Sabata ihany !!! ??? ...

81. marozevo ( 11/04/2006 11:25)
Izay no izy ka.. marina ny an'i Fiffi.
Ny fiainam-pinoana toy ny mitaingina bisikileta, tsy misy vitesse marche arrière ary tsy misy frein de parking.
82. Fiffi ( 12/04/2006 05:35)
sady koa hoe "rehefa mino sy mihaina @ finoana" dia hijanona @ zao ! hihihihi zah kosa aloha tena azoko lazaina fa tena "curieuse" nefa kosa an! tsy ato an-dohako mihintsy hoe hono zany an! "la curiosité est un vilain défaut" fa io kosa aloha dia tsy miankina @ finoana , fantatro izany . Raha misy zavatra tena mahaliana ahy indrindra zao sy hanaovako fikarohana kely , efa ela ma zany aho no nanomboka fa tena sarotra an! dia ny "lambam-paty" ny Jesoa io.
83. dadabe ( 16/04/2006 02:37)
humm marozevo> ka raha vao mamerina anie zah dia lasa manao cercle vicieux le resaka e,

fa izany hoe mananararaotra ihany aho

marozevo> zah aloha tsy hanao anao hoe "ialahy "izany e! hay ianao efa olndehibe mendrika hajaina kle, tokony ahatao hoe Mr marozevo :roll:
84. Fiffi ( 16/04/2006 13:37)
hay ianao efa olndehibe mendrika hajaina kle
:roll: fa ny hafa ve tsy mendrika hajaina ?:wink:
85. dadabe ( 16/04/2006 15:01)
Madame Fiffi aza e:wink: (aiza le izy ry Fiffi a?)
86. Fiffi ( 16/04/2006 19:15)
:?: :roll::roll::roll::roll:
87. marozevo ( 18/04/2006 00:03)
dadabe > kanefa ialahy taloha nanao ialahy ahy dia ahoana ?
Amiko kosa aloha ny ialahy, entre samy lehilahy, dia midika ho fifankatiavana, fa tsy hoe faniratsirana eh... fa raha lehilahy sy vehivavy no mifanao ialahy dia diskoro hafa indray izay.
88. Fiffi ( 19/04/2006 09:02)
marozevo: de tsy aiko fa raha mijery ny zanako vavy zah zao dia hataony elà daholo ny rehetra , eny fa na dia mba nanotany azy ny momba an'io aza aho dia tsotsa fotsiny ny navaliny ahy hoe "raha toa ka ataoko elà ny olona iray dia midika zany fa fanajana ay ny ahy ary tiako izy sy mahafinaritra ahy . Fa kosa raha hataoko hoe Tompoko dia ny olona mpitondra fiangonana sy izay tsy fantatro no hataoko an'izany , io ialahy io dia io no hataoko mba hanan'ny olona confience ahy sy hananako confience ho azy. Na zah aza ve hataony elà koh! :-D:-D:-D
89. marozevo ( 19/04/2006 20:54)
Ie misy tokoa izay ka... Miteraka konfiansy tokoa ilay "ialahy" raha efa mifankahazo tsara no mifanao izany. Miteraka konfiansy sy maniteraka ny konsiansy. Fa ekeo kosa fa ny mpivady na ny mpifankatia koa dia mifanao ialahy. Io ilay lazaiko hoe diskoro hafa.
90. dadabe ( 22/04/2006 09:27)
marozevo a > tokony hatao size anakiray mihitsy angamba , nefa tsy maninona fa hatsidiko kely fotsiny fa tsy mbola hanome versee zah.
raha ny soratra masina no jerena dia olona tezitra no manao ialahy ao (ekeko fa olombelona malagasy no nanoratra azy ),izany hoe ny fifampiantsoan'ny apostoly araka ny soraytra masina dia rahalahy
ohatra hoe rahalahy marozevo , na koa hoe ranabavy Fiffi , fa rehefa manao ialahy izy dia manetvateva olona izay , ekeko fa nanao ialahy an'i marozevo aho taloha satria tsy mbola nipoitra ity resaka ity , fa izao efa manomboka mitsidika ilay resaka dia lazaiko anao marozevo fa tiko be ny miantso anao hoe " rahalahy marozevo" noho ny miantso anao hoe " ialahy ry marozevo a

ara-tsoratra masina io , endrika fanajana , izany hoe zah manaja an'i marozevo

azonao amizay ve rahalahy???
91. marozevo ( 22/04/2006 22:50)
Marina ny lazainao ry dadabe, saingy aleo holazaiko hoe 80 na 90% ihany.... Efa betsaka aloha eh.

