray andro dia lainga avokoa hono e!
Ino moa lainga io? soit information tsy ampy (fanahy iniana) na information deformée, na koa inexistante.
Ino moa lainga io? soit information tsy ampy (fanahy iniana) na information deformée, na koa inexistante.