iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
81. LazaRandri
(
06/04/2006 01:22)
tovolahy007> Aiza izany USA izany? Mba miverena eto kely aloha mizesta mampianatra jeografia ahy. hahaha
83. cutie
(
06/04/2006 13:17)
tovolahy007 [ Valio ] 06-04-2006 05:38:14
Lohateny : Re : iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
salama daolo
Za manokana aloha de milaza fa tsy Afrikanina zany mitsy.Malagasy aho,ary avy eto Madagasikara.Efa nisy niteny ireo ambony ireo hoe rehefa miantso na miteny ny olona de hoe Afrika sy Madagasikara,miavaka tsara mitsy reo.Ho an'ny sasany le hoe refa misy manontany hoe avy aiza nareo de milaza hoe avy any Afrika,diso be zany,ary mety hisy hilaza mitsy ary nareo hoe ngamba tsy nianatra Jeografia,satria Madagasikara tsy ao anatin'ny Afrika velively fa Nosy.Za aty USA rehefa misy manontany hoe avy aiza enao de dedaka mitsy aho milaza hoe :avy any Madagasikara,de ry zareo moa misy tsy mahalala hoe aiza zany Madagasikara zany ,de vao maika aho mizesta be mitsy manazava sy manoro azy ireo hoe Nosy lehibe 1 ao @ ranomasina Indiana ao zany Madagasikara zany,mizesta satria mampianatra Jeografia andry zareo Amerikanina za sady mba mampahalala ny Nosiko koa,
Ary aoka ho fantatrareo fa tsy misy Firenena toy ity Madagasikara ity mihintsy eran-tany satria Madagasikara ny anarany nefa dia hoe Malagasy no iantsoana ny vahoaka ao aminy,efa nisy nahita firenena ohatrany izany ve hoe hafa ny anarany de hafa koa ny fiantsoana ny vahoaka ao aminy nareo?Ohatra hoe France zao de ny mponina ao aminy de antsoina hoe Francais.
Ka izaho manokana dia tsy Afrikana tompoko,sarotiny @ maha Malagasy ahy aho ary ,mirehareha sy tsy menatra ny hilaza fa Malagasy zany mitsy.Ny sasany no menatra antsoina hoe Malagasy fa tsy izaho velively
Misaotra e
=D=D=D=D=D=D
84. rurik
(
06/04/2006 14:44)
=D=D=D=D=D tena marina io , ary le sasany tsy mahasahy milaza we malagasy milaza ve izy we za avy any afrika sa we avy aiza????
85. Herimiafina
(
06/04/2006 14:50)
Madagasikara ve ao Afrika sa any Asia.
Nameno taratasy amerikana USA izay zah, avy amin,ny gouvernement dia misy hoe Raceao amin'ilay izy tsy maintsy fenoina.
Dioa nanontany zah dia ny valiny raha avy any Madagasikara dia AFRIKANA.
Mbola mizara ndray io AFRIKANA io avy eo, hoe Afrique du Nord sa OTHER PART OF AFRICA, sarahany mihintsy izany ny Maghrebien avy any Afrika avaratra sy ny ambony dia ny malagasy dia voasiokajy AFRICA OTHER.
Ahummmm ahummm :-w:-w

86. Herimiafina
(
06/04/2006 14:57)
Zah manokana aloha dia milaza fa tsy afrikana ny gasy saingy noho io appartenance geographika io dia voasokajy ho Afrikana.
Ny tiana hambara dia raha ny origine dia tsy avy ao manontolo fa metisy saingy tamin'ny fisarahan'i Asia sy Afrika dia i Madagasikara tsy nanaraka an'i ASIA fa nanakaikikaiky kokoa ny Afrika.
Hafa ny origine ny poppulation afrikana, hitan'ny paleontologue izany fa misy karazana Dinosaoro afrikana samy hafa evolution amin,ny dinosaoro europeana. i LUCY (olombelona voalohany aza avy ao Afrika).
Dia io matetika no nitarin'ny Fotsy hoditra avy amin'ny Theorie an'i Darwin hoe ny mainty dia etre peu evolué (olombelona taloha nanome ny fotsy ankehitriny, sauvage), kanefa diso satria hafa origine amin,ny fotsy izy izany hoe dinosaures hafa no nanome azy fa tsy dinosaure nanome ny fotsy hoditra.
Ka raha amin'izay no hijerevana azy dia tsy afrikana ny valinteniko.
Raha ara-jeografia ndray dia Afrikana ny valinteniko.

