Gambit du roi 2

41. Vaika ( 10/04/2006 15:51)
8...fxe5
Oadray marina ! Ary tsy tonga an'eritreritro mihintsy ny hitazana ao.=))=))=))
42. lapino ( 10/04/2006 15:55)
9. Dxe7
Aleo atakalo ny dame fa tsss :-w
43. Vaika ( 10/04/2006 15:59)
9...Ce7
9.Fg5, toa mba ohatran'ny nahafatifaty ihany sa ahoana ?
44. lapino ( 10/04/2006 16:11)
Marina zany, tsy hitako iny :)
10. Fd3
45. Vaika ( 10/04/2006 16:13)
Dray dray dray !!!!!
Sotro rovitra be tsy mivavaka !
46. lapino ( 10/04/2006 16:19)
Iiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii :-D:-D:-D:-D
47. lapino ( 10/04/2006 16:21)
Tsy ao mihitsy izany lohako izany
Aleo rangah zany
10. xe5
48. Vaika ( 10/04/2006 16:27)
10...Cxe5
Akon'ny fo mihintsy izany hikikanao izany an !
Aleo tehirizina ny paire de fous fa tena misokatsokatra mihintsy izany ze izany.
49. Vaika ( 10/04/2006 16:33)
Aleo aloha mody hanao raharaha kely, ka rehefa avy eo na ohatr'izany tohizana indray fa mbola tena miady be izy izany. Raha misy manohy dia tsy olana mihintsy fa tamy eo ihany aho e !
Sûr kely indray aloha dia miala tsiny ihany.
50. lapino ( 10/04/2006 16:33)
11. Cd2
51. Vaika ( 10/04/2006 16:47)
Tena vonjena daholo ity na ny ronono mandroatra na ny salaka miborotsaka ka :
11...Cg4 izany dia rehefa avy eo indray e !
52. lapino ( 10/04/2006 17:52)
12. c4
53. Vaika ( 10/04/2006 18:13)
12...Ce3
54. lapino ( 10/04/2006 18:42)
13. Re2
Mahery setra nareo izany an!
55. hery ( 10/04/2006 19:34)
Ary raha hafindra ato?

http://lalao.serasera.org
56. Herimiafina ( 10/04/2006 19:35)
Ahan :@:@
Hay misy an'io koa kay ato klé. Hamnagy kely any njay zany. Merci hery! :@:@
57. lapino ( 10/04/2006 19:55)
Kay lety e! Vao notefena tao ve io kle? Na Speedy Gonzales aza ve haharaka an'zany fanamboarana site izany kle? :-D:-D

Milay fa misaotra e! =D=D
58. lapino ( 10/04/2006 19:57)
Ary nisy fotoana, efa nisy nitady ohatra an'io koa tao amin'ny ifg. Io zany fa tanteraka ilay izy! :)
59. Herimiafina ( 10/04/2006 20:00)
Tairo aza any indray ra-lapino an! de aza adino ny :@:@ an! hehehehe:-D
60. Vaika ( 10/04/2006 21:01)
=D=D=D=D=D=D=D=D
Milay be ry zalahy ! Tena misy experts mihintsy amin'ny fanamboarana site le aza.
Tena mihaiky tanteraka ra-Hery ^:^
Ka ahoana indray io ra-Lapino a ?
Ra-dem tonga dia havadika ao sa ahoana ?
Eo am-piandrasana an'izany aloha dia ity ny tohiny :

13...Cc2

Aleo aho aloha tonga dia hijerijery ny zava-misy ao amin'ny lalao serasera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088