Je t'aime

141. mamzelkely ( 26/05/2006 05:45)
fiffi a mba apio kosa akia izy aa njy anie ka humm ee:wink::-D:-D
142. Fiffi ( 26/05/2006 05:50)
mamzelkely:
fiffi a mba apio kosa akia izy aa njy anie ka humm ee:wink::-D:-D
hummmm !! zany an ? hummm ahoana aloha zah ? :wink:


143. dadabe ( 26/05/2006 09:17)
hummm vita Fiffi izany le :°) = mission accompli :°):°) zah klou kopy ny mission an'i Fiffi esady zah naka film video:-$:-$
144. Fiffi ( 26/05/2006 11:51)
dadabe: zany an ? hummm !! mba tiako hita zany film zany an!:wink:
145. Ralay ( 26/05/2006 13:46)
Zay koa zah vao tafaverina avy nanao mission kle :lol: hay tena efa lasa resabe ato le mission :-D:-D sao de mba tsy tokony hatao pub aza aloha =))=)):-$
146. Fiffi ( 26/05/2006 14:14)
hummmm !! miainga any koh Ralay sy ny mission-ny :-D:-D:-D:-D:-D:-D
147. diamondra27 ( 27/05/2006 05:48)
ralay: taiza no nanao mission?
de nalama le izy sa ahoana?:wink::-D:-D:-D
de accompli ve?
Sao dia niaraka nanao mission ary nareo sy fiffi letia e! , de mody tonga tsikelikely eto :-D:-D:-D


(teneno 'za raha tsy mahatanty sangy an!)
148. Fiffi ( 27/05/2006 06:04)
:roll: mampihomehy ahy nareo an! ary dadabe aloha tena gravy raha hamadika resaka an! :-D:-D:-D heu...na izany aza tsy hitako mihintsy zay hidiran'i Ralay na iza na iza t@ mission nataoko satria asa io !! ountssss de aiza ve hatraiza hatraiza ato @ forum de io daholo ny resaka ? ntssssss :wink:
Aleo @ zay aloha tsy hilaza na inona na inona intsony fa lasa resaka katsara tsaramaso voanjobory le izy =))=))=))=))=))
149. Fiffi ( 27/05/2006 06:08)
hummmmm !! sady koboko indray io manoratra DM io an! dadany zany an! :wink:
150. Fiffi ( 27/05/2006 06:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
151. mamafara ( 27/05/2006 08:27)
izany mihitsy ry sasa. sady ampiako (l) sa mba hijanona eto ihany izy amin'izay
152. Fiffi ( 27/05/2006 08:40)
hummmm
153. Simpona ( 27/05/2006 08:41)
tairo ranga mbô kôzio amiko io a,:^):^):^)
de ataovy tena sincère :*:*:*:*:*
154. Fiffi ( 27/05/2006 08:50)
hummmm !! iza hono izany ry Simpona :roll:
155. vale ( 27/05/2006 12:22)
mamafara:

ny anà aloha dia iandrasako occase fotsiny le olona ray zay dia ataoko jtm na dia holazain'ny olona fa vendrana aza tsy maninona mihitsy ê!(l)
mamafara>:-* tsy vendrana zany akià fa ny fiarahamonina tsika gasy no tsy mahazaka an'io à, mitia ve dia henjehina, :-w,, dia asa aloha e!(l):wink:


156. diamondra27 ( 27/05/2006 14:19)
fiffi: ka i ralay avy nanao mission hono kou; izy ihany no niteny an'izany teto ange e!
ralay: sa tsy izany?
157. Ralay ( 28/05/2006 01:16)
Diam:Manao mission miaraka aminjy zao no tena mba reveko fa atahorako sao mibolisatra raha malama lotsa ny any:lol::lol: Ny mission tjrs akompli ka :*:*
158. dadabe ( 28/05/2006 04:17)
aaayy ayyy ayyyee masaka be le fifandamoroana ato kle :°) aleo mitsaitsaika mivoka fa mbola minera zah:{:{
159. diamondra27 ( 28/05/2006 05:51)
ralay: raha raikitra ny mission de inona anefa ny programme e! hummm, diamondra27 ange mbola tsy niova fa mbola sarotra takarina foana hatr@izao e!

'za izay mpamafa trano ity koa ve de mba hahavita mission:-D:-D:-D
160. ikalakintina ( 28/05/2006 06:01)
:oops::oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0837