jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?

21. xxx ( 01/06/2006 10:52)
andriatiana:

na jamba aza mba aza ataoko fa ny saina afaka mandinika
nefa io moa le hoe zay tia adala ,ka ny tsara ho fantatra fotsiny de hoe ara-dalana ve le fanambadiana sa tokatrano maso de ny zaza no hiraisana ,ka raha zay mantsy de hafa mihintsy ny fipetrany raha tsisy famatorana ao
ok:?:?



Ka jamba dôly ny retra retra :lol:
22. cutie ( 01/06/2006 10:53)
tsy hainareo nga le hiran'i Rija Ramanantoanina "jamba" iny :P
23. mandrindra ( 01/06/2006 11:48)
ny fitiavana tsisy fetrany
24. cutie ( 01/06/2006 11:51)
mandrindra ny olona ihany no mametra azy :P
25. mandrindra ( 01/06/2006 11:53)
ny mpitazana indrindra indrindra fa tsy ny mpifakatia
26. cutie ( 01/06/2006 11:55)
:-D:-D:-D:-D:-D
ny olona mitsara ety ivelany ve :-D:-D:-D:-D
27. mandrindra ( 01/06/2006 12:09)
dia ilay mpitsikilo ireny koa ka :-D:-D:-D
28. cutie ( 01/06/2006 12:14)
:-D:-D:-D:-D:-D
29. mandrindra ( 01/06/2006 12:23)
inn ndray zao no eritreretin'i cutie eo ?:lol:
30. cutie ( 01/06/2006 12:26)
mandreraka be wa ny mieritreritra an'reny mpitazana sy mpitsikilo reny fa za efa tratra:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 01/06/2006 12:30)
Tadidio fa roa ry zareo no miaraka fa tsy tokana akory ary samy manana ny responsabilité amin'ilay zavatra hatao sy iaraha-manao.
Ilay iray mety jamba moa ilay iray mety be kobaka ambava, hehehehe:-D
32. zandrikely ( 01/06/2006 12:39)
amiko toa tsy mety zany , ilay ray sy reny vao maikaz mandrangitra fa mba olona inona zany
33. mandrindra ( 01/06/2006 13:05)
cutie, ary za konkou efa tratran'io an :-D:-D:-D
34. cutie ( 01/06/2006 13:06)
:-D:-D:-D:-D
mandrindra hitako no mahay :-D:-D:-D
35. mandrindra ( 01/06/2006 13:09)
mahya inn aloha e :?
36. cutie ( 01/06/2006 13:16)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 01-06-2006 16:53:40
Lohateny : Re : jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?
ny mpitazana indrindra indrindra fa tsy ny mpifakatia

io ka
37. mandrindra ( 01/06/2006 13:20)
ka misy mpandray anjara roa ireo, dia iza amin'ireo ?
38. Herimiafina ( 01/06/2006 13:21)
Eeeeeh, da nahalala olo-miaraka vadin'olo mira ity raika ity 'zaho ry zareo fa refa nataoko ny etuda dai hitako fa tany ampiandohana dia lainga isankarazany no natao tamindra-viavy (Toy ny hoe, tsy manambady aho, celibataire aho, misy sipa manadala ahy izay ary (ilay vadin'ilay manafo io io), ianao no tiako, hendry aho, hanambady anao aho, sns...) izany hoe kobaka ambava isankarazany misy tanjona "Fandriana".

Hany ka rehefa tafaroboka rasipa vao nahalala ny tena marina ary ny fo hono tafahoatra ka tsy nahafohy ity manafo iray nanangy azy ity. Hernon'ny tompombady ka ksa nitsahiny tamin'ny fiara mihintsy ity drako nagala-badiny ity.

An'iza no tsiny e!

Fadio io mandaingandainga amin'ny zavatra toy izao io fa izao no vokany.
39. cutie ( 01/06/2006 13:23)
mandrindra ,le we ny mpitazana indrindra fa tsy ny mpifankatia lazainao io e :P
40. mandrindra ( 01/06/2006 13:30)
hayy moouuu :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0247