RNS 2006 - Tafahaona

21. diamondra27 ( 18/04/2006 07:28)
fiffi::-$
22. Ralay ( 18/04/2006 07:51)
Tsy misy hanampiana fa nahafinaritra ny fihaonana sady nifankahita tava no nifandombera koa. Domazy ho an'ireo izay tsy hita sy tsy afaka t@ ora farany fa ny manetsabe mbola ho avy e.Ny sary moa dia ho avy tsy ho ela.
23. diamondra27 ( 18/04/2006 08:07)
ralay: de nanao solomaso ve? alefaaso haingana jerena e!
24. ds ( 18/04/2006 12:39)
Toneo re ny fo fa ny fotoam-bita hono tsy mahaleo ny sampona ary ny manetsabe atsy aoriana.

Fiffi:

tena nisy zavatra nampalahelo mafy ahy indray zany an! :(:(:(:(
Fa dia nahafinaritra zany ny fihaonanareo tany ka dia tsy hita izay lazaina fa :(:(:(:(



25. ds ( 18/04/2006 12:44)
Mety maro ny namana nihaodihaody tery amin'ny chapiteau na tany @ Macdo nefa tsy tafahaona taminay. Tsy misy tsiny fa ny fitiavana te hihaona no zava-dehibe ary any aoriana mbola hihaona indray e.
Tsy nisy toerana azo ipetrahana toy ny mahazatra tao @ chapiteau, hany ka nikisaka tery amoron-drano akaiky teo izahay. Hadinoko teo fa i samoana sr sy jr mbola sahirana nanao boule ka tsy afaka nanatrika ny fotoana.
26. ds ( 18/04/2006 12:46)
Momba ny sary :
raha misy namana, tsy tia ny amoahana ny sariny eto, dia manorata mangingina aty amiko azafady.
27. mamzelkely ( 18/04/2006 12:46)
aza atao tonga any zah fa de ho avy fôna fôna :°)
28. sipagasy ( 18/04/2006 13:44)
ka inona intsony ùmoa ny hanampiana izay voalazan'i ds izay fa ny hoe mba maromaroa ny tahaka izany e! dia tongava maro e!!!