Fa misy koa endrika isehoan'ny fanaovana ialahy, ankehitriny, midika ho fifankatiavana, na dia tsy mpivady aza. Izaho dia zatra an'izany, saingy tsy manana intention hanevateva na iza na iza aho amin'izany, marina anie izany eh... Ho ahy manokana dia tena fitiavako namana ny fanaovako ialahy azy, raha lehilahy izy mazava loatra. Ny vehivavy moa dia ny RanavaloKO ihany no ataoko ialahy.

Kanefa moa raha hitan'i dadabe fa tsy mety ny hifanaovantsika "ilahy", dia tsy maninona fa hiezaka ny rahalahy Marozevo, mba hanao ianao anao, na hanao hoe rahalahy dadabe.... Nefa izany ve dia mba ho mety... dadabe ve dia ho rahalahy... Izay ary fa olana sahady indray...
92. dadabe ( 24/04/2006 04:54)
:D:D marozevo a!le hoe rahalahy anie natao ho an'ny olona mpifanerasera e, dia raha ray amandreny izy dia tsara angamba raha soamary tovonana kely hoe "ray amandreny"
ohatra hoe "ray amandreny pasitera" na ray amandreny mopera sns...fa raha amintsika dia tokony hoe rahalahy .

marina ilay nolazainao hoe ilay hoe "ialhay"aminao dia marika fifankatiavana , fa saingy zaha nie milaza fa hoe raha ny soratra masina hoaa no jerena sy vakina dia miendrika fanevatevana ilay hoe ialahy, asa azonao le izy , izany hoe tsy izaho izany no nilaza izany na ny malagasy no manda fa ny soratra masina no milaza fa miendrika fanevatevana ilay hoe ialahy

:D
93. marozevo ( 25/04/2006 00:01)
Mety hanaiky io lazain'i dadabe io ihany aho raha tena asehon'i dadabe hoe aiza no misy referansy milaza an'izany. Sa afangaron'i dadabe amin'ilay hoe "na iza na iza hanao ny rahalahiny hoe RAKA..."? Ngamba kosa tsy io no dikan'ny hoe "ialahy".

Fa ny fanontaniako faharoa koa mba diniho kely ry dadabe ah... "DADABE" ve dia hataoko ialahy ohatra raha raisina ara-bakiteny ilay izy. Nefa za im-piry nanao ialahy anao tao.

Ianao koa leitsy ry dadabe manasaro-javatra indray ka...
94. Fiffi ( 26/04/2006 08:44)
aleo aloha hifanazava tsara izy " roalahy " ...
95. marozevo ( 27/04/2006 21:34)
Izy roalahy ve sa izy mianaka eh ? Ny iray dadabe ny iray maro...zevo.
96. Fiffi ( 29/04/2006 15:43)
hay tokoa moa dadabe ! wadrayyyy !! aiza re zah zany eh! nataoko fanahiniana aloha ny nilaza an'io an! tsy hianao ve ry marozevo fa nasiako " " ? hihihihi
fa hoe aleo aloha hifanazava izany ianao sy dadabe kah ! momba io "ialahy" io. hihihihhi izay no tiako lazaina an!
97. Fiffi ( 01/05/2006 07:48)
sa ve tsy mety zany lazaiko zany hoe "izy roalahy" ?
98. diamondra27 ( 01/05/2006 20:27)
fiffi:mpianaka ireo fa marozevo ange efa olondebe tokony omenkaja e! ngah tsy hitanjy le sariny ao @ sary rehetra? Tokony hanao "tompoko" isika aminy, fanajana fomba gasy
99. marozevo ( 01/05/2006 23:11)
Fa angaha i diamondra mbola olona kely ?
Ary i Fiffi angaha heverin'i diamondra ho tsy mendrika ho hajaina ?
Raha mba ohatran'i Fiffi daholo isika dia tena manja ity serasera ity.
100. dadabe ( 02/05/2006 06:34)
marozevo > ngaha koa moa efa olondehibe i Fiffi ?? sao dia tokony hajaina doly kosa aza nareo ireto e , ny ahy anie ka ps fotsiny e, fa zah mbola pffff
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536