iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?

61. Herimiafina ( 03/04/2006 16:15)
Fa ny benkintana mainty indray tsy mahita asa mihintsy satria tsy tian'ny fotsy, de ny eo ihany no eo e! :*
62. ikalakintina ( 03/04/2006 17:11)
HM: ampiako tosika avy ato aoriana le ery ambony io!, trika reto gasy a!, milay ery ane zany we gasy zany e:
63. Herimiafina ( 03/04/2006 17:17)
Favy mihintsy kah, de tsy tokony hifampitaha amin,ny hafa izany e! tokony mahay mankasitraka ny maha-gasy fa tsy hitomany ho bekintana klé.

Ny hitako izao dia ny mainty aty zamerika avaratra aty de mitomany atao hoe bekintana mainty daholo de miady antrano satria ny ray amandreny be tsy mankasitraka ny fomba fiakanjon,ny zanany sy zafiny, fa dia mahagaga ny mahita andry zareo miteny sy mifanambany hoe: ny mainty bekintana anie leity ka slaves e! :-D
64. Fiffi ( 03/04/2006 18:40)
Herimiafina: zany ve ?
:*:* ndry aloha :-D
65. cutie ( 04/04/2006 15:25)
:roll::roll::roll:
66. Fiffi ( 04/04/2006 15:26)
:-D:-D:-D:-D :-*:-*:-*:-* ndry ry cutie an!
67. cutie ( 04/04/2006 15:27)
gaga kely za ka :roll::roll::roll:
68. Fiffi ( 04/04/2006 15:29)
fa inona akia no mahagaga andry ?:)
69. cutie ( 04/04/2006 15:35)
i herimiafina no mampagaga ahy :)
70. Fiffi ( 04/04/2006 15:39)
cutie: i Herimiafina akia mahagaga foana koh! :-D:-D:-D :-*:-*:-* ndry
71. cutie ( 04/04/2006 15:40)
hihihihihihihi ie :* koa njy
72. onjah ( 04/04/2006 15:46)
Fa angaha moa i Madagasikara tsy efa nesorina tsy ho mpikambana ao amin'ny OUA tamin'ireny fifidianana filoha farany teo ireny sa efa naverina ?
Mba valio hoe izay mahalala.
Tadidiko mantsy fa efa nisy fotoana tsy ferié intsony tany Dago ny andro natokana hoan'ny OUA.

Raha amin'ny lafiny ara-geografia aloha dia Afrikana isika e.
73. Herimiafina ( 04/04/2006 16:24)
Tena afrikana i Madagasikara kah!
Ny marina anie de sûr aho fa le hoe mainty toy ny maizina no mety tsy hitiavan'ny gasy sasany hatao hoe afrikana e!
Saingy ny olana dia efa nisy souche afrikana mifangaro tatsinanana no mbola nampifandgaroan'ny Tatsambo arabo sy ny Hollandais tamin'ny zoulou Inkata e!
Voaporofo aratsiantifika io rà zoulou ao amin'ny malagasy io tamin'ny commerce fahiny! iza moa no nahalala izay nataon'i dadabe an'i dadabe an,i dadabe tany e? Ahumm Ahumm :-w:-w
74. fasaly ( 04/04/2006 17:48)
HM: zany veuh na bekintana mainty hoditsa aza veuh de tsy mahita asa , "mainty aho, izany angamba no tsy hitavana ahy!.....fotsy enao, izany no ireharehanao!..." zay mou!
tsssssssssssssssssssssssssssss:x:twisted:
ka nahoana zao i Eddy Murphy lasa comedien milay beuh:wink::-D
75. Herimiafina ( 04/04/2006 17:53)
Misy karazany roa ny mainty kah, mainty benkintana akama no niteny an'ity an! soit elah ouzy leiry fatritrany soit elah mainty intellect satria ny fonction publique any toa mainty intellect daholo no betsaka klé.

Fa le izy koa anie akia miankina amin'ny Etat e! Raha any amin,ny SUD USA klou de ialao paha klé, mbo marina e!
ahummm ahummm :-w:-w
76. fasaly ( 04/04/2006 18:28)
vaovao njay ity ahummmmm ahummmmm ity an ! miala amlay hoe hehehehe! veuh?:°):°):°):wink:
lay bekintana mainty zany lay mpanao rap eny amorondalana veuh.?????:°);-)
77. Fiffi ( 04/04/2006 18:35)
fasaly: narian'i Herimiafina ny hehehehe dia nosolohiny ahummmm ahummmm fa tsy ratsy akia eh ? :-D
78. tsangana ( 04/04/2006 19:56)
inona no atao hoe afrikanina?
79. Fiffi ( 04/04/2006 20:03)
:roll:
80. tovolahy007 ( 06/04/2006 00:38)
salama daolo
Za manokana aloha de milaza fa tsy Afrikanina zany mitsy.Malagasy aho,ary avy eto Madagasikara.Efa nisy niteny ireo ambony ireo hoe rehefa miantso na miteny ny olona de hoe Afrika sy Madagasikara,miavaka tsara mitsy reo.Ho an'ny sasany le hoe refa misy manontany hoe avy aiza nareo de milaza hoe avy any Afrika,diso be zany,ary mety hisy hilaza mitsy ary nareo hoe ngamba tsy nianatra Jeografia,satria Madagasikara tsy ao anatin'ny Afrika velively fa Nosy.Za aty USA rehefa misy manontany hoe avy aiza enao de dedaka mitsy aho milaza hoe :avy any Madagasikara,de ry zareo moa misy tsy mahalala hoe aiza zany Madagasikara zany ,de vao maika aho mizesta be mitsy manazava sy manoro azy ireo hoe Nosy lehibe 1 ao @ ranomasina Indiana ao zany Madagasikara zany,mizesta satria mampianatra Jeografia andry zareo Amerikanina za sady mba mampahalala ny Nosiko koa,
Ary aoka ho fantatrareo fa tsy misy Firenena toy ity Madagasikara ity mihintsy eran-tany satria Madagasikara ny anarany nefa dia hoe Malagasy no iantsoana ny vahoaka ao aminy,efa nisy nahita firenena ohatrany izany ve hoe hafa ny anarany de hafa koa ny fiantsoana ny vahoaka ao aminy nareo?Ohatra hoe France zao de ny mponina ao aminy de antsoina hoe Francais.
Ka izaho manokana dia tsy Afrikana tompoko,sarotiny @ maha Malagasy ahy aho ary ,mirehareha sy tsy menatra ny hilaza fa Malagasy zany mitsy.Ny sasany no menatra antsoina hoe Malagasy fa tsy izaho velively
Misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2654