Gambit du roi 2
10. kala
(
10/04/2006 07:00)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w
:oops::oops::oops::oops::oops:
:roll::roll::roll::roll:
:wink::wink::wink:
:-D:-D
:-*
:oops::oops::oops::oops::oops:
:roll::roll::roll::roll:
:wink::wink::wink:
:-D:-D
:-*
13. Vaika
(
10/04/2006 11:03)
lapino :
3...d5
Nivoaka aloha loatra ilay dame no fijeriko azy an !
Ka mihomana fa tactique be ity zavatra ity, fa efa tsy misy pions centraux intsony !

14. kala
(
10/04/2006 11:44)
aleo zà tsy mahay mba hi-style eto fotsiny
mamzel > avia akia hanao an!
1 2 3 ma boule
4 5 6 se roule
7 8 9 jusqu'à
10 12 12 Toulouse
tohizo amin'izay ny an'i vaika:-*
mamzel > avia akia hanao an!
1 2 3 ma boule
4 5 6 se roule
7 8 9 jusqu'à
10 12 12 Toulouse
tohizo amin'izay ny an'i vaika:-*
15. Vaika
(
10/04/2006 11:57)
1 2 3 je mange des petits pois
4 5 6 je mange des saucisses
7 8 9 je mange du corned beef
10 11 12 tu manges le rambon-totozy :P:-*

16. lapino
(
10/04/2006 12:22)
4. Dxf4
Tokony ohatra hoe Fc4 na ohatra an'zany aloo no nataoko. Fa aleo handeha fa tsy maninona.
Tairo ny tak tik ary :wink:
1 2 3 Oooooooooonkaa! :-D:-D:-D

17. pissoa
(
10/04/2006 12:48)
Kiiiiii, gafigafintsika mianakavy indray le echec kle :roll::roll: Nefa zah eto no mba mianatra :(
19. Vaika
(
10/04/2006 14:10)
4...Fd6
Ny olana amin'ilay dame mivoaka aloha loatra dia very fotoana mitsaoka satria sady voan'ny attaque no mi-développe pièces mineures ny adversaire (gain de temps !)! Nivadika ilay resaka satria ny but-ny gambit (sacrifice d'un pion !) dia avantage de développement contre le pion ! Ka ny suite théorique dia 3.d4 (occupation du centre : plus d'espace pour ses pièces donc avantage de terrain !) ; na koa 3.Cf3 (maîtrise du centre : cases e5-d4, et préparation d4 avec l'idée de garder la case forte e5). Dia rehefa vita ny 0-0 (petit roque !) dia attaque tous azimuts sur f6 avec Tour, Cavalier, Fou (joué préalablement en c4), plus éventuellement la dame.
Pissoa : araho Vaika-lapino dia tsy mikorontana ankia io a !
[quote]azertyuioopp^qsdfghjklmùµ