jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?
61. cutie
(
02/06/2006 18:21)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 02-06-2006 23:04:59:-D:-D:-D:-D
Lohateny : Re : jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?
Jamban'ny fitiavana i cutie iznay an! hehehehe
63. Fiffi
(
03/06/2006 13:46)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../icon_rolleyesg.gif[/IMG]
64. mandrindra
(
05/06/2006 08:49)
cutie, andao ary ambadika ary ka:wink:
fiffi, tanjemo ary sao tratrako eo an :)

66. Aino
(
07/06/2006 07:44)
fitia2006 lool ka aiza aza ilay vato hitorahatsika azy eh!!:-D:-D
fa tsy mety aloha no hataony ilay ray aman-dreny eh!! tokony ny zanany no hanariny tsy hanadala vadin-olo fa tsy ilay topombady indray no vikisany ny hadisona.
raha izaho no sendra any izany marina raha tsy efa nisy tsy mihaina tsony eo na le sipa na le vadan-trano na le ray aman-dreny!!:evil::evil:

67. Silo
(
07/06/2006 08:16)
tena lalina tokoa reto ity resaka fitiavana ity an!
ary maninona kay no tsy maintsy misy lainga foana ao anatin\'io e!
Misy namako lhlhy izay moa dia miteny tamiko hoe izao ny toetranay lhlhy ka mba mandiniha ihany nareo vhvvy,
- Ny lhlly no tena mpandainga indrindra
- ny lhlhy no tena mpihatsaravelatsihy indrindra
- tia tena ihany koa,
- tonkam-po ny lhlhy nefa be rendrarendra,
Raha tsy mandainga sy mihatsara velatsiny hono ny lhlhy tsy tiam-behivavy, \"Ny marina rehetra hono tsy filaza\"
De hoy aho hoe: tsy mba misy olona azo antoka izany mihitsy raha izany no izy,
Ary izaho mahita fa @ ity resaka fitiavana ity indrindra no tena ampiasan\'ny olona ny lainga, tsy haiko ny antony, Fa maninona ny fitia no mitondra lainga ?
8O Ahoana ny hevitrareo lhlhy @ io nareo mpandainga io ?
Misy vhvvy mandainga ihany aloha, fa tsy grave raha parraport @ lhlhy, Ny lhlhy mandainga anie rehefa te hahazo izay ilainy izay izy ka mampatory mitsangana mihitsy e !!!!!! Raha tsy mandinika tsara ny vhvvy de ao ianao no raisina,
Rakaka be efa nahazo ny anjarany hoaza intsony, fa de :-D:-D:-D:-D:-D
Merci

70. Fiffi
(
08/06/2006 10:31)
an3 kah! efa niteny zah hoe tsy hitsikilo tsony de tsy hitsikilo tsony kah! :-D:-D:-D
72. cutie
(
08/06/2006 11:27)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 05-06-2006 13:49:24
Lohateny : Re : jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?
cutie, andao ary ambadika ary ka
aiza zany,toa efa feno mpitsikilo ze aleha :-D
77. mandrindra
(
08/06/2006 14:34)
manomboka indray izao ny egizersisy vaovao : fenoy ny banga :-D:-D:-D