Andao isika hivavaka.
61. Achia
(
24/05/2006 06:05)
Ory marozevo a ! refa tsy mahay mihira de mitehaka koa nge defa anisan'ny manafana ny fiderana e
alefa ary
Osana2 osana ny Avo indrindra
mankalaza izahay
ny anaranao
misandrata Andriamanira o
deraina ny Avo indrindra
alefa ary
Osana2 osana ny Avo indrindra
mankalaza izahay
ny anaranao
misandrata Andriamanira o
deraina ny Avo indrindra
62. prime
(
24/05/2006 08:45)
Tena mahaliana ahy tanteraka izao ataonareo izao, ny vavaka mantsy dia tena resaka mivantana amin'Andriamanitra. Ka rehefa mivavaka dia mba asao aloha izahay e! hanaraka ilay vavaka ary farano amin'ny anaran'i Jesosy Kristy fa Izy ireny ihany no Mpanalalana antsika amin'Andriamanitra.
Dia rehefa miresaka aminy aza asiana formules be izany fa izay ao am-po no aoka ambara. Azo atao ny mifona fotsiny, azo atao ny midera fotsiny, azo atao ny misaotra fotsiny, azo atao ny mampiaraka ny ampahany na izy rehetra na ankoatr'ireo. izay mahatery no entina eo amin'Andriamanitra na hiresaka aminy zavatra tsara na hanambara aminy alahelo, na koa tezitra aza...
Fa ny tena zava-dehibe rehefa avy mivavaka dia ny mihaino Azy satria miresaka io fa tsy hoe isika foana no miteny. Izany hoe mandray baiboly dia mbola mivavaka foana mba anomezany ny sitrapony hotanterahina. Dia tanterahina izany avy eo. Etsy ankilany koa nefa dia tsy mitsahatra ny miresaka aminy manao "rapport" ny vita sy ny tsy vita. Izay no fiainam-bavaka e!

64. dadabe
(
24/05/2006 09:31)
yee Amen
ary izao tontolo izao
nohariana mba ho iray
ankohonan'ilay Ray
niombona aminjanany
simbam-panavahana
toy ny ondry nobaboina
ka niahaka daholo
nitsitokotoko eny
Tompo O! angony indray
ny ondrinao fa te ho iray
......(tsy haiko intsony...:roll:
ary izao tontolo izao
nohariana mba ho iray
ankohonan'ilay Ray
niombona aminjanany
simbam-panavahana
toy ny ondry nobaboina
ka niahaka daholo
nitsitokotoko eny
Tompo O! angony indray
ny ondrinao fa te ho iray
......(tsy haiko intsony...:roll:
65. Achia
(
24/05/2006 11:23)
Andriamanitray ô ô ô
Indreto izahay e e he
Avia hideranao ô ô ô
Inao malalanay e e he
Mpanjakanay
Mpamonjinay
... Ma la la nay
Indreto izahay e e he
Avia hideranao ô ô ô
Inao malalanay e e he
Mpanjakanay
Mpamonjinay
... Ma la la nay
67. marozevo
(
24/05/2006 14:53)
Ny an'i Achia kosa ehh....
Tsy hoe "mitehaka izay tsy mihira" fa hoe "Mitehaka fotsiny izay tsy mahay mandihy". Zavatra hafa no lazaina amin'iny....
fa mahazo mitendry Armonia na orgue ve aloha eh ?
Tsy hoe "mitehaka izay tsy mihira" fa hoe "Mitehaka fotsiny izay tsy mahay mandihy". Zavatra hafa no lazaina amin'iny....
fa mahazo mitendry Armonia na orgue ve aloha eh ?
68. tisera
(
24/05/2006 16:23)
Azo atao avokoa rehefa ny fo no tena vonona midera ny Tompo é! Ny mpanao salamo mibaiko antsika hihoby ny Tompo @ lokanga sy ny amponga tapaka : zava-maneno ireo koa! Dia mitehafa tànana ry olona rehetra ; mihobia , mihobia an'Atra =D=D=D=D (hiran'ankizy io an! Lé zanako tena tia an'io hira fohy io!)
70. Fiffi
(
25/05/2006 05:30)
asa ianareo raha efa mba nanatrika ireny hatao hoe "messe des jeunes" ireny ! fa tena mahafinaritra be ! ny hira rehetra hatao de gestuena daholo , ny Rainay izay any an-danitra koa , fa hiraina io an! de ny hira farany no harahana tehaka.
71. marozevo
(
25/05/2006 07:20)
Ny anay aza indray andro izay, inona hoy nareo... Ilay hiran'i Vetson'i Fianar no nataonay hira fanombohana, ka nanao "fihetsika afindrafindrao" avy any ivelany namkao am-piangonana ny jeunes rehetra. Tena tsy nisy toy izany, saingy nobedesin'i maopera izahay mpikarakara rehefa vita ny lanonana. Tafahoatra loatra hono.
Tao Antsirabe izany no niseho, teo Ambohimena, telo sa efatra taona lasa izay.
Tao Antsirabe izany no niseho, teo Ambohimena, telo sa efatra taona lasa izay.
72. Fiffi
(
25/05/2006 15:33)
ndryyyy ! nefa raha tena jerena na dia hoe tafahoatra loatra aza , ny fafinaretana azo ary nifono finoana tokoa ka tsy misy tokony hanenenana zany. Ny mopera moa tsy omena tsiny koa izy fa manao ny asany izy kah!
74. Fiffi
(
26/05/2006 07:31)
chipie1:tsy hoe mandihy tahakan'ny mandihy ao an-trano na any @ boite zany an! Fa ny hiram-pivavahana no gestuena !! Mihira ny hiram-pivavahana dia arakarak'ilay hira no hanaovana ny geste ! Fa aza raisina an-tendrony fotsiny hoe mandihy. Ka na mandihy koa aza , raha ny finoanao no mitondra azy , aiza ny olana ? Andriamanitra hiany no deraina @ io hira sy dihy io ka tsy hitako izay olana aminy.
hay kou ve misy mandihy refa mivavaka e ??
78. Fiffi
(
26/05/2006 12:05)
ie! tsy misy nahita fa mba lazaina kah! fa na izany aza dia ny hiram-pivavahana rehetra hoy aho no nanaovana gestuation.