88. Herimiafina
(
06/04/2006 14:59)
Izay no tiako hambara ry cutia an! Misy tsy mahazo raha ataonao other.
Plus precisement: RACE: AFRICA>OTHER :-w:-w
Plus precisement: RACE: AFRICA>OTHER :-w:-w
90. Herimiafina
(
06/04/2006 15:05)
EUROPEAN.
LATINA.
ASIAN.
AFRICAN: NORTH AFRICAN or OTHER.
Inona ry no dikan'io ry cutie raha tena hainao?
LATINA.
ASIAN.
AFRICAN: NORTH AFRICAN or OTHER.
Inona ry no dikan'io ry cutie raha tena hainao?
92. Herimiafina
(
06/04/2006 15:11)
Hay ve e! tsy izay no noteneninjy zareo fa hoy izy hoe refa tsy arabo avy any Afrika du nord ianao dia afrikana hafa izany, havahana mintsy ny maintsy sy fotsy, ny mahantra sy ny terrorista! hehehehe=))=))
94. Herimiafina
(
06/04/2006 15:14)
Sady ao amin'ny case-n'ny afrikana daholo le hoe NORTH sy OTHER dia aery amin'ny farany ambany misy hoe OTHER hafa.
EUROPEAN.
LATINA.
ASIAN.
AFRICAN: NORTH AFRICAN or OTHER.
.....
OTHER.
Ahoana io?
EUROPEAN.
LATINA.
ASIAN.
AFRICAN: NORTH AFRICAN or OTHER.
.....
OTHER.
Ahoana io?
95. Herimiafina
(
06/04/2006 15:15)
cutie:
zany an
tsy nahita an'zany alou za hatramizao :lol:
Tsy voatery hitovy anie ny taratasy ataontsika sy enao e! Ny ahy papier n,ny gouvernement fa tsy papier an'ny université.
98. Herimiafina
(
06/04/2006 15:18)
Ny metisy koa mety other angamba o!
Fa resaka statistique hono no ilabvanjy zareo manao io fanamarihana RACE io.
Matetika koa misy resaka Quotas ilay izy.
Dia toa hita any amin'ny numero d'assurance sociale sy ny securité sociale ilay RACE-nao izany!

100. Herimiafina
(
06/04/2006 15:26)
Marina mihintsy izany kah, fa inona moa izany malagasy izany?
Betsaka mantsy no mitonona an'io kanefa tsy hainy akory! Betsaka ny mitonona an'io kanefa vao avy ny Frantsay sy ny tafondro dia mivadika daholo, lasa padesm, sns.
I Gandhi izao de tena vrai Indiana mihintsy, i Buffalo Bill izao dia tena vrai zamerlock mihintsy, ny Haitien kanefa rehefa anontaniana dia milaza ho Beninois daholo.
Moa va ny malagasy manao toa ireo Haitien ireo refa any antanin'olona any, menatra na ny hanondro ny tany niaviana aza sao misy mandray hoe afrikana? Satria ao anatin'ny kontinenta afrikana? Moa va nyb malagasy mano fiakanjo aziatika mba hiheveran'ny olona fa avy any Asia? Moa va misy malagasy miteny espagnol mba hanaovana azy hoe Latino fa tsy gasy?
Enga anie mba tsy hisy izay! :snif::snif: