fanotaniana
1. mamzelkely
(
02/06/2006 05:42)
hono hoa ry reto misy fanotanina mba manitikitika anah ity aôna kay no tokony hatao mba hilazana am olona iray hoe madainga enao??
azavaiko vetivety: misy olona zao efa fatatrao zao izy fa madainga aminao fa nier-ny fôna le izy de refa manotany azy enao dia lazainy fa we ts matoky azy ee etc etc, nefa enao mahafantatra tsara mits fa hoe madainga io olona io fa ts manana preuve tangible enao haseho azy fa zay preuve efa mba nanananao dia nolaviny avokoa ka nentiny hitenenana injay we ts matoky azy enao nefa franchise no tedavina aminy
ka velom-panotanina ihan y za we inn aza no tokony hatao face an reny situation reny? tokony avela amizao ve sa tokony hitady preuve hafa njay nefa sarotra le hazahoana preuve :roll::roll::?:

répondu par mandrindra le 29/06/2006 20:01
2. Fiffi
(
02/06/2006 06:10)
hummm !! tena efa nahita cas tahak'izao zah an! fa de ny marina , marina hiany . Tsy maintsy mivoaka io marina io na ho ela na ho aingana .
(je joue le jeux) io aloha no hataoko raha zah an! fa ela ny ela , tratra hiany .
-Hoe inona indray no tokony hatao ? heu...maninona raha hampiasaina izay preuve hananana ? Na dia tsy misy tangible aza fa hanaovana confrontation ?

3. booboo
(
02/06/2006 06:12)
Tsy insister-na fa tenenina aminy fotsiny ny antony sy ny raha tsapa vokatr'izay. Rehefa tsy mety mihaiky mihitsy izy dia mba au moins klou maivana kokoa niresaka taminy sincèrement.
4. mamzelkely
(
02/06/2006 06:24)
fiffi a ka zao anie zay preuve efa mba nanana efa naseho azy fa nolaviny avokoa de nentiny nilazana fa ts matoky azy nefa hita be zao fa hafahafa ra coincidence ftsn reny :roll: hihihihi
booboo mhh zany we ve zany ts mi-insiste fa apitahorina izy :°):-D:-D
booboo mhh zany we ve zany ts mi-insiste fa apitahorina izy :°):-D:-D
6. mandrindra
(
02/06/2006 06:52)
raha toa ka porofo tsara fototra ny anao ka laviny dia misy zavatra tsy amazava ao anaty atidohany. vokany fôry any izy dia samy miala fa raha ny lainga ataony efa vita démo fa lainga no laviny dia tsy hay intsony izany izay ambiny rehetra any ambadika tsy hita.
7. mamzelkely
(
02/06/2006 07:18)
de ra tsy mbola tiko ialana izy fa sincerité no tedaviko de aôna ry mandrindra :°)
8. hery
(
02/06/2006 07:22)
mamzelkely> tena sur ve enao fa nandainga tokoa izy? :-)
Gaga ihany aho mantsy hoe dia tena donto tokoa ve izy no efa asehonao azy hoe tratra ny laingany (tsy indray fa imbetsaka) dia mbola tsy ho wain ihany.
Ny mpandainga mantsy rehefa tratra imbetsaka dia mihaiky ihany.

9. mamzelkely
(
02/06/2006 07:31)
hery tena sure za ka fa ny fomba hiconvainquer-ko azy no ts hay satria ts manana preuve tangible be fa hita we misy zvt ts normal le izy satri izy efa fatapatatra ihany ny fombany fa izy ts te ho wem angamba de mandainga de avadiny we ts fahatokisana le izy nefa bdb ny coincidence hita de mahagaga ihany ra atao we coincidence ftsn ny zvt hita rht :) satria de bdb le izy nefa refa resahana aminy le izy de laviny avokoa dia eo ny problem we inn ny tokony hatao :roll::)
10. Rainikarabo
(
02/06/2006 07:31)
mety ho marina io voalazan'i hery io. Aza hadino fa eo amin'ny fiaraha-monina dia ny mpilaza mahay ary betsaka ny mpanitatra, ary ny honohono no tena manimba ny fitiavana.Sa sary sa video mihitsy ilay porofo hono, sa voatahiry an-tsoratra?
11. diamondra27
(
02/06/2006 07:33)
mamz: ny ahy akia mody tsy mahalala sy tsy asehoko azy hoe: 'za mahalala tsara fa nandainga izy.
Fa ny retour-ny iny kosa aloha de aoka fotsiny e! tsy asehoko raha tsy efa tena vonona ny hizaka ny consequences-ny aho.
Ny tiako lazaina: raha lainga tsy misy dikany de tsy asiko sira
raha lainga hoe: ny olotiako no mandainga amiko de io ambony io no ampiasaiko
raha mpiaramiasa amiko no fantako fa nandainga tamiko ka tratrako, na de oe: kely fotsiny aza ny lainga nataony de tsy matoky azy intsony aho ary tsy mitantara ny zavatra henoko aminy satria sao dia avadiny ny resaka sy andangainy ny olona de hatoky azy , donc manao bonjour aurevoir sy rehefa te-hiresaka amiko izy de henoko fa 'za tsy hitantara zavatra na kely aminy aza.
Raha namana indray no nandainga de tahaka izany ihany koa: lasa miova ny relation; lasa par respect fa tsy misy hoe: namana lalina
Fa @ireo rehetra ireo dia tsy maintsy hitako hoe: teto izy o nandainga ary siora à 100% 'za vao mandray ireo décision etsy ambony ireo.

