Fanetrentena.

61. cutie ( 06/05/2006 18:50)
mandinintena aloha :P
62. Fiffi ( 07/05/2006 03:19)
cutie: marina izany ary feno fahendrena koa.
63. vale ( 07/05/2006 18:57)
Fiffi:

vale , cutie , andao hanetrintena ary isika ka fantatrareo ve hoe inona no hataontsika amin'izany ?
fiffi> andao ary eh, ko efa manetry tena klo zah an, @ fiainako andavanandro satsy zah de tsy mba mifidifidy namana zany hoe raha ts mpanana ihany na...de zah ko zatra miafiafy kely eny foana matetika!:)


64. cutie ( 07/05/2006 18:57)
ka efa nandinin-ten ave njy :P
65. vale ( 07/05/2006 18:58)
cutie> iza no teneninjy? zah sa fiffi fa tsy arako!:-D:-D:-D
66. cutie ( 07/05/2006 19:07)
nareo roa
67. vale ( 07/05/2006 20:47)
cutie> rah azoko ny tiandry tenenina dia ny hoe "manetry tena" zany dia "mandinin-tena" ve? tsy mivaona ve akia zany?:-w

fa rah hiresaka fandinihan-tena klo dia za alou dia mpandinin-tena mihintsy eh,
ohatra: misy ol mpiresaka amiko dia lasa tsy mpiresaka ntsony, tonga dia mandinika ny tenako aho hoe> sao dia nisy zvt tsy nety nataoko(na dia tsy nisy aza oh)? na koa nety teny nahatezitra azy(tsy niniana natao)???? fa tsy tonga de hitsara le ol na ho tezitra aminy zah akory! (aleoko ny tenako no dinihako tsara alo vao manome tsiny ilay ol satria izay ko mbola fahendrena konkou kah!:))
68. cutie ( 07/05/2006 20:50)
vale non ka
fa alohan'ny ahatongavan-jy any @ le fanetretena de mila mandinin-tena njy aloha:P
69. marozevo ( 08/05/2006 14:26)
Nihena hono i marozevo ! Nihena ahoana moa izany ?

Fiffi > Efa nolazaiko kosa anie fa tsy ny parisiens rehetra akory izany eh.... Fa tena misy kosa aloha io eh... Tsy lazan'olona.
Mino 100% kosa anefa aho fa isika ato amin'ny namana dia tsy anisan'ireo, hita amin'ny hevitra mivoaka izany.
Mino 80% koa aho fa tsy ny olona mazoto mivavaka akory ireo.
Fa amin'izy ireo kosa misy Kristianina.
Tsy sanatria mitsara fa mbola ho tsaraina.
70. mariah ( 10/05/2006 16:02)
Tsy maintsy hoe voateny foana ny parisien amin'ny forum na aiza na aiza, mahagaga
71. Fiffi ( 10/05/2006 17:48)
Achia:

Tena marina mitsy io lazain'i Zevo io e

mazozevo: de zay no nilazaiko hoe nihena koa i marozevo

72. marozevo ( 10/05/2006 18:53)
Tena mbola tsy azoko ihany ilay mihena Fiffi ah..

Voateny foana ny parisiens satria .... Mba zahay lahy no voateny foana!!!!..
73. vale ( 12/05/2006 21:28)
cutie:

vale non ka
fa alohan'ny ahatongavan-jy any @ le fanetretena de mila mandinin-tena njy aloha:P
cutie> hay ve eh!:wink:


74. xxx ( 12/05/2006 22:03)
azon-jy ve
cutie
75. marozevo ( 12/05/2006 22:40)
sambako mba nahita an'i Fiffi tsy tonga tao anatin'ny 2 andro.
76. cutie ( 12/05/2006 22:50)
malahelo azy nga:lol:
77. zandrikely ( 13/05/2006 17:43)
ilay fanetrehantena amiko dia tena ilaina hoentina @ ty tany ty , misy milaz a eo ambony fa tsy ananan'ny olona hasina ra tsy manao zao na zao , fa hitondra antsika aiza moa ny hasina omen'ny olona , ra zany aloha no entina @ andavan'nadro dia tsy ho vogeja eo , fijeriko manokana ,tsy ny mety sy mahasoa anao ve no tokony hataonao fa tsy maintsy hoe mila doka sy hasina , voninahitra avy @ olona vao afaka miaina, ilaina ny fanetrentena eo @ fiainana
78. marozevo ( 14/05/2006 21:09)
Ahoana moa ny tsy halahelo... namana ve tsy halahelovana.
Ary izao aza izy mbola tsy tonga ihany.
79. dadabe ( 15/05/2006 09:02)
:roll::roll:
80. vale ( 16/05/2006 15:45)
xxx:

azon-jy ve
cutie
xxx=cutie eto ve sa????
:lol:ndry indray zany zao no tsy mahazo resaka raha ny fahitàko an'azy!hihi


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1678