nanambady indray i Pst Mailhol

61. marozevo ( 15/06/2006 23:25)
Ary iza koa no nilaza taminao fa tsy Papa i Jean Paoly e?
62. Achia ( 16/06/2006 07:35)
Ny baiboly e !
63. marozevo ( 16/06/2006 19:46)
Aiza ho aiza ao amin'ny Baiboly izany ?

De ny Baiboly koa tsy milaza fa Pasitera i Maihlol
64. Achia ( 17/06/2006 07:23)
:°)vakio tasra e!
65. marozevo ( 17/06/2006 13:46)
Manomboka amin'ny Jenezy ka hatramin'ny Apokalipsa ve ? Lava loatra kosa eh... Mba préciseo raha azonao atao.
66. Fiffi ( 17/06/2006 20:20)
tena tsy hitako
67. xxx ( 18/06/2006 12:03)
ao @ filazantsaran'i matio izany ry marozevo a, tsy tsaroko ny toko sy ny andininy "..aoka tsy hisy olona ataonareo hoe RAY ety an-tany fa tokana ny rainareo izay any andanitra ..." asa anefa...
68. Fiffi ( 18/06/2006 14:44)
xxx: nga nisy olona hatao hoe RAY eto an-tany ? sa ve hoe pape no tianao lazaina ? sa ny ray=dada ?
69. xxx ( 21/06/2006 10:27)
toa ilay hoe papa angamba io ko:-@
70. prime ( 21/06/2006 11:12)
:-D:-D:-D
71. xxx ( 22/06/2006 12:00)
de ahoana koa ireo mopera manambady ireo e??? asio resaka e:D
72. prime ( 22/06/2006 13:23)
xxx> raha tsy hay aleo tsy mivôlagna...!!!:°)
73. JOCH ( 23/06/2006 17:21)
Adinonareo rehetra angaha ilay tenin'Andriamanitra hoe: ny fariseo sy ny mpanora-dalàna de mipetraka eo amin'ny fitoeran'i Mosesy
De hoy ny Tompo hoe ataovy izay lazainy fa aza manaraka ny hataony.
Raha hitanareo fa tsy mifanaraka amin'ny tenin'Andriamanitra ny nataony de aza manaraka, raha mety ihany ny nataony noho ny tenin'Andriamanitra de mba hataovy koa rehefa sendra ny cas mitovy amin'ny azy ianao.
Ary aza mijery izay hataon'ny olona fa raha miankina amin'izay hataon'ny pasitera sy mompera ny fiainampanahinao fa tsy miankina amin'ny tenin'Andriamanitra de tsy maintsy very garantie 100 pour 100 enao.
Ary io resaka fanambadiana io de tokony hasiana sujet manokana amin'izay tsika rehetra ireto samy armé jusqu'au dent rehefa tonga ao na ho an'izay efa ao. Fa zavatra tena sarotra be io fa tsy vitan'ny vava sy resaka mandeha ho azy
74. dadabe ( 26/06/2006 09:38)
zany ve ??:roll:
75. marozevo ( 26/06/2006 21:53)
PAPA = Tsy hoe Ray no dikany, na dia mety ho izany aza no dikany amin'ny teny "malagasy" sy teny Frantsay ary teny néo-latin sasany. Ny teny hoe PAPA dia avy amin'ny hoe PONTIFEX, ary ny heviny dia hoe "mpampifandray". Marina fa tsy tanteraky ny Papa amin'ny antsipirihiny io, fa misy dia misy kosa ny zavatra vitany momba io.

Hoy i xxx1 ao ambony ao hoe : "Dia ahoana koa ireo Mopera manam-bady ireo eh ???
Sao dia mba fitsarana ivelany fotsiny izany ry nama ah ! Tena efa nahita Mopera nanam-bady ve nareo... Dia mbola nijanona ho Mopera ve ? Raha nahita iray na roa na telo na folo na zato aza ianao... Firy moa ny mopera eran-tany ?

Mangìna tokoa rehefa tsy mahalala araka ny tenin'i prime.
76. prime ( 28/06/2006 05:47)
:wink:
77. marozevo ( 28/06/2006 21:46)
:) dia ampy
78. prime ( 29/06/2006 10:43)
79. dadabe ( 30/06/2006 12:13)
80. marozevo ( 01/07/2006 22:39)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086