seraseram-pitiavana
85. rebecca
(
24/05/2006 20:27)
diamondra27> fa angaha rehefa manoratra eto dia olana izay ny dikany? tsy azo atao angaha ny mifampizara ny zavatra hita? aiza ho aiza ao amin'ny zavatra nosoratako no misy filazana fa ny lhl rehetra eto amin'ny serasera? sa aminao ny atao hoe "maro" midika hoe "rehetra"?..ary raha miteny koa ny gasy hoe "maro" tsy midika koa izany fa ny "majorité" ny lhl rehetra.
86. diamondra27
(
24/05/2006 20:35)
rebecca: ka omeo aza ny dikany fa tsy azoko ho'aho?
Njy nge tsy manazava tsara nefa za tsy mahazo e!
Njy nge tsy manazava tsara nefa za tsy mahazo e!
87. Ralay
(
25/05/2006 04:43)
totofy: Toa misy annonce koa hitako mandehandeha any kle hay moa festivale de Cannes zao ka betsaka ny film mivoaka =))=)) ary toa film d'amour daholo aloha izy zany e :-D:D
88. Ralay
(
25/05/2006 04:47)
Toa hisy film d'action ihany angamba: diam & rebec fa efa mandeha koa ny annonce :-D:D
90. diamondra27
(
25/05/2006 06:04)
ralay: ianao an! mhazo eo an
sambatra ianao maharaka festival de cannes
eo moa mba omeo invitation dia hiaraka ho any e!
'za tsy manao film d'action 'zany ry ralay a!mijery ihany ny tena adiko (oh mijery an'i Steaven seagal)
film d'amour ihany no tsara toa ny ataonay sy totofy:wink:
colar: miala tsiny fa tena tsy nety le fikotiako anao hatr@izay na dia efa nanoro torohevitra be de be aza aho. Ovay indray le metody refa tsy mety ireny e!
De mbola tsy n isy kil foana ve le ho any italie; trano gratos, guide gratos e?
fiffi: le place reservée no tena tsara akia a!:wink:
au secours fa tena tsy mahay teny gasy intsony aho re olona a!
omeo ny dikan'ny teny hoe: maro azafady izay mahay ôoooooo, dia asio ohatra miaraka aminy raha azo atao fa tena bado
oh: misy paoma maro na karazany maro ao anaty harona ao rankizy dia misafidiana tsara a!
maro ny olona no mivary lavo ankehitriny satria sarotra ny fiainana======>tsy ny olona rehetra no mivary lavo ( eto dia azoko ny dikan'ny hoe: maro satria arakarak'ilay frazy no andraisana azy)
maro ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy
(======>be dia dbe ny vokatra)
etc.....

91. rebecca
(
25/05/2006 06:11)
diamondra27:
maro ny olona no mivary lavo ankehitriny satria sarotra ny fiainana======>tsy ny olona rehetra no mivary lavo ( eto dia azoko ny dikan'ny hoe: maro satria arakarak'ilay frazy no andraisana azy)
maro ny lehilahy eto amin'ny serasera no.....====> tsy ny lehilahy rehetra no....(vereno vakiana indray ny ery ambony)
mitovy tsy misy valaka no tokony handraisana ireo fehezanteny roa ireo.
Ny zavatra nosoratako dia ny zavatra niainako, ary tokony ho lojika aminjy ange hoe io "maro" io dia miainga avy amin'ireo mpandefa hafatra ho ahy e!
92. Fiffi
(
25/05/2006 06:14)
film d'amour ihany no tsara toa ny ataonay sy totofyhummm ! zany an ?:-D:-D:-D sao de ho lasa any @ dinika fahasarotampiaro ny film nihafarany ? :-D:-D:-D:-D na ny fahatokisana ? :wink:
93. diamondra27
(
25/05/2006 06:25)
Mpandefa : rebecca [ Valio ] 23-05-2006 14:14:27
Lohateny : seraseram-pitiavana
Maro ny lehilahy eto amin'ny serasera no rehefa mandeha sy mahafinaritra ny resaka dia miafara amin'ny fikotiana foana, fa tsy mety ve izy io raha tsy miafara amin'izany e?
Izaho izao ohatra manana ps roa, dia misy olona tsy iray fa maro no samy mikoty azy roa, raha mba fantany mantsy fa izaho ihany ireo
Amin'izay tsy mahita sary akory dia toritorim-pitiavana tsy misy sahala amin'izany.
Inoako fa maro amintsika sipa ato no sendra toy izany.
fa aiza le fanazavana fa tsy misy
ny hevitro ihany no averinjy de tsy hahazo resaka mihitsy aho izany
Raha mametraka question? tsy midika ve izany fa misy blème = mitady solution
pourkoi poser de question?
sa tianjy indray ilay mametraka kestion de valiana @ kestion, sa mametraka kestion fa tsy mila valiny:?
raha lhl izy ka niresaka de avy eo nikoty de maninona? Mba tiany injy izany kouuu, tsy pb fa tsy mety ve ny resaka ... miafara @ fikotiana = ça pose kan même un pb pour toi, tu veux ou pas
hoy i rebecca:
rehefa mandeha sy mahafinaritra ny resaka dia miafara amin'ny fikotiana foana, fa tsy mety ve izy io raha tsy miafara amin'izany e?
95. diamondra27
(
25/05/2006 06:49)
rebecca: ok! oufff enfin j'ai compris
raha zay lafiny izay ilay izy de inona moa no azoko ambara izany?
ny namana lhl eto misy namana tena namana miresaka tsotra , mahafinaritra , azo anontaniana zavatra be de be sy resaka madio fa tsy mikoty izany. Miankina @ le lhl ihany io sy aminao ihany koa. Ary dia isaorako manokana eto izy ireo mba hitohy hatrany izany relation izany.(tsy manao pub fa jereo ny dinika sasany mande rehefa mitady hevitra na fanampiana dia manoro tsara daholo ry zareo):-*:-*
Io izany no mba fizarana azoko omeko anjy e!
Avis-ko io fa samy manana ny heviny ny tsirairay.

99. diamondra27
(
25/05/2006 20:47)
fiffi: ié , izay vao nifankahazo ny resaka ka!
fa izany hoe: mampahatsiaro ahy ilay dinik'i rojiane 'ty dinika ity.:-D:-D:-D
fa izany hoe: mampahatsiaro ahy ilay dinik'i rojiane 'ty dinika ity.:-D:-D:-D
100. Fiffi
(
26/05/2006 04:55)
diamondra: :-D:-D:-D ka zay no hilaina an'le fifanazavana fa indraindray manko somary mifanjevo kely hiany ny resaka de..... hummmm :)