Afaka milaza aho fa tena safononoka ny hafaliako t@ ity taona ity e!!!! tsy nisy tahakan'ny t@ herintaona fa dia fahafinaretana no azo e!
29. fasaly ( 18/04/2006 15:30)
sipagasy: zà kou safinonoka fa mahagaga ahy lay tatitra RNS ary ambadika ary kanou!:roll::roll::roll:
domazy aza tsy afaka nijanona lelalela niaraka tsika fa afaka havaozina sy hatsaraina ange zany am manaraka e!;-)
30. Samoana ( 18/04/2006 16:11)
Miarahaba ny namana rehetra ary miara-paly t@ fihaonana lavorary na tsy afaka nikorana taminareo aza ny tenanay.
Ialàna tsiny tokoa fa araky ny efa nambarako an-telefôna t@ sipagasy dia tsy afaka tao @ fotoana nifanaovana satria taraiky be ny fandaharam-potoana ptankinay. Nisy namana nandalo tao @ boulodrome ihany hono saingy nangasihasy ny tena fa tsy nahita:cry:. Mba efa nolazaiko ny tompon'andraikitra mitana micro ihany anefa hoe mba antsoy za raha misy "namana" mitady an'i samoana tonga eto.
Saika mba hiezaka ny hamonjy fotoam-pivavahana hiombonana ny alahady saingy tsy afa-bela t@ ptanky ihany koa e !
Niandriandry "sipôrtera" ihany izahay sy fijo ny alahady :D. Voatery namango irery ny anana ritra sy ravitoto efa nomanin'i fijo( MMMmmmm ).Ny tenako koa moa efa nitondra latabatra sy tsakitsaky maro ( sy bonbô:wink:) hitsenaina izay ho avy. Ny manetsa be mbola ho avy fa soa ny vita e !
Mirana5 / Nanontany anao teny @ buvette za fa tsy misy nahalala anao teny:cry:. Tonga nanohana ny ekipanay st-michel koa za ny harivariva fa dômazy mbola tsy nitapô ihany.
31. Samoana ( 18/04/2006 16:19)
Tsy nanaiky ny tsy ahita namana hafa ny tenanay ka nijoro niandry" mpandalo" teo @ hall d'entrée ny lahady alina. Paska tokoa angamba ny andro ka indro nivaly ny faniriana afaka nifampizara tsikitsiky t@ namana Ralay sy ny namana mpitsiky lava fasaly. Mifona @ Ralay fa saika tsy tadidiko nedala fa efa automate ny tenako noho ny harerahana e !
Misaotra an'i sipagasy mamaly antso eo noho eo hatrany. Miala tsiny tsy naharay ny antsonao fa an'i samoanakely ny phone de tsy nanao tatitra tamiko izy.
Misaotra an'i fijo niara-nivanitika sy nizara masaka tamiko . Milay le ravintoto e !
Miala tsiny @ ireo namana hafa tsy hita tava saingy niara-nizara tsikitsiky an'eritreritra e !:)
32. Samoana ( 18/04/2006 16:23)
Farany dia izao ny tatitra ara-panatanjahan-tena:
Ny sabotsy dia nihintsana teo @ 1/4 i samoana mianaka
Ny alahady dia nihintsana teo @ 1/4 i samoana mianaka niampy ny namana fijo.
Marihina fa ireo nandresy anay hatrany ( na ny sabotsy na ny alahady ) no nandrombaka ny amboara .
33. Samoana ( 18/04/2006 16:30)
Saika adinoko ny nisaotra ny namana didi nanaraka sy nanohana anay hatrany na andro na alina:lol:
34. Fiffi ( 18/04/2006 19:12)
DM ; ok ! :-$ :)
ds : ok ! :)
35. fasaly ( 19/04/2006 04:02)
samoana: tena mbo faly kou zà niaoana tamin'i toi farany iny a! de msotsa beuh mintsy tsy nisalasala niantso ah fa tsy fantako de manja beuh lay fihaonana sy fankahafantarana e!:wink::wink:

fiffi: nalahelo be anjy nge zay fa hay njy kay tsy afaka tonga satria tsy hitako tsony lay hafatra njy hoe tsy ho avy de zà veuh nanatena beuh ny ahita anjy de.....:cry::cry::cry: am manaraka njay e!;-):-*
36. Fiffi ( 19/04/2006 04:21)
fasaly: :( indrisy akia an! :( fa @ manaraka an! :-*:-*
37. Ralay ( 19/04/2006 05:16)
Samoana: Tena tsy misy hifonanlà less zany fa fanadinoana zavatra mety mitranga ny tenanay koa efa niha soara :lol: ny essentiel dia nihaona indray isika e :lol:
Fiffi:Tokony mba niteny dia nanaovako detour noraofiko koa njy raha tsy nisy mpitonja.Ny manetsabe mbola ho avy akia fa aza malahelo a :*
:D
38. Fiffi ( 19/04/2006 05:31)
Ralay: misaotra anao an! fa efa tony zao ka! :) de @ manaraka indray tsy ho ratena mihintsy io :*:*
39. xxx ( 19/04/2006 06:46)
miarahaba ny namana any dilam-bato!
samoana sy fijo tafaraka???? : tsy maintsy misy resaka kaly kely foana hihhih
samoana!!! nahita oh le sambos tany @ 67 ha iny v tany @ RNS lol!!
dia miarahaba anareo any nahatontosa ny fihaonana ee!!
tadidio fa raha 100 no milaza ho avy dia antsasak'izay no tena tafahaona eny am-boalohany raha b indrindra noho ny antony maro samihafa fa dia mirary fitohizana izany.
mimich
40. ftma ( 19/04/2006 09:09)
DS: ahoana koa izany namana tsy te hamoaka sary izany dia miantso? mba ataovy ohatry ny fandefasan'ny namana any Dago sary e, halefa ao tsy misy ps dia samy maminavina hoe iza no iza :roll: na tsy fatatra aza tsy maninona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1411