seraseram-pitiavana

101. diamondra27 ( 26/05/2006 05:51)
fiffi: ka ny dialogue sy ny discussion tsy maintsy atao fa ilaina @ fiainana io e! raha tsy izany tsy miitatra ny saina. Tsy hoe: ny hevitrao foana ange no mety sy marina e! Na dia critique koa aza ange constructive e! satria misy hanovanao ny toetranao na dia hoe: somary manindrona ihany aza ilay izy rehefa re;rehefa manao remise en question iana dia mahatsapa oe: marina tokoa izany lazainy izany.

Fa ny ahy izany ny fanaratsiana olona no tena tsy tiako e!(tsy hoe: akory hono nanaratsy i rebecca teto an!), fa tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy io;mba hamantaranao ny olona iray raha tsy frequenter-nao izy tsy o fantanao ny tena toetrany. Mety ho larapasy, bouclier fotsiny ilay toetra asehony aminao fa ny tena toetrany anefa tena mahafinaritra.
Raha ohatra ka tsy tianao ilay olona dia : tapaho ny relation fa aza atao resabe

tsy ho lava resaka aho ry fiffi fa aleo omena ny hafa ny fitenenana a!
102. mamzelkely ( 26/05/2006 05:56)
tena tara kely za klé :°)
103. Fiffi ( 26/05/2006 06:16)
diamondra: ka izay hiany ange no nilazako hoe ka zay no hilaina an'le fifanazavana fa indraindray manko somary mifanjevo kely hiany ny resaka de..... hummmm de rehefa vita ny fanazavana de mandeha tsara @ laony ny rehetra . :)
104. diamondra27 ( 26/05/2006 07:32)
mamz: mieux vaut tard que jamais
105. Fiffi ( 26/05/2006 08:51)
hummmm!! mamz: tsy tara zany akia fa mamaky fotsiny an! io ve de andeha henjehana @ taxi ? :-D:-D:-D:-D
106. dadabe ( 26/05/2006 09:35)
hummm efa ekisipera @ fitiavana kay ity diams ity le:roll::roll::roll:

rebecca > avy aty amiko toi raha hitambaran'ireo :-*(l)
107. Fiffi ( 26/05/2006 11:42)
mampihomeha ahy ry zareo i totofy an! :-D:-D:-D:-D:-D
108. diamondra27 ( 27/05/2006 05:44)
dadabe: toi hein;-)

fiffi: maninon indray akia i totofy no mampime anjy, le mi-:*:*:* ve? sa nisy resaka ambadika nareo? Ialahy totofy an! resaka namana hono no atao dia namana hatr@ farany fa tsy asiana mikoty izany izany intsony:wink:
Fa rehefa mikoty de tonga de iny amboalohany iny no tenenina le izy.8)8)

109. Fiffi ( 27/05/2006 05:56)
diamondra: an3 ! tsy misy resaka ambadika zany aloha ! primo io !
tsy resaka :*:* koh! secondo !
fa ny mampihomehy ahy de ozy totofy hoe " Voalaza teo :
TU veux coucher avec moi ce soir? hummm

koi ? kan ? " :-D:-D:-D:-D:-D
110. Fiffi ( 27/05/2006 05:58)
totofy:
diams :
TU veux coucher avec moi ce soir? hummm

:?: koi ? kan ?:-D:-D:-D:-D:-D:*
diamondra: io akia no mampihomehy ahy an! :-D:-D:-D


111. totofy ( 27/05/2006 07:18)
fiffi ::oops::oops:
:-D:-D:-D:-D
za ngé mamaly ny fanontanian' i diams é ?=))=))=))
diams : za nga mikôty zany za miseraseram-pitiavana fotsiny......
dé ahôna le resaka film a nous 2:idea:;.. hummmmmmmm, hummmmmm :wink:(l)(l)=))=))=))=))
112. Fiffi ( 27/05/2006 07:22)
totofy: ntsooooo ! eny eh! fatako ange fa miserasera fotsiny eh! de mba mihomehy kosa zah an! :-D:-D
113. Simpona ( 27/05/2006 08:06)
:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$
Refa mbô mikotyny 1 am nareo moa zay de aza tataraina am sipa hafa e .... (l)(l)(l)(l)
114. Fiffi ( 27/05/2006 08:37)
hummmmm !! raha be tantara zany aloha tsy lasa kosa eh! :wink:
115. totofy ( 27/05/2006 12:41)
aiza dray ary diams teo klé...za efa vonona be ...sa efa any cannes....za bô ho any ...mba hijery cannois sy canette (JF de cannes=))=))=))=))
fiffi > bâ jereo titre hoe zay sy diams... fa ny début tsy maintsy hoe : indray andro hono....
116. Fiffi ( 27/05/2006 13:23)
totofy: ok zany ! :)
117. Fiffi ( 27/05/2006 13:27)
totofy: efa ao an! de anajaranao aloha ny manohy azy an! :)
118. diamondra27 ( 27/05/2006 14:12)
totofy: 'za mbola nanao fihavin'i star fa enao kou tssss; tonga tara dia @izay mijerijery doly ny polona oe: hay ve iny le izy e:-D:-D:-D:-D:-D
na tena alehany io na tena tsy misy ilàna azy an!:-D:-D:-D

le limousine nentin'i cazal ange no nitondra ahy f'angah tsy hitan'i totofy
119. dadabe ( 28/05/2006 03:47)
ary lasa totofy indray angaha fa tsy i cazal humm ekisipera marina ka
120. Fiffi ( 28/05/2006 13:45)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4183