nanambady indray i Pst Mailhol

41. LazaRandri ( 30/05/2006 23:17)
dadabe:
ny voalazan'ny soratra maisna anie ry zareo dia hoe "aoka tsy misy hitsara ny olomboafidiin'Andriamanitra, Andriamanitra no aoka hitsara azy "
Fa ANDRIAMANITRA IZA aloha no nifidy an'i Mailhol e? hahaha!


Dia hoy koa ny Soratra Masina hoe:

"Lozan'izay milaza ny ratsy ho tsara ary na tsara ho ratsy! Izay manao ny maizina ho mavaza ary ny mazava ho maizina! Izay manao ny mangidy ho mamy ary ny mamy ho mangidy! Lozan'izay manao azy ho hendry sy manao azy ho mazava saina!" Isaia 5:20-21


42. jentilisa ( 31/05/2006 13:57)
poah poah fa iza no mifanozona ato? loza!
43. Achia ( 31/05/2006 17:01)
Hehe misy ny milaza hoe ny filany no nanambadiany de ahoana ndray zany ilay mpanompon'Andriamanitra nasaina nanambady vhv janga nefa tena fady mpisorona mitsy zany manambady vhv janga zany . De ahoana ary iza no tsaraintsika Andriamanitra nanome alalana azy sa le mpaminany . Isika mantsy tsy mahalala izay vadiny ao na iza izany na iza fa ny fantatra de oe nanambady hono i Pastera Mailhol de zay isika no lasa mitsara azy hoe mijangajanga izy
44. LazaRandri ( 31/05/2006 23:23)
Mailhol? hahaha! Fantaro amin'ny voany ny hazo!
45. Fiffi ( 01/06/2006 03:54)
tsy anjarantsika no mitsara na iza na iza zany . Raha mandry ny heritreritr'io olona io de azy hiany zany . Olona mpitondra fiangonana izy ary mino aho fa mahafantatra izay voasoratra ao anaty Baiboly.
46. LazaRandri ( 01/06/2006 04:00)
izany angaha midika hoe tapeno ny maso? hahaha! fantaro amin'ny voany ny hazo!

Ary ny tena asan'Andriamanitra tsy resaka hoe "eritreritra mandry" izany mihitsy. "Miala amiko ianareo mpanao meloka" hoy i Kristy mantsy ireo milaza azy ho mandry eritreritra sy nanao faminaniana ary fahagagana tamin'ny anarany! hahaha!
47. majesty ( 01/06/2006 04:36)
Andeha hanasa an'ingahy Mailhol aho mba hiditra ho mpikambana ato amin'ny serasera koa izy dia amin'zay afaka milaza ny heviny ny amin'io loha-hevitra io fa mba omeo ahy ny n°ny phoneny izay manana :D:o
48. Fiffi ( 01/06/2006 05:12)
heu.... :-D:-D
49. tovobe ( 01/06/2006 07:45)
Lohateny : Re : nanambady indray i Pst Mailhol
izany angaha midika hoe tapeno ny maso? hahaha! fantaro amin'ny voany ny hazo!

Ary ny tena asan'Andriamanitra tsy resaka hoe "eritreritra mandry" izany mihitsy. "Miala amiko ianareo mpanao meloka" hoy i Kristy mantsy ireo milaza azy ho mandry eritreritra sy nanao faminaniana ary fahagagana tamin'ny anarany! hahaha!

Milaza enao hoe fantaro @ voany ny hazo fa fantatrao koa ve lé fiteny hoe esory ny andry eo anoloanao vao manala ny sombin-kazo eo @ tavan'ny rahalahinao enao? Asakasak'izay hitsara fa izaho manokana matahotra satria tsy misy marina na dia iray akory aza ny olombelona eny fa na dia mpitondra fivavahana aza " izany no tsy hikonféséko amin'ny mompera ". Andriamanitra irery no marina, izy irery ihany koa no afaka ny hitsara izao tontolo izao ary hanavaka izay ho any amin'ny fiainana mandrakizay sy ny helo.
50. Fiffi ( 01/06/2006 07:50)
na misy marina na tsia , tsy anjarantsika no hitsara azy.
51. LazaRandri ( 01/06/2006 09:00)
tovobe:
fantatrao koa ve lé fiteny hoe esory ny andry eo anoloanao vao manala ny sombin-kazo eo @ tavan'ny rahalahinao enao?
Eny fantatro ary misaotra anao mampahatsiahy! :)

Fiffi:
tsy anjarantsika no hitsara azy
tsy midika velively izany hoe tapeno ny maso dia hano daholo izay atolony anao. hahaha!
52. Fiffi ( 01/06/2006 09:42)
LazaRandri: zah nga niteny an'izany ? andramonao de lazao ahy ny résultat ! :-D:-D:-D
53. prime ( 01/06/2006 10:06)
54. Achia ( 01/06/2006 14:22)
aisy e laodikia e mmmmh aoka samy hividy odimaso e ! :°)
55. prime ( 02/06/2006 07:54)
:-D:-D:-D
56. barry ( 02/06/2006 09:30)
=))=))iza moa ianareo nomitsara???:-$:-$
57. Fiffi ( 02/06/2006 10:59)
58. xxx ( 05/06/2006 06:57)
8O8O:-$
59. marozevo ( 07/06/2006 21:11)
Iza moa no nilaza taminareo fa Pastera i Maihlol eh ?
60. Achia ( 10/06/2006 04:17)
Ary iza koa moa no nilaza t@ nao hoe papa i Jean Paoly e ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082