Gambit du roi 2
61. hery
(
10/04/2006 21:27)
Ny move ao izany dia ohatra an'izao
a2-a5 dia tsindrina ny alefa
62. sasa
(
11/04/2006 03:28)
za ry reto tsy mahay an:(:(
63. lapino
(
11/04/2006 12:06)
64. lapino
(
11/04/2006 12:07)
Vaika < efa niditra tao! Ary be mpahay echecs mihitsy kay tao fa raha tsy nisokatra mihitsy ilay lalao serasera tsy hita daholo! :)
65. kala
(
12/04/2006 05:32)
sasa > efa hoe ndao hisotro jus d'ananas fa vao avy namboatra zà teo de lasa izao
vaika > =D=D=D=D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0579