iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
43. Herimiafina
(
02/04/2006 19:33)
"Nisitaka" anjekaky oo :{:{
Nizara roa i Afrika! anjekaky oo :{:{
Nizara roa i Afrika! anjekaky oo :{:{
45. Herimiafina
(
02/04/2006 19:43)
Anjekaky oo :{:{
fa inona no olna nampisitaka azy roa tao ry cutie! anjekaky oo :{:{
fa inona no olna nampisitaka azy roa tao ry cutie! anjekaky oo :{:{
47. Herimiafina
(
02/04/2006 19:55)
Mampanaelo be izany marina! Tahak'izay anefa izao afrikana pure isika sy njy o? Kiiii:snif::snif:
48. Veloo
(
02/04/2006 20:49)
oy i marovezo
an3 kosa tokony tiavina izy ireny fa isika tsy afrikana kosa a...
Izaho aloha dia tsoriko fa tsy tia Afrikana
an3 kosa tokony tiavina izy ireny fa isika tsy afrikana kosa a...
50. Herimiafina
(
03/04/2006 12:39)
Anjekaky oo :{:{
Misy afrikana favy be an, le peuls ireny! hummmm :-D
Misy afrikana favy be an, le peuls ireny! hummmm :-D
51. mandrindra
(
03/04/2006 13:02)
ny famaritana dia misy isan-karazany. fa ny ahy aloha dia gasy aho fa tsy afrikana. gasy aho satria manana ny kolontsaiko sy ny fombandrazako izay tsy hitovizako na amin'ny afrikana izany na amerikana na iza na iza. gasy aho satria manana ny tantarany ny fireneko izay tsy hitovizany na amin'iza na amin'iza. gasy aho satria malagasy ray sy reny, ary mbola ho malagasy koa ny taranako manaraka ahy. gasy aho satria madagasikara no tanindrazako ets ets ...
Noho izany malagasy aho n'aiza n'aiza misy ahy, ary reharehako izany.
Noho izany malagasy aho n'aiza n'aiza misy ahy, ary reharehako izany.
52. cutie
(
03/04/2006 13:13)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 03-04-2006 00:55:58
Lohateny : Re : iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
Mampanaelo be izany marina! Tahak'izay anefa izao afrikana pure isika sy njy o? Kiiii
aleo ihany toi no te Afrikana pure :-D:-D:-D:-D
53. Herimiafina
(
03/04/2006 13:20)
Mampanaelo be akia zany de njy toa falifaly be klé? hehehehehe:snif::snif:
54. zoara
(
03/04/2006 13:26)
zah tsy afrikanina,tsy avy any afrika,fa malagasy avy any madagasikara.....
tokony mba hanana anarana manokana ny mponin'ny ocean indien(comores,mada,la reunion,maurice,seycheles...),ohatra ny europeen,antillais,asiatique,polynesien,africain,maghrebin,balikan....
tokony mba hanana anarana manokana ny mponin'ny ocean indien(comores,mada,la reunion,maurice,seycheles...),ohatra ny europeen,antillais,asiatique,polynesien,africain,maghrebin,balikan....
55. cutie
(
03/04/2006 13:33)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 03-04-2006 18:20:01
Lohateny : Re : iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
Mampanaelo be akia zany de njy toa falifaly be klé? hehehehehe
ka toi lasa afrikana io no mampime koa:-D:-D:-D
56. cutie
(
03/04/2006 13:33)
Mpandefa : zoara [ Valio ] 03-04-2006 18:26:47
Lohateny : Re : iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
zah tsy afrikanina,tsy avy any afrika,fa malagasy avy any madagasikara.....
tokony mba hanana anarana manokana ny mponin'ny ocean indien(comores,mada,la reunion,maurice,seycheles...),ohatra ny europeen,antillais,asiatique,polynesien,africain,maghrebin,balikan
eny wa ry zoara:wink:
57. Herimiafina
(
03/04/2006 14:05)
Ka amin'ny fotsy na afrikana na tsia refa tsy fotsy de lazainy fa race inferieurre foana e! :twisted:
59. Herimiafina
(
03/04/2006 15:49)
Ie, izy menakavy mihintsy njinja le mody mampiresaka anao ireny de manao tsara fanahy e! Izy tsy hampiseho anao izay tena heritreriny izany mihintsy e! Manambadiza anie fotsy de hitanao ny vavan,ny havany e! =))=))
60. fasaly
(
03/04/2006 16:08)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::-D
hery kanefa njay reny fotry reny refa eo ambany mason'i bekintana mainty de mila handohalika mintry:°):°):°) satsia hoe bekintana:-D:-D:-D
hery kanefa njay reny fotry reny refa eo ambany mason'i bekintana mainty de mila handohalika mintry:°):°):°) satsia hoe bekintana:-D:-D:-D