seraseram-pitiavana
1. rebecca
(
23/05/2006 09:14)
Maro ny lehilahy eto amin'ny serasera no rehefa mandeha sy mahafinaritra ny resaka dia miafara amin'ny fikotiana foana, fa tsy mety ve izy io raha tsy miafara amin'izany e?
Izaho izao ohatra manana ps roa, dia misy olona tsy iray fa maro no samy mikoty azy roa, raha mba fantany mantsy fa izaho ihany ireo :-D:-D
Amin'izay tsy mahita sary akory dia toritorim-pitiavana tsy misy sahala amin'izany.
Inoako fa maro amintsika sipa ato no sendra toy izany.

répondu par Fiffi le 02/06/2006 03:53
2. booboo
(
23/05/2006 09:36)
:-D:-D:-D dé maromaro koa no "mpirafy virtuellement" fa tsy maharaka n'inona n'inona.
:miam::miam::miam:
:miam::miam::miam:
3. lemenakely
(
23/05/2006 09:46)
tsy maninona io fa refa tonga ny anao e dia adinony ianao e...sa tsy izany?
4. ravakamalala
(
23/05/2006 10:12)
:-D:-D:-D
za mahafantatra tsy mikôty mihitsy ka, za ndray aza no miandry hoe rahoviana ihany ary ity vao hikôty anà, tttssss
ohatran ny mpanjono akia ireo a! atsipy erakin ny rano ny arato fa tsy hisy andrapaka ve eo na dia iray aza e!

5. mamzelkely
(
23/05/2006 10:16)
za ko aloh de maha-remarker an zay ee matetika aa fa ts hoe fôna fôna aaa
matetika ko anefa fikôtina no tonga aloh de ts mety de miafara am finamanana ihany :wink:
matetika ko anefa fikôtina no tonga aloh de ts mety de miafara am finamanana ihany :wink:
6. dinamo
(
23/05/2006 10:47)
miresaha amiko ndry ry rebecca fa izaho tsy hikoty andriko izany mihitsy lol :lol:
8. totofy
(
23/05/2006 11:21)
fa iza alou lé ps é! ny 1- rebecca , ny 2 iza ? amizay refa nanoratra amin'ny 1 tsy manoratra amin' ny 2 tsouny.....
ravakamalala :
=D=D=D... tsy mila kankana vé ?
zelkely :
ravakamalala :
ohatran ny mpanjono akia ireo a! atsipy erakin ny rano ny arato fa tsy hisy andrapaka ve eo na dia iray aza e!
=D=D=D... tsy mila kankana vé ?
zelkely :
matetika ko anefa fikôtina no tonga aloh de ts mety de miafara am finamanana ihanynnnttsssôônalé ... nga tsy double sens klé...
9. poupousa
(
23/05/2006 11:24)
rebecca:de enao ve mieritreritra fa tena serieux le ol mikôty
ra le ps kosa alo otran milay be zany e,tou de roboka ny kofy.Ataovy ps ratsi² ange ra hisy hikôty e.Asa alo
ra le ps kosa alo otran milay be zany e,tou de roboka ny kofy.Ataovy ps ratsi² ange ra hisy hikôty e.Asa alo
10. rurik
(
23/05/2006 11:37)
ny lehilahy angamba ny tena andianny eto matetika dia ny hikoty sipa tsy ny rehetra an fa ny akabiazany , nefa maro ny olona tsy izany fa mba hitady namana mba ahafahana iresahana sy hifampizarana ny vaovao ary mety hiafara @namana tena namana,
11. booboo
(
23/05/2006 11:41)
poupousa > zà koa klou tsy mino oe sérieux aby reo...manala azy fotsiny. Fa ndraindray a, misy tena potika beeee lé vevavy / lehilahy refa mifanerasera elaela ato nefa ny ankilany manala azy fotsiny.
12. mandrindra
(
23/05/2006 11:45)
booboo, raha sipa dia ento aty anamboariko raha toa ka potika :-D:-D
13. mamzelkely
(
23/05/2006 11:49)
totofy aaa ieuu ountsôôôô mitry eee mandrary lasa sens interdit anie eee:(:-D:-D
14. booboo
(
23/05/2006 11:54)
mandrindra > :-D aaa, sô vô maika mitombo eo ny raha omeko @ famangiam-pahorian-dreo anaovan'ingahy azy eo kouh ! kikina lé zandry oul lé :°):°)
15. mandrindra
(
23/05/2006 11:57)
za hoa mpanamboatra fa tsy mpamotika, ka noho izy tsy ho ory izy fa ho entiko eny antanin'ny sambatra :-D
16. pissoa
(
23/05/2006 11:58)
Ka tsy mitovy amin'ny lehilahy mikoty sipa maromaro ihany ve ny vehivavy manana ps maromaro ... mampitombo ny isan'ny mpikoty fotsiny izany nefa tsy serie akory :roll: Asa alou :-D:-D:-D
18. mandrindra
(
23/05/2006 12:03)
hhhhmmmm, iza re no ho kôtiko e, i booboo, sa i mamzelkely, sa i pissoa, sa i rebecca ?
19. pissoa
(
23/05/2006 12:05)
Zah kotiana de tsisy problem fa zah tsinn tsy hozakanao knou :-D:-D:-D:-D