RNS 2006 - Tafahaona

81. doralala ( 24/04/2006 00:04)
oups ! :(
Azafady fa diso ilay lien faharoa azo hijerena film fa ity no tena izy :
http://hetsika.free.fr/namana/rns.htm
82. Ralay ( 24/04/2006 02:16)
Merci less dorolala fa sovenira be ilay izy, ohatry ny mbola any Vichy ny tenanay rehefa mijery azy :D
83. Fiffi ( 24/04/2006 04:29)
tsy mahita eeeeeeeee
84. doralala ( 24/04/2006 06:41)
Bon, ity ary misy famintinana :
- ho an'ireo izay te-hijeryan'ilay film eo ambonin'ny ordi :
http://hetsika.free.fr/namana/rns_2006_1.mpg
http://hetsika.free.fr/namana/rns_2006_1.mpg
Manaova clic droit ao ambonin'ilay lien dia mifidiana "Enregistrer la cible sous ..."
Rehefa vita ny téléchargement dia afaka jerenareo miaraka @ izay player tianareo.
Io no qualité hitako metimety kokoa.

- ho an'ireo izay maika na tsy te-hitélécharger ilay film, na izay tsy mahita ilay fihiers-ko ery ambony :
raha tsy mipetraka eo ambonin'ny ordinareo Real Player dia ity mba téléchargeo kely :
http://www.clubic.com/telecharger-fiche11099-real-alternative.html (Real Alternative, solon'ny Real Player)
Dia avy eo afaka jerenareo ao anaty ny page Web-nareo :
http://hetsika.free.fr/namana/rns.htm
Fa ilay qualité aloha somary hitako ratsiratsy.

Raha tsy misy mandeha ireo dia tsy hitako intsony izay atao fa lany lainga aho :-)
85. Ralay ( 24/04/2006 06:46)
Dorolala: Rehefa jerena en direct tsy telechargena ilay izy dia tsy tsara ny qualité-ny fa refa telechargena dia avy eo vao jerena dia ok ny qualité ka.
Merci e
86. doralala ( 24/04/2006 06:48)
Ralay:

Merci less dorolala fa sovenira be ilay izy, ohatry ny mbola any Vichy ny tenanay rehefa mijery azy :D


tsy koi e :-)

87. Fiffi ( 24/04/2006 07:13)
ka ny olana dia izao: @ fomba ahoana aloha no hi-téléchargena azy raha vao manokatra ilay lien de tonga dia " zone inconnue" no azo ao ? ny Real Player efa misy , efa @ io no fihenoana ny mozika.
88. doralala ( 24/04/2006 07:26)
Fiffi:

ka ny olana dia izao: @ fomba ahoana aloha no hi-téléchargena azy raha vao manokatra ilay lien de tonga dia " zone inconnue" no azo ao ? ny Real Player efa misy , efa @ io no fihenoana ny mozika.



Amiko dia midika izany fa ny firewall-nao no tsy mamela anao hanokatra ilay lien ....
89. ftma ( 24/04/2006 07:57)
Izaho aloha nahita le film saingy tsy mazava ny sary. merci doralala.
Ralay njy tsy hitako akory :wink:
90. fasaly ( 24/04/2006 09:40)
fafaty keuly mahintsy ange lay danseuse kely io e!
tena vedety ny RNS marina kalou e! hanahaka an'iza mou raha tsy hanaka an-dRAD- ny marina!!!!!zao aza izy efa mamovokovoka beuh kou njinja fa atsy ho atsy hummmmmm:°):°):°):°):°)fa try misy afa try ireo ihany angaha ny clip ry doralala???????
91. hery ( 24/04/2006 10:19)
Ho an-ireo izay tsy mety mahita mihitsy dia azonareo jerena eto ambany ny video nalain-i dorolala. Tonga dia mijery ary tsy mila realplayer

http://namana.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p444ca5d88f854
92. Fiffi ( 24/04/2006 11:40)
hery: misaotra anao =D=D=D^:^^:^ ndryyyyyyyy mahafatifaty kely ery le zaza mandihy an!
93. Fiffi ( 24/04/2006 11:44)
manja eh! misaotra anareo rehetra :) :-*:-*:-*:-*
94. landihazo ( 25/04/2006 09:25)
mafatifaty marina
kely otranireny defa mahay anireny refa lebe angamba tena bomba
95. Fiffi ( 25/04/2006 11:34)
sady tsy misy komplexa mihintsy izy madihy an! ndryyyy , tsara eh! milay!:)
96. Angie ( 27/04/2006 10:35)
tena gasy ka manja e. :lol:
97. Fiffi ( 27/04/2006 11:32)
f'ita wa an! :)
98. adidy ( 27/04/2006 18:03)
Za tsy mety mahita e!:(
99. fijo ( 27/04/2006 21:30)
misaotra rahery an,tsy nety haiko le telechargena ,fa io izy avy dia mijery.
100. adidy ( 29/04/2006 18:11)
Misaotra an'i Hery fa izay vao nahita! Dia misaotra an'i Doralala koa!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2175