12. little
(
02/06/2006 07:37)
hum !!!!!!!:-w
iza ndry zany ry Mamz an? tantarao tsara fa tsy kopy e!:-w:-w:-w:-w
iza ndry zany ry Mamz an? tantarao tsara fa tsy kopy e!:-w:-w:-w:-w
13. diamondra27
(
02/06/2006 07:40)
raha ohatra ka efa tratranjy nampiaraka nifampitantana be zao ve izy de mbola mahita tenenina ihany hoe: ce ne pas ce ke tu crois, katsaka tsaramaso.... de mbola hiaraka aminy ihany njy?
le honohono aloha de manaiky ny tenin'ny namana etsy ambony aho hoe: aza inoana fa raha tena sary na video de mety hoe: marina angah
nefa koa moa ny sary @ izao fotoana ange azo hanaovana montage sy ankasoparana e!
de tanjemo ny mifanena @ mytho fa tena aretina io an!asaivo mitsabo kely izy aloha fa raha tsy izany de misy fiantraikany @ ho avinareo io (namana sy entourage)

14. mamzelkely
(
02/06/2006 07:47)
diams aa le izy wa zay le problem de tsisy preuve za na par ecrit na par video na inn na inn fa ny zvt hita no hilazako an le izy mety ts mety ny zvt ataoko we tonga de mi-juger be ftsn fahatany nefa kosa misy zvt hitako we ts normal mits le izy hahafatarako we madainga le olona zay le problema ts haiko na azonareo na tsia le izy :lol::lol:8)
15. diamondra27
(
02/06/2006 07:55)
mamz: raha mbola tsy misy preuve 'zany njy de calme fotsiny fa aza mamparary tena , sy manao film anaty eritreritra ; sao manimba zavatra izany de tsy mety. Porofo mazava tsara à 100% vao tenenina hoe: lainga le izy de avy eo mandray décision, na mampitandrina azy na tsy asianjy koi iny na gera na tsy haiko ...
Ataovy masaka tsara le izy.
De aza minomino vavan'olona fa henoy ihany ze lazain'olona de manaova recherche miadana de hita eo na marina na tsia.
Ataovy masaka tsara le izy.
De aza minomino vavan'olona fa henoy ihany ze lazain'olona de manaova recherche miadana de hita eo na marina na tsia.
16. Fiffi
(
02/06/2006 07:59)
mamz: heu.. sao de le fahasarotam-piaro no fototr'ilay izy ? indraindray manko , manana hahihahy fotsiny satria ohatra hoe niova kely ny fahazarany , de tonga de lasa alefa lavitra fotsiny le heritreritra de hoe hummm !! mandainga ? misy zavatra miseho ?
Tsarovy anefa fa ny adala hiany hono no tsy mba miova , ary ny endrika ratsy tsy azo hovaina fa ny endrika kosa.....
-jereo hiany aloha fa sao de mifono zavatr'hafa le fivovana na le tebiteby fa sao de tsy mitombona le hoe mandainga.

17. mamzelkely
(
02/06/2006 07:59)
le izy alou tena ts vavan'olona zvt hitako sy remarker-ko ftsn efa niezaka niresaka taminy za fa bon zay laviny zay fôna de je laisse passer zany le izy :roll:
18. diamondra27
(
02/06/2006 08:02)
little : ianao koan! izy ary izao mbola lasa fisainana oe: ahoana no ataoko de adalainao hoe: tantarao. Hummm!
mamz: fa lainga t@ relation inona aloha le izy e!
relation mpiaramonina ve? sa mpiara mivavaka?sa amicale sa relation amoureuse sa inona?
za kosa mbola tsy nadainga taminjy an!:wink:
mamz: fa lainga t@ relation inona aloha le izy e!
relation mpiaramonina ve? sa mpiara mivavaka?sa amicale sa relation amoureuse sa inona?
za kosa mbola tsy nadainga taminjy an!:wink:
19. diamondra27
(
02/06/2006 08:04)
raha tianjy le olona de aza asiana koi e!satria manjary rava maina fotsiny le relation sady avy eo njy malahelo eo. Asio reserve kely ihany aloha
20. mandrindra
(
02/06/2006 08:15)
mamzelkely:
de ra tsy mbola tiko ialana izy fa sincerité no tedaviko de aôna ry mandrindra :°)
dia tsy miala tanteraka fa mody misintaka aloha , izany hoe mampihorohoro