jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?
46. Fiffi
(
01/06/2006 19:30)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
48. Lalah
(
02/06/2006 00:18)
Herimiafina a! hainao tsara ilay manazava le toetran ny lhl te hampirafy, bravo an tandremo fotsiny sao manao an!
Fiffi a! F aiza hoa nareo no mahita reny lohan olona kely mananihany kely reny e, tena tara be manko aho fa variana ambody kahier e!
Fiffi a! F aiza hoa nareo no mahita reny lohan olona kely mananihany kely reny e, tena tara be manko aho fa variana ambody kahier e!
49. Fiffi
(
02/06/2006 03:19)
bellla:tena danza marina!!!!!! maninona anefa raha tsy mandainga ????????
danza kou alou rah handainga le lhl e!
53. mandrindra
(
02/06/2006 06:56)
bella, fiffi, sasa, tsy ny lehilahy ihany no mandainga fa ny vavy koa. dia fantaro hoe inn no mahatonga ilay fandaingana.
54. deghany
(
02/06/2006 09:28)
mandrindra:
bella, fiffi, sasa, tsy ny lehilahy ihany no mandainga fa ny vavy koa. dia fantaro hoe inn no mahatonga ilay fandaingana.
elà ty kou tsy manaiky mintsy an!!:@
57. Herimiafina
(
02/06/2006 12:51)
O ry zareo an! Valable io raha novolaniko io na lahy na vavy fa tsy hoe lehilahy avao!
Maromaro ny scenario azo tantaraina fa ny hita dia ny olona hamitaka dia manao mise en confiance foana e! Na lahy na vavy, dia rehefa confiant amin'azy ianao dia hararaotiny forcer-na hiaraka aminy amin'izay bakeo.

58. cutie
(
02/06/2006 17:57)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-06-2006 11:55:02
Lohateny : Re : jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?
Hoy i cutie:
tsy haiko, lazao
koklou fa ôtsan'ny be pokona be tampoka
aleo refa milamindamina zany :wink:
60. Fiffi
(
02/06/2006 18:08)
mandrindra: :) :-* :-D:-D de tsy hitsikilo intsony zah an! :-D:-D:-D:-$