jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?

81. mandrindra ( 08/06/2006 17:31)
tsy mameno satria tsy eo amin'ilay teboka be dia be i cutie no manoratra :-D:-D
82. cutie ( 08/06/2006 21:07)
:-D:-D:-D:-D
ka le teboka tsy mety fenoina tsony
83. mandrindra ( 09/06/2006 07:45)
dia avela ho banga zany :-D:-D
84. cutie ( 09/06/2006 16:39)
avelao @ zao :-D:-D:-D:-D
85. mandrindra ( 09/06/2006 22:44)
sao dia hidiran'ny rivotra eo ko :-D:-D
86. cutie ( 09/06/2006 22:48)
efa misy teboka io :-D
87. mandrindra ( 09/06/2006 23:06)
teboka ve dia mahaaro amin'ny rivotra
88. cutie ( 10/06/2006 02:32)
tsy maharo fa mody atao we maharo:-D
89. mandrindra ( 12/06/2006 08:18)
aleo tena izy ihany afa aza izany mody mody izany no lazaina
90. cutie ( 14/06/2006 14:15)
ka tsy mety koa :-D
91. mandrindra ( 15/06/2006 06:27)
ataovy mety amin'izay e:D
92. Aino ( 15/06/2006 07:19)
fa anga misy mifanatratra indray ato!!8O
93. mandrindra ( 15/06/2006 07:38)
mifanatratra ahoana moa zany ?
94. cutie ( 15/06/2006 12:19)
mahitahita njay i Aino, fa nitsikilo :-D
mandrindra mbola mianjy kely hono vo mety :-D
95. mandrindra ( 16/06/2006 08:33)
andrasako androany ary e
96. cutie ( 16/06/2006 13:51)
andraso eo foana aza:lol:
97. mandrindra ( 16/06/2006 13:56)
andrasako mihitsy ka
98. cutie ( 16/06/2006 17:48)
:-D:-D:-D:-D
99. mandrindra ( 16/06/2006 20:02)
hitanao fa andriko ihany :D
100. cutie ( 16/06/2006 20:02)
hitako mitsy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.874