RNS 2006 - Tafahaona

41. Samoana ( 19/04/2006 12:27)
mimich/ nandre fofon-tsamosa nry vô miditra eto indray an !hihi. Tsy resaka kaly kely fa tena kaly bêêêê miaraka @ fijo kah! Nifona mihintsy aho ny farany fa satriny hanampy foana:lol:. Ny sambosa tsy nisy fa tsy maintsy nividy na lafo aza fa nitaky ny tenda ( 2euros ny 3!!!!). Haka revanchy refa tonga any @ tanàna fa hafa ihany le tao @ 67 kah!
42. xxx ( 19/04/2006 12:31)
samoana> lol
de miandry ny fahatongavana zany zay hanomanana indray e
mimich
43. Samoana ( 19/04/2006 12:32)
fasaly/ saika hangataka fakan-tsary mihintsy za no indro nodinganin'i Tovo j'hay hoa:cry:hihihihi
Ralay/ le andro no niha-soara fa elà mbola hita fa sportifa tsara e !!
44. Ralay ( 19/04/2006 14:11)
Msotra mise Samoana mbola misy izay tavela ve :lol: Aleo hitambatra @ taona ho avy njay ny majy e :lol:
45. Ralay ( 19/04/2006 14:13)
fiffi: Zany anie wa e alamina mialoha ny pro dia lasa zao e :*
46. Fiffi ( 19/04/2006 15:15)
ralay: natao hanatra iny an! :*
47. fasaly ( 19/04/2006 19:11)
samoana: azafady aza reuh! fa tsy fatako hoe saika hamoaka appareil foto toi sinon nijanona zà fa zà kou laozako nisambotra an'i tovojhay kanou:-D:-D:-D:-$ mola ery maika haka sary tamy tovojhay de tavela i samoana fa naninona aza tsy nalaina zà tamzà niverina kosa e!:wink:

fiffi: am manaraka aky atao masaka a! tsy aleonjy veuh nifanao fotoana tamiko tao am gare de lyon niaraka niletaleta tamiko naka train de tonga soamantsara tany vichy e!:wink: zà zao faly ery fa mba no tseani'i ralay de msotsa azy beuh konkou fa saika tsy hitako ny atsimo sy avaratry i vichy e!:°):°):°):°):-*:*;-)

fijo hay de nisy anzany ravitoto sy hanana zany de odiana fanina ny namana an! tsssss nefa mba niaona ihany ny sabotsy hariva veuh de ......miam! zahay tsy nahita na ravin'anana kely akory aza:°);-)
48. fasaly ( 19/04/2006 19:19)
Samoana:


Misaotra an'i fijo niara-nivanitika sy nizara masaka tamiko . Milay le ravintoto e !
Miala tsiny @ ireo namana hafa tsy hita tava saingy niara-nizara tsikitsiky an'eritreritra e !:)


hummmmmmm! zahay kou mba niara nivanitika tam fijo na dia somary efa taratara aza ny fiaoanana, mahafinaritsa e! fa :cry::cry::cry: tsy nifampizàra ravitoto veuh de.......voa mafy zahay zany.....:cry:
49. Herimiafina ( 19/04/2006 22:25)
Hay ve i fasaly tany de tsy mba niteniteny akory e! Njy an! :-*:-*

Arahabaina daholo izany e! :-*:-*
50. adidy ( 19/04/2006 22:43)
Dia ilay sary ary mbo alefaso jerena ho an'ireo izay tsy nahita e!!Ny n° sipagasy @ izany efa mba nomanina ho entina adino!!! Tsssss!!!!! Izay ilay hoe rehefa tsy hety ny hatao!!
51. fasaly ( 20/04/2006 04:02)
hery : efa tampoka beuh no nandehanana fa niletaleta tam train de mbo tonga ihany e! efa saika tara ny fihaonana kanou....mbo mitongava am manaraka e!;-);-):-*
52. Fiffi ( 20/04/2006 04:53)
fasaly: @ manaraka akia zany an! fa :(:( eto foana ve zah :(:(
53. ds ( 20/04/2006 12:56)
Jereo ato ny sary.
54. Fiffi ( 20/04/2006 13:01)
de iza no iza ? =D=D=D=D=D=D=D
55. bichette ( 20/04/2006 14:17)
ds : merci
azo asiana anarana ve ilay saary :roll:
56. HeryLo ( 20/04/2006 14:23)
Mafinaritra rehefa mivadika ho reel ohatran'izany ny fi-namanana.
Tohizo hatrany eh
bichette > zay mihintsy ..
57. Oully ( 20/04/2006 15:02)
ds:

Jereo ato ny sary.



Misaotra be dia be an'i DS sy Sipagasy tamin'ny fanomanana rehetra ity fihaonana ity, misaotra koa tamin'ilay champagne sy ireo tsakitsaky naroso. Dia misaotra an'izay rehetra tsy nihafahafa tonga eh! Na dia fohy aza ny fotoana nihaonana dia mino aho fa misy foana izay ihaonana any aoriana.

Misaotra amin'ny sary fa mahafinaritra!
58. adidy ( 20/04/2006 15:16)
Bravo daholo!! Tsara be! Ary ny mampihomehy dia kay efa misy fantatra ny tao!! fa tsy haiko hoe iza no pseudo! Iny izany ilay kitapon'i sipagasy fa efa repéré iny e!!. Asio fihetsiketsehana rangahy @ été an!!
59. ftma ( 20/04/2006 16:08)
merci DS de mirary fihaonana mahafinaritra toa izany foana e
60. Fiffi ( 20/04/2006 16:58)
sambatra ianareo eh! fa milay an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.264