RNS 2006 - Tafahaona

61. fijo ( 20/04/2006 20:50)
za moa izany somary tara foana ka izao indray vao tonga eto,ka dia miarahaba aloha e.
zay sy samoana moa dia efa tafaraka foana satria miaraka manipy io kiboribory io.
za koa dia sahirana mihintsy nanao mandroso miemotra nitady ny namana satria hoe ,eo amin\'ny buvette,dia nihodina teo aho ka nihodina.dia fanina ny farany ,tsy hay na ny toaka na ny fihodinana no nahafanina.
efa tamin\'ny valo latsaka kely teo aho ,vao nihodina farany,ary akory ny hatairan\'ny maso nahita ilay endrika manja be sy mitsiky lava\"fasaly\",dia izay vao tafahaona tamin\'ny namana teo.
ralay koa naika tsy haiko satria za niha matavy moa lery niha mahia ka saika diso ny masoko.ra DS moa kay dia olona efa fantako hatrany mahajanga.
saika handinika tsara an\'i fasaly ihany aho saingy maizina moa ny andro,ka dia tsy vita e.
nitady anareo ihany aho tao amin\'ny baskety fa tsy hitako nareo.
ny kaly moa dia laninay tary amin\'ny boule,fa vizaka izahay.\"ary ny tavoahangin\'ialahy anie ry samoina ka tavela taty amiko e\"hi hi hi dia nopehako ,fa iny ve moa averina any indray.
tao amin\'ny bal,no nanahirana fa nisy nametraka ny akama,satria misy FILM nandrasana taman\'olona,ka dia hoe aleo amin\'ny toerana mora ahitana azy no hiandrasana azy.kay takaka,tsy niditra fa niandry tao ivelany,fa hanatitra film ve hono dia handaniany 12€
nahafinaritra aloha fa niha maro ny namana tafahaona tamin\'ity e.sady mba itako tena izy fasaly,fa efa mirarakivy mijery sary aho.
62. fijo ( 20/04/2006 20:55)
adinoko,nitondra sambosy sy nem ihany letsy aho,ra samoina,fa itan'ialahy ihany moa ireny bandin'ny paris teo ireny,dia vita tao ivelany tao.ny mofo sakay moa dia iny iray iny sisa.
63. fasaly ( 21/04/2006 05:20)
fijo a! tao am baskety finale zahay ary tsara place tsara amhintsy de tratran'ny mpaka sary tao amin'ny sobika.com sy moramora.net de any ny sarinay e!:wink:
fa mahagaga ny tsy nahitanao anany raha izany kanefa aza ny mpaka sarin'ny sobika tonga de nahita anay:-D:-D:-D:-D zà kou saika handinika an'i fijo fa itako ihany kalou e! tena mbola virja mahuintsy kay!:-D:-D;-)
64. Fiffi ( 21/04/2006 05:35)
:miam::miam::miam::miam: tena tara train be zah zany an!
65. doralala ( 21/04/2006 06:10)
Tena malahelo aho ry reto fa tara t@ ilay fihaonana e .... :-(
Tsy hita moa fa nilentika tany @ fijerena tennis tany satria nilalao mantsy ny anabaviko, ka t@ fito latsaka fahefany teo angamba vao nandeha tany @ chapiteau, fa toa efa tsy nisy olona intsony e .... Izaho aloha tsy nahita
Fa raha sitrak'ireo izay tsy afaka namonjy rns, dia alefako eo izay mba film kely vita mandritra ny finale e : lazao aho
66. fasaly ( 21/04/2006 16:35)
doralala: am manaraka ndray manao beuh e!:wink:
zahay try teo am chapiteau fa tetsy amorondrano ary efa ni passer ny tam fito mbola teo foana zahay:°) taoko efa namela fone i sipagasy accessible foana izy tamn'io:P fa domazy toi tsy nahita anay zany!
am herintaona njay8)
67. fijo ( 21/04/2006 18:28)
radoralala an,za koa letsy voafitaka toa io,fa kay ry zareo tery amorondrano tery ,ka izay no tsy nahitantsika azy.izany hoe itako ihany ny farany ka.
fasaly sipagasy no itako avy eo,fa nareo tsy tazako mihintsy kle.
le virja aloha tena mbola izy doro e:-$:-$:-$
68. Fiffi ( 21/04/2006 18:30)
fijo: mbola le virja hiany nga ? :-D:-D:-D
69. fasaly ( 21/04/2006 18:44)
fijo: sam virja tafahoana no tao an! tena hita taratra beuh lay maha virja ny virja, :-D:-D:-D
70. Fiffi ( 22/04/2006 05:44)
hummmmmmm :-D:-D:-D:-D:-D
71. fijo ( 22/04/2006 21:07)
fanina tanteraka indray fiffi le.izany anie ny anay virja e
72. doralala ( 22/04/2006 22:08)
Ireo ary ilay izy :D :
http://hetsika.free.fr/namana/rns_2006_1.mpg
http://hetsika.free.fr/namana/rns_2006_2.mpg
Ho hitanareo eo ilay star kelin'ity RNS ity. Nihoraka mihitsy ilay stade fa mahay mihitsy ilay kely :-)
Raha ohatra ka tsy misokatra dia manaova clic droit ao @ ilay lien dia mifidiana "Enregistrer le lien sous ...", ka afaka jerenareo eo ambony ny ordi-nareo ilay izy.
Mahazoa fahafinaretana e ! :D
73. fijo ( 23/04/2006 02:56)
tsy mivoaka mihintsy le
74. Fiffi ( 23/04/2006 05:10)
75. doralala ( 23/04/2006 06:19)
Manaova clic droit ao ambonin'ilay lien dia mifidiana "Enregistrer la cible sous ..."
Dia @ izay mipetraka eo ambonin'ny ordinareo ilay film.
76. Fiffi ( 23/04/2006 06:20)
ka tsy misokatra akory ary ilay izy koh!
77. sipagasy ( 23/04/2006 06:30)
misokatra nefa ilay lien aty amiko, mmhhhh ka hanahaka an'iza moa i rakalakely fa tsy ny rainy sy ny reniny ihany e!!! tsara mpampianatra izy kouuuuu raha mba izaho manana prof/coach à domicile tahaka azy hihihi looool
78. Fiffi ( 23/04/2006 12:40)
sipagasy: sambatra ndry zany fa ny aty aloa dia hatramin'izao dia "page inconnue" an!:(
79. fijo ( 23/04/2006 17:16)
zay tsy mahita eeeeee
80. doralala ( 23/04/2006 23:58)
Dia ity izany dia ho an'ireo izay tsy mahita ilay fihiers-ko ery ambony :
raha tsy mipetraka eo ambonin'ny ordinareo Real Player dia ity mba téléchargeo kely :
http://www.clubic.com/telecharger-fiche11099-real-alternative.html
Rehefa vita izay dia tokony ho afaka jerenareo ity lien ity :
http://hetsika.free.fr/namana/rns_streaming.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869