nanambady indray i Pst Mailhol
83. marozevo
(
07/07/2006 19:27)
Ka tsy i sefo mihitsy ve no nilaza fa tsiky dia ampy eh... Ko nahoana no ataonareo fa tsy mitera-boka-tsoa indray ny tsiky.
Rehefa tsy misy adversaire mafonja ho'aho dia toa lasa fihomehezana tokoa no betsaka. Nefa tena tombon-tsoa lehibe izany fa tsy andro very akory.

85. prime
(
10/07/2006 08:14)
Mba manaitra e! mitera-bokatsoa fa ilay foto-kevitra anie tapaka dia :-D
Nisy fotoana kosa aloha ny fikambanana pretra vitsy2 avy any amerika latina nangataka fandinihina manokana ny @ ahafahan'ny pretra sy ny mpitondra fivavahana katolika hanambady...