seraseram-pitiavana
21. mamzelkely
(
23/05/2006 12:11)
sa hanao course zay 4-bavy ry mandrindra de zay maharesy no kôtinao :-D:-D
22. mandrindra
(
23/05/2006 12:13)
kôtiko , 1, efa nansisa ao zay. efa voakotiko ô:b. dia milaza tsy ho zaka ,fafiry taonina? mavesatra be angaha?:-D:-D hangalako grue.
23. mamzelkely
(
23/05/2006 12:17)
eo kôtio eo ry mandrindra sô de zaka ihany anie eee:-D:-D (le lanja kotio ihany aa:wink: )
24. Fiffi
(
23/05/2006 12:27)
hummmm! fa tena misy kosa aloha vao hoe mandefa hafatra voalohany tonga de mikoty eh! zah aloha efa tratra an ! =))=))=))=))=)) fa na izany aza de mahafinaritra ry zareo rehefa nahazahoana namana bdb kosa eto eh! zah zao tena efa nahazo namana bdb mihintsy eto an! ary hafaliana moa izany hoy ianareo ? 'vive l'amitié" eh! :):-*:-*:-*
25. mandrindra
(
23/05/2006 12:32)
mamzelkely, aza manao course zany fa reraka fotsiny fa zavatra hafa hifaninanana:-D:-D. mamzelkely, sao dia manana zokilahy aloha ianao ?:D
booboo, io ilay mody mitokiky kely io mihitsy no tsara fa mba mitenena amin'izay ianao handrenesako ny feonao e !!
pissoaako a, amby aty lanjaiko amin'izay an.
i rebecca moa tsy hita izay nalehiny
:-D:-D:-D
booboo, io ilay mody mitokiky kely io mihitsy no tsara fa mba mitenena amin'izay ianao handrenesako ny feonao e !!
pissoaako a, amby aty lanjaiko amin'izay an.
i rebecca moa tsy hita izay nalehiny
:-D:-D:-D
27. mandrindra
(
23/05/2006 12:47)
mbô fanontaniana aloha ka :D dia mbô valio moe e. raha misy dia manao karaté ve lery ?:-D:-D
29. Herimiafina
(
23/05/2006 12:50)
rebecca:
Maro ny lehilahy eto amin'ny serasera no rehefa mandeha sy mahafinaritra ny resaka dia miafara amin'ny fikotiana foana, fa tsy mety ve izy io raha tsy miafara amin'izany e?
Izaho izao ohatra manana ps roa, dia misy olona tsy iray fa maro no samy mikoty azy roa, raha mba fantany mantsy fa izaho ihany ireo :-D:-D
Amin'izay tsy mahita sary akory dia toritorim-pitiavana tsy misy sahala amin'izany.
Inoako fa maro amintsika sipa ato no sendra toy izany.
Zavatra normala izany kah, maro koa ny sipa no manao ps maromaro mba ho be mpikaoty tsinona, hehehehe:-D
30. mandrindra
(
23/05/2006 12:58)
(oe, efa nahazo tokiky roa tamin'i booboo)
booboo, mitenenna amin'izay fa siora aho fa manga ny feona manahaka ny hakantonao ô :D
booboo, mitenenna amin'izay fa siora aho fa manga ny feona manahaka ny hakantonao ô :D
32. mandrindra
(
23/05/2006 13:07)
izay feonao somary mitsifotsifotra izay mihitsy no mahafinaritra.:D ary le gaona io lahy sa vavy ?
35. pissoa
(
23/05/2006 13:20)
Herimiafina:Mangala-tahaka an'le noteneniko fotsiny :twisted::-D:-D:-D
Zavatra normala izany kah, maro koa ny sipa no manao ps maromaro mba ho be mpikaoty tsinona, hehehehe
pissoa:
Ka tsy mitovy amin'ny lehilahy mikoty sipa maromaro ihany ve ny vehivavy manana ps maromaro ... mampitombo ny isan'ny mpikoty fotsiny izany
37. pissoa
(
23/05/2006 13:22)
mandrindra:mandrindrakooooooo, efa hoe tsy zakanao zah ka mbola holanjainao ihany :roll::roll::roll:
pissoaako a, amby aty lanjaiko amin'izay an.
38. mandrindra
(
23/05/2006 13:25)
pissoaakooo, io ndray ilay mody miresista kely an
mamzelkely, hay tsara zany ka, (ouf olana iray aloha no afaka). ary dadanareo tsy tia mihaza? manana basy? :-D:-D
mamzelkely, hay tsara zany ka, (ouf olana iray aloha no afaka). ary dadanareo tsy tia mihaza? manana basy? :-D:-D
39. mamzelkely
(
23/05/2006 13:46)
manana basy dadanay ka fa ts fampiasany hamonona olona le izy =))=)) ts haiko izy aloh ra tia mihaza e:roll::-D:-D