Andao isika hivavaka.
81. marozevo
(
26/05/2006 21:03)
Ny dihy anie ry zareo ka tafiditra tanteraka ao amin'ireo "rantsana = composantes" maha isika antsika eh...
Marina fa misy karazany samihafa ny dihy, ary raha tadidinareo, ny antsika Malagasy tena Malagasy dia tsy misy dihy mifampisakambina izany na mifamihina na manao lambadà, fa dihy tena mendrika tokoa. Angamba mba samy efa nahita vako-dRazana isika oh ?
Koa dia amafisiko io lazain'i Fiffi io. Tsy olana ny mandihy sady mivavaka, satria ny finoana manetsika ny fiainantsika manontolo.

82. Fiffi
(
27/05/2006 08:23)
Achia: rehefa manao ny fivavahana Rainay izay any an-danitra .... azo hakipy tsara ny maso ary azo hatao tsara koa ny fanaovana geste @ io fivavahana io . Mbola tsy nahita an'io ve ianao ?
84. Fiffi
(
29/05/2006 06:28)
marina fa tsy andeha hijery ny olona na izay geste hataony no hahatongavana any am-piangonana fa ny fivavahana natokana ho an'ny 1ère communion na ny profession de foi natrehako hatramin'izay aloha dia harahan-dihy ny hira an!
86. Fiffi
(
29/05/2006 19:26)
chipie1:tsy mba misy messe des jeunes ve any aminao any ? Mbola tsy nahita ve hoe nasiana geste ny fivavahana Rainay izay any an-danitra ?
franchement za alou tsy mbola nahita ry fiffi?:roll:
87. Fiffi
(
29/05/2006 19:32)
tahak'izao :
"Gestuation chantée du NOTRE PERE applaudi et bissé ... Les jeunes expriment plus facilement leur foi d’une façon plus assurée, sans pour autant qu’un seul ...http://www.paroisse-dubonpasteur.com/12.php?p=Enfants%20et%20Jeunes

88. marozevo
(
29/05/2006 20:24)
Anisan'ny efa dihy (satria hetsiky ny vatana) ny manandra-tànana rehefa mivavaka. Matetika rehefa "Rainay any an-danitra", dia manandra-tànana ny mpivavaka.
Indraindray koa mifandray tànana dia somary manao tosy mahalana ny tongotra... dihy koa izany.
Fa raha ianareo no nahita izay nanaovanay dihy amin'ilay hira hoe "Mankasitraka eh.. mankatelina amin'ny soa rehetra nataonao ry Ray oh"... Dihy izany ka dihy....

89. Fiffi
(
30/05/2006 03:53)
marozevo: ka zay manko no tena niheritreretiko hoe ny fo misokatra ho an'Andriamanitra hiany no mitondra an'io na handihy na tsia ianao , fa mba tiako ho hita zany an! :) zah aloha tena mankasitraka tanteraka ireny vavaka harahan'dihy ireny an! :)
90. marozevo
(
30/05/2006 12:28)
Nisy Rangah vazahabe izay nandalo tany Madagasikara, sendra fety malaza tamin'izay ka tonga niara-nivavaka tamin'ny olona izy. Nony vita ny fivavahana dia hoy izy hoe "Vous avez une belle fete, mais elle reste folklore sans etre liturgique". Angamba raha mbola namerina fanindroany io teny io izy dia nataon'ny vahoaka maivoka mihitsy.
91. Fiffi
(
30/05/2006 18:41)
ka tsy mahay ny teny gasy angamba no nahatonga azy niteny an'io ? nefa raha tena jerena ny messe des jeunes aty an! tena indraindray aloha tena fandihizana be mihintsy indrindra fa ny hira farany an! sady mitehaka ny olona.