fanotaniana

101. cutie ( 08/06/2006 14:39)
aiza o :-D
102. mandrindra ( 08/06/2006 17:28)
io ô:-D:-D
103. cutie ( 08/06/2006 21:07)
:-D:-D:-D
104. mandrindra ( 09/06/2006 07:42)
:-*
105. mamzelkely ( 09/06/2006 10:47)
mandrindra:

tsisy afo akory eo dia lazain'i mamzelkely fa mitono aho :-D:-D:-D. tsy mitono-tena no izy fa manolo-tena ka, iny atolotro andracoms ny tenako :-D:-D:-D


=))=)) manolo-tena atao inn klou e =))
106. mandrindra ( 09/06/2006 22:46)
manoloteba hanome ohatra an'ilay zavatra milay be:-D:-D:-D
107. diamondra27 ( 10/06/2006 12:05)
mandrindra: ary androany indray za vao nahita an'io an!

=))=))=))=))=))=))=))


de kotaba be ve le DM :-D:-D:-D:-D:-D

mimé 'rery 'za ato marina
108. mamzelkely ( 12/06/2006 05:04)
mandrindra de inn le zvt milay be zany =))=))
109. diamondra27 ( 12/06/2006 06:15)
mandrindra: miverena leisy elah sao tapaka eto ny tsinainay sy mamz a!=))=))
110. dinamo ( 12/06/2006 07:00)
rej-hefa tapaka ny tsinahin'i mamzelkely dia tohizako afohiko mihintsy ny tsinaiko omeko azy :*
111. mandrindra ( 12/06/2006 08:17)
mamzelkely sy diamondra27, ity ilay mpanolotena fa tonga indray.

mamzelekly, araka ny maha hoe milay be azy dia zavatra tokana izy io :-D:-D:-D
112. diamondra27 ( 12/06/2006 08:59)
mandrindra: tena mahay mandrindra marina enao 'ty an
113. mandrindra ( 12/06/2006 11:13)
tsy dia hoe mahay mandrindra fa mampiady voambolana fotsiny e :D
114. mamzelkely ( 12/06/2006 11:37)
mba lazao hoe inn zany zavatra tokana zany :roll: manitikiika ahy zany =))=))

dinamo misaotra betsaka am fandave-tenanao hihihih :-D
115. mandrindra ( 12/06/2006 12:12)
lahy tokana :-D:-D ny aina hoy ny fiteny, dia aleo ndray kosa ary rakôms mba hanao tsaokevitra hoe inn ilay izy
116. mamzelkely ( 12/06/2006 12:53)
lazao wa inn zany ry mandrindra :x hein koms anie n atay ee sa mila basy poleta mifahana enao eo am lohanao =))=))
117. mandrindra ( 12/06/2006 13:08)
tsy any amin'ny loha ny basy mifahana ka =))=)), sady fantatro ianao rakôms fa sady tsy manana basy any aminao:-D:-D no tsy hitifitra ahy mihitsy ianao:-D:-D
118. mamzelkely ( 13/06/2006 07:45)
hein mbola misangisangy am koms iany aa humm :x :-D:-D fa aôna no hilazanao fa ts manana basy poleta mifahana za :-w :-D:-D
119. mandrindra ( 13/06/2006 07:52)
ny fijeriko anao rakôms dia tia fandriapahalemana ianao, noho izany fadinao mihitsy ny manana basy. ary raha misy mitiftra ianao dia na ianao miala bala araka ny fahaizanao :lol:, na ianao manaiky ho voatifitra fa hitanao fa mety izany :wink::-D:-D
120. mamzelkely ( 13/06/2006 13:09)
=))=)) zay alou de marina ee fa zany akory ts manakana ahy hanana basy ka handrahona anao :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7321