iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
101. cutie
(
06/04/2006 15:29)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 06-04-2006 20:26:00
Lohateny : Re : iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
Marina mihintsy izany kah, fa inona moa izany malagasy izany?
Betsaka mantsy no mitonona an'io kanefa tsy hainy akory! Betsaka ny mitonona an'io kanefa vao avy ny Frantsay sy ny tafondro dia mivadika daholo, lasa padesm, sns.
ny any aminareo ngamba zany,ny ahy alou ny ahy ihany ny haiko e
102. Herimiafina
(
06/04/2006 15:35)
Maninona ny aty aminay? Nanao io precision io angaha aho teo hoe aty aminay?
Rehefa malagasy dia malagasy fa tsy misy an'izay hoe any aminareo na any aminay na any dago izany! 8)

103. cutie
(
06/04/2006 15:40)
ka taiza aza no nahitan;i toi an'io remarque io , efa voaporofo nga :-D:-D:-D
104. Herimiafina
(
06/04/2006 15:45)
Ny olombelona rehetra dia manana maso sy sofina daholo, ary izaho tsy aty aminay intsony izao fa efa nivezivezy ihany koa na ankehitriny na taloha, dia rehefa nahita dia ni-analyze de refea ni-analyze dia nahafantatra.
Maro ny hevitra mivoaka, maro ny D'accord maro ny tsy d'accord, fombanjavatra izany ary tsy misy mahadiso.
Tadidio fa ny marina manimba sofina foana! ka raha te hahafantatra zavatra marina isika dia izay mampangididy sofina antsika ihany henoina. Aleo any ny fiaraha-monina miatsaravelatsiny sy mandainga.
Raha ny fiaraha-monina mantsy no henoina, ny laingany dia lazainy fa tsara tarehy na i Bozin'angatra aza ka efa nilatsaka hofidiana miss. ahummm ahumm :-w:-w

106. Fiffi
(
06/04/2006 16:45)
Dia toa hita any amin'ny numero d'assurance sociale sy ny securité sociale ilay RACE-nao izany! ahoana indray io zany ry Herimiafina ? tsy azoko io an! :(
107. LazaRandri
(
07/04/2006 00:46)
Saribakolin' ny Taolo:hahaha. Nahagaga fa mba tsy tezitra i cutie. hahaha =)) =))
dia lazainy fa tsara tarehy na i Bozin'angatra aza ka efa nilatsaka hofidiana miss.
110. little
(
07/04/2006 10:05)
bla bla be daholo eto zany an!
Gasy tsika de zay fa tsy mitomany afrikanina sy aziatika eo. Gasy ray gasy reny de zay . sa tsy ampy zay. Ekonomy aho e, koltoraly aho e, ara-jeografy aho e! zah olo gasy de zay e!

111. mandrindra
(
07/04/2006 13:44)
zay mihitsy ry little a, gasy isika dia izay, gasy mandrakizay, fa ny milay na maimbo tay, dia mbola hireharehanay.
112. pissoa
(
07/04/2006 14:07)
mandrindra :-D:-D:-D:-D:-D:-D
little, ozizy le namana mahafinaritra :wink: iray izay hoe Taranaky i Adama sy Eva malagasy:-D:-D:-D

113. Herimiafina
(
07/04/2006 14:45)
Tsy hitako izay olana amin'ny ekonomia sy ny koltoraly raha izay no nanamporofoina fa gasy isika. Nisy niteny angaha teo hoe tsy gasy isika? :-w:-w
114. cutie
(
07/04/2006 17:57)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 07-04-2006 09:59:35
Lohateny : Re : iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
ny anarany mantsy hoe cutie
:roll::roll::roll::roll::evil::evil::evil::evil::evil:
115. Herimiafina
(
07/04/2006 18:38)
Ahummm :-w
Io ve de mahatezitra ry cutie fa tsss
jereo ihany le miteny azy vao mahazo tezitra na tsia! :-w:-w

117. jentilisa
(
19/04/2006 06:11)
Tafiditra anaty vovo ihany anie isika raha vao milaza tena ho afrikana any ivelany any e! eritreritro io: manjary tonga dia zavatra hafa hatany no eritreretin\'ny olona any rehefa midoka tena ho izany. Tonga dia hoe ilay miteraka olana any fa odiany fanina fotsiny. Ny sinoa ve miteraka olona any amin\'ny fiaraha-monina idirany any loatra?
120. indomerina
(
27/09/2012 19:39)
Zao ary :
Iza dia manaiky any MAROVEZO, sy MIANGOLA fa tsy afrikanina isika malagasy:
1 ny fihavian tsika, dia indonésie malaysie philippines ary polynésie ( asie atsimo atsinanana )
2 ny teny malagasy dia tsy isika no mampiasa anio fa teny malayo polynésianina io izay ampiasainy firenena maro any ASIE, fa samy nanao ny fiovana kely tsirairay .
3 ireo anaranareo tsirairay ireo tony miangola dia anarana indonésiana daholo
4 isika malagasy dia mitovy be ary tena mitovy be any zareo indonésianina, na iska ary any considérény ry zareo etre asiatique
izao tsininy mpiananatra aty ivelany chine, ara be dia be ry zareo mifanerasesra amiko fa tena anaovana comparaison ny teny malagasy sy indonésianina fa tena mitovy saingy nisy fiovana kely taty aoriana
Afaka jerena izany porofo rehetra izany ao aminy wikipédia comparaison ny langue malgache et indonésien
Isika dia tia tanindrazana ka mangataka ba hoarovana io fihaviany razan tsika malagasy io izay tsy Afrikanina velively !!!
Asa ra fantatrareo no tiako tenenina
zao tsy raciste fa ny race ko no harovako sy ny razambehako