seraseram-pitiavana

41. Herimiafina ( 23/05/2006 14:21)
pissoa:

Herimiafina:
Zavatra normala izany kah, maro koa ny sipa no manao ps maromaro mba ho be mpikaoty tsinona, hehehehe
Mangala-tahaka an'le noteneniko fotsiny :twisted::-D:-D:-D
pissoa:
Ka tsy mitovy amin'ny lehilahy mikoty sipa maromaro ihany ve ny vehivavy manana ps maromaro ... mampitombo ny isan'ny mpikoty fotsiny izany



Ka hitako io de tohanako fa tsy mangalatahaka izaho kah. Ny ahy izao feno ps tsy fantampatatra izany manoratra ao de sipa avokoa de haiko daholo nefa hoe iza no iza, misy lehilahy aza manoratra aty amiko de ps-mbehivavy no ampiasainy, fa tsy koi fa namako daholo na de fictif aza kah. :-D
42. rebecca ( 23/05/2006 14:26)
ny hanana ps mihoatra ny iray ahitana ny "sincerité" n'ny olona hifaneraserana.

Herimiafina> satria izay ny fisainanao dia heverinao fa ho toy izany koa ny hafa
43. mandrindra ( 23/05/2006 14:31)
mamzelkely, sao dia bala blanc kosa ny basin'i dadanareo :-D:-D. raha dia aiza kay nareo no mody? tsy aleo miarka fa lalana iraisana ihany :D

rebecca, fa taiza ianao e? za zao efa nipenopenona mihitsy nitady anao :D
44. Herimiafina ( 23/05/2006 15:04)
Rebecca, izay koa angamba no tinao ho fisainako dia lasa fisainako marina, fa ny hafa tsy tiako raha mitovy amiko kah, hehehehe:-D
45. pissoa ( 23/05/2006 15:15)
ny hanana ps mihoatra ny iray ahitana ny "sincerité" n'ny olona hifaneraserana.
Tsy ny manana ps roa na mihoatra kosa ve no tena tsy sincere? Hihihi, manana identite roa izany ... :{:-D:-D:-D

Herimiafina:
Ka hitako io de tohanako fa tsy mangalatahaka izaho kah. Ny ahy izao feno ps tsy fantampatatra izany manoratra ao de sipa avokoa de haiko daholo nefa hoe iza no iza, misy lehilahy aza manoratra aty amiko de ps-mbehivavy no ampiasainy, fa tsy koi fa namako daholo na de fictif aza kah.
Ny ps-nao rehetra koa fantatro dia samy namako izy anakiroa :-D:-D:-D:-D:-D
46. totofy ( 23/05/2006 15:36)
:-D:-D mandrindra> conseil:idea: ho an' i zelkely : manaova armure dé mitondrà taolana ho an' ny alika fa bdb ao (ho jamba ry zareo)=))=))=))=))
47. diamondra27 ( 23/05/2006 16:09)
rebecca: 'za kosa aloha dia tsy d'accord @ njy an!
Voalohany: manome tsiny ny bandy njy nefa njy koa aza tsy sincère, fa maninona no manao ps 2, Dia @ io ps samy hafa io izany dia tsy mitovy ny teotran-njy dia mahatara le bandy daholo satria samy toetra tiany hananana.
Faharoa: tsy ny lhl rehetra eto @ sera² dia mikoty daholo ; azafady fa indry mihintsy angamba no tena milay sy bonne de kotina.
Fahatelo: tsy aleo ve mba misy mpikoty toa izay tsy misy mpanontany?
Fahaefatra:Miankina @ fomba firesakao ihany no hikotian'ny olona anao. asa anefa
Fahadimy: mba alefaso aty akia izany kof tsy revenjy izany fa 'za zao mbola tsy misy mpikoty mihitsy tato de malahelo be:cry::cry:
Fahaenina: dia lanjalanjao ny hatao @ manaraka fa aza afangaro atao anaty harona iray ny tsara sy ny ratsy (valable io fiainanao rehetra)
48. booboo ( 23/05/2006 16:30)
Diamondra27 > Tsy misy manome tsiny an'iza teo fa mihomehy ny @ zava-misy aza no atao kouh !
Ento @ tsiky ihany fa inona aza ty tondé manga beee ty ? hihihihihihi :-*
49. totofy ( 23/05/2006 16:35)
:roll::roll:
diams :
Fahadimy: mba alefaso aty akia izany kof tsy revenjy izany fa 'za zao mbola tsy misy mpikoty mihitsy tato de malahelo be

é 6 cmoi :wink:=))=))
50. diamondra27 ( 23/05/2006 17:27)
booboo:humm izany ve?
Isika roa ho'aho tsy mety hitovy fomba fijery mihintsy an!f'angah misy manome tsiny?
Fa maninona 'kay raha nataoko manga le izy, tsy tianjy ve?
Mba mangamanga ny lanitra @izay koa!

totofy: tsssss,
ialahy indray mianatra ny mikoty eto an!:wink:
Aiza aloha le zavatra nifanarahana e?:-D:-D:-D
51. fasaly ( 23/05/2006 18:03)
zà zao anisanlay mpikoty de aon zany???ratsy veuh??:wink::°)
52. totofy ( 23/05/2006 18:57)
diams >
totofy: tsssss,
ialahy indray mianatra ny mikoty eto an!
Aiza aloha le zavatra nifanarahana e?

eny é tratra za é ^:^^:^^:^^:^:*
53. rebecca ( 23/05/2006 19:05)
diamondra27> ohatran'ny hoe diso fandray ilay nolazaiko njy, na koa tsy namaky tsara izay nosoratako
54. Fiffi ( 24/05/2006 03:15)
tsy hitako ry zareo zay olana @ zany an! te-hanao ps 2 izy , be ny mikoty azy , de ahoana ? azy zany koh! izy hiany n mahita sy mahafantatra izay hataony ! ny bandy nikoty aza tsy mitaraina sy tsy mihetsika koh maninona indray isika no ho sarotiny ?
55. mimalike ( 24/05/2006 03:18)
:(:?:f'angaha enao tena tsy tia kôtina e ? Rehefa tsy tia dia tsorina fotsiny dia zay e ! tsy olana mihintsy ! Namana dia efa zava-dehibe 8)
56. Fiffi ( 24/05/2006 03:27)
mimalike: iza ?
57. sasa ( 24/05/2006 04:20)
rebecca tsy voatery ho ny rehetra kosa e! za aloha manana namana be da be ato fa tena tsy mikoty ny sasany e! na d efa nahita ny sariko aza.
Dia avelao izy hikoty fa tsy maninona anie izany e! ny sipa natao ho kotina, fa kosa miankina aminao ihany na hanaiky enao na tsia, rehefa mandà enao sy mangataka amin'ny ny mba hijanona ho mpinamana fotsiny ataoko fa tsy misy angamba ny olana koa.
58. rebecca ( 24/05/2006 04:24)
mimalike> fanamarihana ny zavatra hitako ange ry reto no soratako fa sady tsy manisy olana aho no tsy mitaraina e!8)
pissoa> samy manana ny heviny ka :D
59. pissoa ( 24/05/2006 05:00)
Fiffi:
tsy hitako ry zareo zay olana @ zany an! te-hanao ps 2 izy , be ny mikoty azy , de ahoana ? azy zany koh! izy hiany n mahita sy mahafantatra izay hataony ! ny bandy nikoty aza tsy mitaraina sy tsy mihetsika koh maninona indray isika no ho sarotiny ?
Ka tsy misy olana anie ry Fiffi e. Misy ifandraisany amin'ilay resaka hoe bandy mikaoty sipa maromaro fotsiny ilay izy dia tafiditra eto ny resaka. Toy ny hoe tsy hitako izay olana raha mikaoty sipa maromaro ny bandy (rehefa tsy mbola manana izy) ... dia tsy tokony hotsikolovina hanaovana ps roa kosa izy fa azy izany e :wink:

rebecca:
pissoa> samy manana ny heviny ka :D
Ny marimarina kokoa angamba dia samy manana ny sincere tiany holazaina. Raha mitovy mantsy ny definition omena ny hoe olona sincere, dia tokony mitovy ny hevitra hoe sincere itsy na tsia :wink:
60. Ralay ( 24/05/2006 05:11)
rebecca:Fa angah mila mahita sary vao hitory fitiavana kosa e.Rehefa miady ny tandindokanga dia efa ao zay amiko. :lol: azoko kotina ve zany i rebecca aloha e =)):*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4219