Gambit du roi 2

21. lapino ( 10/04/2006 14:49)
5.xd5
Ilay mahazo laka mihitsy izany no tena important!! Am\'fanorona aloo izay no hitako hoe mihatra e :)
Fa aleo aloo sady somary dinihana ihany izany teoria izany! Za manko tsy mahay teoria, fa milalalalao eny fotsiny.
22. ds ( 10/04/2006 14:57)
lapino>Ka atakalo Fou+Pion izany ny Dame ???
23. lapino ( 10/04/2006 15:01)
ds, tsy azoko ??!
24. Vaika ( 10/04/2006 15:04)
lapino : avereno marina fa attaquée kosa ilay dame i toi. Ary sec be mihintsy fa tsy omeko ny fou !
25. ds ( 10/04/2006 15:07)
1. e4 e5
2. f4 exf4
3. Dg4 ? d5
4. Dxf4 Fd6
5. exd5 ?? Fxf4
Lany ny Dame sa ?
26. Vaika ( 10/04/2006 15:07)
Raha amiko manokana aloha dia aleo mihintsy miandry vao mianatra teoria fa manimba haingam-panahy satria manjary mianatra tsianjery ny coups fotsiny. Raha te-handalina mantsy i toi dia teneno aho fa mahita fika.
27. Vaika ( 10/04/2006 15:09)
ds : katraka kosa ianao izany ra-zoky !
28. lapino ( 10/04/2006 15:11)
:-w:-w:-w
Tsy azoko hoe iza no mi-attaque ny dame-ko am'zao?
29. lapino ( 10/04/2006 15:14)
Kay, azafady e
Tsy teo @ d6 ilay fou kay no napetrako
30. lapino ( 10/04/2006 15:16)
5. e5 zany
Loza koa le teo :-D:-D
31. ds ( 10/04/2006 15:17)
Vaika:

ds : katraka kosa ianao izany ra-zoky !


Efa misotro ronono kah...
32. Vaika ( 10/04/2006 15:23)
5...De7
Efa misotro ronono kah...

Mbola tena mitana ianareo ary tsy mety lefy intsony io aretina io (échecs).
33. lapino ( 10/04/2006 15:24)
6. Cf3
34. Vaika ( 10/04/2006 15:31)
6...Cd7
35. Vaika ( 10/04/2006 15:33)
lapino : ary ahoana no nahazahoan'i toi an'ireny icône be dia be hafa ireny ?
36. lapino ( 10/04/2006 15:34)
7. d4
37. lapino ( 10/04/2006 15:35)
icone aiza zany?
38. Vaika ( 10/04/2006 15:38)
7...f6
39. Vaika ( 10/04/2006 15:40)
Ilay mikapokapoka latabatra amin'ny ratsan-tànana ohatra !
40. lapino ( 10/04/2006 15:46)
8. Dh4
Eo ambany eo misy hoe [Sary fanampiny]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088