Fanetrentena.

41. marozevo ( 04/05/2006 17:08)
Marina fa tsy reference io, marina fa vitsy pour cent io, marina fa tsy izay no ao Paris.

Nefa aiza ianareo no nahita toerana iasan'io teny hoe GVT io? Aty Roma tsy misy an'izany, any Bonn, any Strasbourg, na aiza na aiza. Ao Paris irery ihany no miasa io teny io.

Ambony loatra manko ny Parisiens na gasy aza, ka .... izay no fifandraisany amin'ny loha hevitra fa tsy hors sujet mihitsy isika.
42. Herimiafina ( 04/05/2006 17:39)
le resaka GVT anie marina fa ao Paris e
fa ny tiako tenenina hoe tsy reference anie tsy io fa le ohatra nomeko tetsy ambony e
ilay hoe raha tsy amanao marque ny ankizy any ampianarana dia exclu.
Reportage tamin,ny TV5 izay izy io niresaka hoe 6millions de Francais vivent en dessous du seuil minimum de revenu izany hoe 740euro/mois.

Dia nitantara ireo zaza hoe tsy raharahian,ny namany fa tsy manao jean lewis na manao ireo marika ireo.

izany hoe ny fiaraha-monina matetika no mametraka karazana principes, izay lasa mahatonga antsika handainga ny farany.

Izay fandaingana izay nefa dia mitondra antsika any amin,ny tsy fanetrentena, izany hoe milaza ny amrina momba ny tena ohatra.
43. marozevo ( 04/05/2006 17:45)
Fa nahoana loatra re ny Gasy parisiens no tsy manana fanetren-tena eh ? tsy ianareo rehetra anh!!..
44. cutie ( 04/05/2006 17:49)
manin tsy arosonareo mpilaza fanentren-tena reo ny solution:roll:
45. marozevo ( 04/05/2006 18:53)
Tsy misy solution izany fa toe-tsaina mila ovàna.
46. cutie ( 04/05/2006 18:54)
de efa zay toe-tsaina ovaina zay ny solution :P
47. Herimiafina ( 04/05/2006 19:22)
Manantsafidy ny olombelona efa hatramin'izay mihintsy hatrany ampiandohana ka anjarany no misafidy ny fomba fiainany.

Ny teny atsipy fa tsy anjarako no hanome solution na hitarika na koa hanova. Azy irery izany!
48. marozevo ( 04/05/2006 19:23)
Azy irery tokoa izany... marina ny anao
49. cutie ( 04/05/2006 19:29)
teny atsipy any am-po ny mahalala moa :-D:-D:-D:-D
50. Fiffi ( 04/05/2006 19:51)
Fa nahoana loatra re ny Gasy parisiens no tsy manana fanetren-tena eh ? tsy ianareo rehetra anh!!..
marozevo: na dia tsy izahay rehetra aza , fa maninona kay no izahay parisiens ? fa maninona raha ry zareo .... (hafa) ?
51. marozevo ( 05/05/2006 22:42)
Ka ao anie no miasa ilay teny hoe GVT eh!... Mody fanina anh...

Ireny le'ity misy GVT ah... Andosiro, aza asaina... Tsy lazan'olona akory ...
52. Achia ( 06/05/2006 04:39)
Tena marina mitsy io lazain'i Zevo io e ra mba miarahaba azy ianao tsy valiany zany faho reny le GVT , koa ra jerena @ lafiny ara-pivavahana zany de Kristiana vangavanga ny Gasy e tsy miaina @ maha Kristiana azy fa anarana fotsiny , nefa ao @ baiboly manao hoe mazotoa mampandroso vahiny ed sy haiko aloha ry malagasy namako e fa iaho ko Gasy a sy hoe sy tia Gasy akory
53. Fiffi ( 06/05/2006 04:51)
marozevo: tsy mody fanina zah kah! fa raha misy milaza hoa ireo parisiennes sns... mba anisany manko ny tena nefa tsorina fa tsy manao an'izany an!
54. Fiffi ( 06/05/2006 04:58)
lasa nihena koa i marozevo .
55. cutie ( 06/05/2006 14:12)
fiffi mbola lasa nanetritena izy :-D
56. Fiffi ( 06/05/2006 15:22)
cutie: tsara ange ny fanetrehan-tena akia an! :)
57. vale ( 06/05/2006 16:36)
Amiko ny fantetren-tena dia fahafoizan-tena...
ohatra iray ity: misy olona directeur na orinasa ka sendra ni-organiser fambolenkazo ny tao @ orinasa, izy nefa tsy mba mandray anjara fa hoe directeur! dia tsy manetry tena velively izy,(fa nanambony ny tenany aza!)eny fa na dia TSY VOATERY handray anjara aza izy dia tokony nanao raha ao aminy ilay toetra MANETRY TENA!

Fanetren-tena dia azo hadika koa hoe TSY fanamboniantena.

Ny olona tia "fizahozahoana"(matin-kambo) koa dia tsy manetry tena!!

Ohatra ao @ baiboly indray ity: Kristy zanak'andriamanitra nefa nanasa ny tongon'ny mpianany!!!!IZAY LAY ATAO HOE FANETREN-TENA!!!!!!!
58. Fiffi ( 06/05/2006 17:34)
vale: andao ary akia hanetrin-tena . :)
59. cutie ( 06/05/2006 17:43)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 06-05-2006 20:22:05
Lohateny : Re : Fanetrentena.
cutie: tsara ange ny fanetrehan-tena akia an!
Miverina ery ambony

za nga niteny we ratsy:P
60. Fiffi ( 06/05/2006 18:33)
vale , cutie , andao hanetrintena ary isika ka fantatrareo ve hoe inona no hataontsika amin'izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1696